AMBOHIPO izao sisa ve no niafarany?

1. xxx ( 06/04/2006 14:10)
sendra hitako ity blog ity ny tena moa mponina teny taloha, nilaozana 15 taona lasa izay hatramin'ny nipetrahana aty ivelany.. dia hita fa simba sy mivari-lavo tokoa AMBOHIPO !!mampalahelo
http://www.ambohipo.canalblog.com
2. cutie ( 06/04/2006 14:22)
hojerena ndray zany refa tonga any.
3. nikopol ( 06/04/2006 14:34)
zao kosa ve dia mivarilavo e ! milay le izy koa ! za koa teny taloha fa hitako hoe tsy maninn :lol:
4. petsambava ( 06/04/2006 14:38)
cutie tsy mila mankany akory fa eo @ ilay hoe jereo eto dia misy sary...
eny e tsy Ambohipo ihany no hita fa mivari-lavo fa misy quartier hafa koa asa re inona no antony?
5. cutie ( 06/04/2006 14:41)
efa nojereko ka :P
6. ravakamalala ( 06/04/2006 14:48)
tttsss, mivari lavo ahoana kay e! tttsss
mba teneno hoe ry xxx ny antony ilazanao hoe mivari lavo ilay tanana?
sao d mba tsy ilay tanana no mivari lavo?
7. Fiffi ( 06/04/2006 15:09)
dia hita fa simba sy mivari-lavo tokoa AMBOHIPO !!mampalahelo
mety tsy fantatr'i XXX angamba ny dikan'ny hoe "SIMBA SY MIVAROLAVO" nefa raha tena miheritreritra tsara i xxx tsy miseho masoandro dia tsy ho Ambohipo simba sy mivarilavo no andehanan'ny tompon'ny blaogy hanaovany sy hampisehoany ao anatin'ny blaoginy. Ary raha jerena tsara nefa ny tanana dia madio tsara , sy mba tsara ery mihoatran'ny tena hatao hoe simba? Sa ve miheritreritra i xxx fa tokony nasiana lapasoa teny ? heritrereto tsara anie eh ? efa 15 taona zao no nandaozanao tany , nefa jereo ity hatsarany! raha izany dia maninona raha miverina any ary xxx hanao izay tianao ahatsara azy arakin'ny hitiavanao azy ?
8. fiaritiana ( 06/04/2006 15:11)
aiza no mivarilavo amin'izao??tanàna mbola milay tsara zao! zany hoe ny tian i xxx lazaina angamba dé hoe niova fotsiny satria 15 ans zany kosa ve na mety hoe zatra mahita an i lé tsara be tany ivelany!!
9. Fiffi ( 06/04/2006 15:14)
ny ahatsarany mihoatra ny tanana tena azo lazaina hoe simba io an!
ravakamalala: mety tsy hainy akia ny dikan'ny hoe "mivarolavo" an! nefa na izany koa aza dia raha mba hontsa ny fonao fa tsy arakin'ny fanantenanao ny momba azy , maninona raha mba lazaina fotsiny hoe: tsy tahak'izao io tanana io t@ nandaozako azy ka mba jereo anie ny fihovany eh ? dia mba alefan'i xxx koa ny blaoginy jerena fony t@ 15 taona lasa izay......
10. cutie ( 06/04/2006 15:19)
fiffi:wink:
11. Fiffi ( 06/04/2006 15:29)
cutie: ka raha tena jerena kosa anie tena tsy hitako izay hidiran'ny "mivarolavo" ao eh ? raha jerena fotsiny zao ohatra eny Isotry izay tena azo hatao hoe simba mihoatran'ireo sary hita ireo , marina raha tena mbola tsara lavitra mihoatra eh!
12. cutie ( 06/04/2006 15:36)
marina ny an-jy nga:wink:
13. dadabe ( 06/04/2006 15:39)
:roll::roll::roll:
14. cutie ( 06/04/2006 15:43)
manin njay zao dadabe io :roll:
15. ainaheri ( 06/04/2006 16:10)
ra xxx tsy haiko hoe voatery ho hanana ihany ve ny olona ao anatin'ny fokontany iray na firaisana na fivondronana iray zay vao atao hoe mandroso sy tsy mivarolavo araka ny filazanao azy??Nefa tadidio rahavako fa na aiza na aiza ny firenena alehanao
na ùmandroso otran'inona aza izy tsy maintsy misy ihany ny fadiranovana,ka raha fahitako ny sary tsy ataoko olana satria miady @ fianany izy fa tsy mivarolavo veli2,raha manakaiky an'i Parisy ianao d mandalova ao @ 18eme Arr!!
16. totofy ( 06/04/2006 16:31)
bedada io milalao Lata:-D:-Dbatra =))=))=)),
tsara kosa lay blaogy é , tsy hitako hoe ratsy mivarolavo ??????
17. ravakamalala ( 06/04/2006 16:57)
totofy > fa maninn bedada no milalao latabatra? manisy savoka?

fiffi : f'hita anie hoa e! tanana madio, ny trano mijoro ny olona mirana endrika sy bolangina, ka inn ndray ary? ssshhhhh
18. totofy ( 06/04/2006 18:46)
ravakamalala ié, manisy ....:-D:-D savoka ny lata..=))=))=)) batra re bedada é , tsy azonao ve????, ny saiko koa ngamba no vilana :-D:-D:-D=))
19. ravakamalala ( 06/04/2006 19:18)
hosorana savoka mba hangirana sa mba ho manitra sa...?
20. miangola ( 06/04/2006 20:10)
XXX>de tsy menatra akory ve enao io milaza fa mivarilavo ny tanindrazanao?
raha za manokana na ratsy na mivarilavo ny taniko dia tiako foana fa anà io, tsy homen'ny vazah ny azy mihintsy akory mandrak'izay fa mpiavy foana no anaratsika(ho antsika aty hivelany)ny fasana hilevenanao aty aza handoavanao vola raha milevina aty enao.
Mba menatra wa fa tsy faly hitsikera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1243