TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY

1. arson ( 08/05/2006 07:26)
Ny voalohan-tsoratrako angamba dia ny fiarahabanantsika rehetra eto @ serasera na vao2 izany na efa tranainy e!efa ela ihany izaho no saika hiditra tato fa zao vao tafiditra tsy izany mantsy fa izao:diso ny adiresy mailako dia tsy tafiditra izaho efa ho 1 volana izay.
Ilay zavatra ato aloa dia mbola be no tsy fantatro ka mba manantena ny fanorotoronareo e!
Mahafinaritra ny mifandray aminareo ary ny ifandraisako aminareo koa torak'izany ka dia mirary soa.
izay aloa ny teniko fa tsy mahita ambara intsony ka sao dia miteniteny foana eto
OK! BONNE CHANCE A TOUS :lol:
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:39
2. hery ( 08/05/2006 07:49)
Dia tonga soa e :-)

Be be ihany aloha ny zavatra eto amin'ny serasera. Angamba ny namana efa "goaika antitra" :-) afaka hilaza aminao ny antsipirihany. Fa ny torohevitro dia hoe isaky ny takelaka dia jereo hatrany ilay ery amin'ny ankavia ery amin'ny fanoroam-pejy fa eo daholo ny ankamaroan'ny zavatra ao anatin'ny takelaka iray.

Mazotoa e
3. hery ( 08/05/2006 07:50)
He he izaho indray no nahasoratra alohan'i Fiffi :-*
4. sipagasy ( 08/05/2006 07:51)
hihihi mifaninana injay i hery sy i Fiffi annn
5. Fiffi ( 08/05/2006 07:54)


hery: :-D:-D:-D:-D ka enao nisongona ahy fa zah mbola nanao an'io pankarta io de tara train eh! :-D:-D
6. Fiffi ( 08/05/2006 07:56)
misy mpisongona ato an! :-D:-D laingako zany! :):-*
7. Fiffi ( 08/05/2006 07:58)
sipagasy: hihihhihi :-*:-* ndry. :)
8. mamzelkely ( 08/05/2006 08:05)
de mbola resiny sipagay ko fiffii :-D:-D:-D:-*:-*

tpnga soa arson de mahita zay ilaina ee:-*
9. Fiffi ( 08/05/2006 08:13)
mamz: fa ndry resiko :-D:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 08/05/2006 10:52)
fa atsy ambadika atsy njy resiko atsy am am le mamafara atsy ;) :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 08/05/2006 11:17)
mamz: kiiiiiiiii !! hitako kah! nisongona indray an! :-D:-D:-D:-D:-D
12. arson ( 08/05/2006 12:07)
Misaotranao be2 amin'ny famaliana ny hevitro ry HERY.Tena mahafinaritra raha ohatranao daholo ny akama ato.Ho anareo REHETRA IZAY NAMALY KOA TORAK'IZANY, KA SAMIA MAHAZOA FAHAFINARETANA E!
Izaho aloha voasongonareo rehetra e!tsy maninona mihitsy izany
:-* :*
13. bebe ( 08/05/2006 12:39)
tonga soa arson an :-*
14. Fiffi ( 08/05/2006 13:46)
arson: de mba fenoy aza le mombamomba anao eh! :-D:-D
15. vale ( 08/05/2006 14:25)
TONGA SOA arson รด!:-*:-*:-*:-* :D
16. dadabe ( 08/05/2006 14:51)
tonga soa bebe:*
17. Fiffi ( 09/05/2006 03:33)
dadabe: fa iza ity bebe ? i arson ve ? lhl anie izy eh ! :-D:-D:-D sa i vale ? :-D:-D:-D
18. arson ( 09/05/2006 11:26)
Merci leisy bebe. iza aloa no tena bebe sy dadabe ao e!izaho aloha mety ho izy ihany e! raha mety misy hanao dadabe vehivavy na bebe koa.
fiffi:le mombamomba ahy ve?RAHOVIANA ISIKA NO IHAONA E!:-D
19. ari.malala ( 09/05/2006 13:04)
tonga soa arson d mirary serasera milay b ho anao
20. Fiffi ( 10/05/2006 05:16)
arson: tairo aloha ny ao @ mombamomba anao zay vao .... eh ! :-D:-D:-D tonga ve de mandingana etape be zao kosa ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8955