TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY

41. texminetsal ( 15/07/2006 18:27)
dia faly miarahaba antsika rehetra ato amin'ny serasera.org eh ! faly fa tafiditra ato, noheveriko fa mila le carte bancaire sy ny tohiny vao tafiditra mambra kay kdôna fotsiny dia izay! :lol::lol: dia mba iresaho le namana vaovao fa inona ary no maha mpinamana eh???=))=))
42. cutie ( 15/07/2006 18:30)
Mpandefa : texminetsal [ Valio ] 15-07-2006 23:27:50
Lohateny : Re : TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY
dia faly miarahaba antsika rehetra ato amin'ny serasera.org eh ! faly fa tafiditra ato, noheveriko fa mila le carte bancaire sy ny tohiny vao tafiditra mambra kay kdôna fotsiny dia izay! dia mba iresaho le namana vaovao fa inona ary no maha mpinamana eh???

ary toa tonga de tapa-tsinay :-D:-D:-D:-D
43. arson ( 01/08/2006 12:39)
tapatsinay izy fa tafiditra ato @ forum izay misy ahy nefa na de izany aza de miarahaba anazy tonga soa za! tena vao2 be mihitsy enao zany an!ka na ny asinao ny tenanao aza tsy hitanao!haahhaaha:-D:-D:-D:-D tena mampome be tena latsaka mitsy za.:{:{:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4894