TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY

21. arson ( 10/05/2006 12:22)
Ny mombamomba ahy efa vita androany fa jereo ao e!sady nisy hanihany kely any @ farany ok leisy bebe e!
:{
22. Fiffi ( 11/05/2006 04:56)
arson: hummm hihihhi efa hitako kah! :) le farany :wink: :-D:-D:-D
23. ari.malala ( 11/05/2006 10:33)
arson, de mahità ze tadiavina r'ise a
24. arson ( 11/05/2006 11:21)
ari.cherie:misaotra r'ise a! se angaha tsy mba hitady?
fiffi:Aza ihomehezana toy izany ry fiffi a! nga tena mampiomehy be mihitsy.aou tena gravy be mihitsy a!
Rahoviana isika mifanoratra ireto vao mba hifankahita e!:twisted:8O:?:
25. Fiffi ( 11/05/2006 11:43)
arson: tonga de andefaso hafatra izay namana tianao kah! de ho hitanao miadana eo hiany ny tohiny fa mahazahoa izay hirina eh!
26. arson ( 11/05/2006 11:47)
MISAOTRA E! mety tena marina ve izany? otran'ny mampiomehy be zany.:?:
27. Fiffi ( 11/05/2006 12:04)
28. arson ( 12/05/2006 06:09)
salama daholo o!
aiza izany ry arimalala sy ny tariny a!to tsy rere sa mangatsiaka ny andro?
:^):*
29. Fiffi ( 12/05/2006 11:18)
arson: io ny andro ! de azo hatao tsara ity an!
30. arson ( 12/05/2006 12:26)
mifanohitra @io kosa e!
31. Fiffi ( 12/05/2006 17:24)
arson: an3 tena tsara be ny andro taty an! sady masoandro be no mafana.:)
32. arson ( 15/05/2006 05:47)
fiffi:salut!tratran'ny herinandro vao2!
samy manana ny lanitrany tokoa e!
33. Fiffi ( 15/05/2006 05:50)
arson: salut indray enao an! :)
34. arson ( 15/05/2006 06:04)
eto indray za!sady mikandra no mijery2 ny zava-misye!
efa ho 1semaine zao no tato mbola tsy nahita ilay notadiaviko ihany.le any @momba2 ahy zany.
hahahah tena mampome be an!
ok:lol:
35. Fiffi ( 15/05/2006 06:32)
:-D:-D:-D:-D de mandefasa dinika manokana raha izany koh!
36. arson ( 15/05/2006 11:02)
:?::?::?::?:
37. Fiffi ( 15/05/2006 12:09)
arson: ountsss ! fa nahoana no gaga be ? ka raha ohatra ka te-hitady enao le ao @ momba anao le farany de tonga de hanokafy dinika vao2 hoe "mitady ..." koh!
38. arson ( 16/05/2006 04:43)
Andraso fa andramako zay.za moa fantatrao fa vao2 ihany eto @ity zvtr ity.ao @ ilay momba ahy mihintsy zany no miditra?
OK!
39. Fiffi ( 16/05/2006 05:50)
asron: an3 kah! jereo ange ao @ dinika "Antson'ny fo" de ho hitanao ao daholo ny fomba fandefasana dinika vao2 an! Ohatra hoe miditra ao @ Antson'ny fo ianao de klikeo hoe "Hanoratra hafatra vao2" sa moa hoe "Handefa hafatra vao2" de eo no lazainao izay tianao lazaina! jereo kely ao ange eh!:)
40. arson ( 16/05/2006 06:21)
ay! misaotra fiffi a!andeha hataoko mihintsy io.aza matahotra enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1424