tara fotoana 2 andro

21. watafon ( 13/05/2006 10:09)
cielbleu :?: efa tonga kosa angamba izay e?
22. ariel ( 13/05/2006 11:07)
tsy midika koa nefa fa bevohoka ianao raha tara 2 andro ny fotoananao fa ny ahy ary efa 15 andro tsy tonga dia nisy signe maha bikina mandoa aho,mandrora signe rehetra @ vehivavy bevohoka de nisy tamiko doly, dia za efa nanantena nefa avy eo za nanao test fa tsisy ninin ka mahagaga iany a! ny ahy aloha zay e! fa ataovy iany ny analyse sao misy tampoka ao
23. Fiffi ( 13/05/2006 13:28)
watafon:
cielbleu :?: efa tonga kosa angamba izay e?
nanao ahoana tokoa izy ao ?


24. watafon ( 13/05/2006 17:14)
:roll:?::-D
25. Fiffi ( 13/05/2006 19:12)
wata koooo tssss ! ka mba te-ahafantatra zah hoe tonga hiany ve le izy sa tsia koh! :oops::-D:-D:-D
26. fijo ( 13/05/2006 20:06)
fa ngaha kosa ary dia nararaotina loatra ilay lanitra manga tsara e.
tandremo fa raha efa tara roa andro izany tsy mamely intsony ny pillule du lendaka an.
27. diamondra27 ( 14/05/2006 10:04)
ka anatra ho @ manaraka angamba


28. Fiffi ( 14/05/2006 12:09)
fijo: ka zany ary hoe lanitra manga zany ve de tsy hanararaotra ? nga tsy 48h ny validité ?
29. Vaika ( 14/05/2006 12:52)
nga tsy 48h ny validité ?
72 h aorian'ny "rapport potentiellement fécondant" fa tsy ny daty tokony nahatongavan'ny fotoana akory no mandaitra ny pilule du lendemain !!!!
Avy eo indray dia miditra amin'ny pilule abortive !
Fa azo atao contraception d'urgence koa ny RU 486 (pilule abortive : Mifégicyne ou Mifépristone) raha moins de 5 j (120 h) ilay rapport.
Fa raha tara kely ny fotoana ka positif ny test de grossesse dia RU 486 + Misoprostol (48 h après) SUR ORDONNANCE : 98% de chance que l'oeuf soit éjecté !
Tsipihina mafy eto fa ny Interruption de grossesse dia TSY MAINTSY DOKOTERA NA GYNECO ihany no manana halalana ka sao misy manaonao foana fa fiandian-kevitra fotsiny ny eto !
30. Fiffi ( 14/05/2006 12:58)
diamondra27:
ka anatra ho @ manaraka angamba
DM: ka hoe mbola tsy te-hiteraka hono akia izy an!


31. watafon ( 14/05/2006 13:53)
fijo::-D:-D
vaika: :wink:
32. Vaika ( 14/05/2006 14:01)
wata : voaray ra-doko !;-)
33. booboo ( 14/05/2006 14:05)
kay ve zany ny anaran'ireny pillules reny ? misy soulagées any izao mahita an'ireo hoe zany hono manala zaza dé ... dé ... dé ....:^). brrrrrrrrrr.
34. watafon ( 14/05/2006 14:05)
vaika: hihihi
35. Vaika ( 14/05/2006 14:44)
misy soulagées any izao mahita an'ireo
Raha izaho no eo amin'ny toeran'ireo "soulagés" ireo dia miataintaina mafy mihintsy aho, satria tsy ny olona rehetra no mazaka ireo fanafody ireo, maro tsy voatanisa ny effets secondaires ka mila fanaraha-mason'ny dokotera ilay 15 premiers jours.
Ka na izany aza dia tsy mety ilay mitsambiki-mikipy fa hanaovy ho'a ilay "crampons" ry zalahy a ! Ianareo vhv koa tsy hadino fa ianareo ihany anie no hijaly eo e !
36. diamondra27 ( 14/05/2006 15:38)
booboo: tsy izany doly ny anarany fa misy samy hafa ka!
fa le oe: raha sendra manao WE njy na nanao aventure ka tsy nanana le pilule hanina mahazatra de azo soloina an'io pilule de lendemain io

mijaly zahay vhv ry reto a!
37. booboo ( 14/05/2006 19:43)
diamondra27 > lé pillules abortives noresahin'i Vaika no nitenenako an'io fa tsy ny momba ny pillule du lendemain akory

vaika > eka ouz !
38. Fiffi ( 15/05/2006 04:43)
[quote=Vaika]
Ianareo vhv koa tsy hadino fa ianareo ihany anie no hijaly eo e !
Vaika: ountssss !! ka iza anefa no mampijaly ny vhv ?:wink:


39. Vaika ( 15/05/2006 05:29)
ka iza anefa no mampijaly ny vhv ?
Noheveriko hoe fahafinaretana anie le kôzy e !:-D
Aza dia généraliser-na lava kosa ny kôfy boay ry fiffi fa hiharahana manao ilay fika. Samy tratra rehefa ohatr'izay fa tsy hoe ny iray akory mpanararao-paty dia ny iray victime foana. Zaraina ilay fahafinaretana ary tokony tsy hisy hiharitra fa samy sahirana ihany rehefa tonga ny tokoa.
Fa ny tiko lazaina amin'ilay voalazako tetsy ambony dia rehefa samy tsy miheritreritra fa entim-po dia ny vhv no bevohoka sy mitondra ny mavesatra avy eo. Etsy an-danin'izany ny aretina maro isan-karazany ka sao dia hijaly fa hanaovy ny fimailo....misy koa ho an'ny vehivavy ;-)
40. Fiffi ( 15/05/2006 05:58)
Vaika: ka enao anie nilaza hoe "fa ianareo ihany anie no hijaly eo e !" :-D:-D:-D:-D de nilaza zah hoe : "iza anefa no mampijaly ny vhv" ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887