AMBOHIPO izao sisa ve no niafarany?

21. xxx ( 07/04/2006 05:03)
Izaho aloha dia mipetraka eny Ambohipo efa am-polon-taona e ! Fa toa mba hitako mivoatra ihany ka ! Betsaka ny trano moderna raha ala no teny taloha mitombo be koa ny mponina eny ary isan-karazany. Mora ny mitsikera, sarotra ny manao zavatra, fa mivderena mbamitondra ny trai-kefa tany hivelany tany dia mba hampiaro eny Ambohipo e!
22. methode ( 07/04/2006 20:55)
Za aloha mbola tsy tany Ambohipo e!
23. cutie ( 08/04/2006 18:08)
methode ndao hiaraka ho any e :wink:
24. dadabe ( 09/04/2006 04:36)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 06-04-2006 21:31:51
Lohateny : Re : AMBOHIPO izao sisa ve no niafarany?
bedada io milalao Latabatra ,
tsara kosa lay blaogy é , tsy hitako hoe ratsy mivarolavo ??????


kay le!! masaka be kosa izany le :-w:-w:-w totofako lah anjoany le :evil:
25. methode ( 09/04/2006 08:38)
cutie> Rahoviana ny fotoana ary?:?: Efa kely sisa dia hody any za mantsy! :lol:
26. cutie ( 09/04/2006 15:17)
methode omeo daty:wink:
27. methode ( 10/04/2006 21:24)
Ko za aza mbola tsy manana daty ko! lol
28. cutie ( 11/04/2006 11:20)
lol:lol::lol::lol::lol:
29. Herimiafina ( 11/04/2006 16:04)
Eeeeh, any izay ilay malala e! mihinana mofo kitoza irery, ahan :@:@
30. cutie ( 11/04/2006 16:38)
mofo kitoza hono:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 11/04/2006 17:06)
Misy mpivarotra mofo kitiza izay eo akaikin'ilay mpivarotsa saribo eo amin'ny fidirana amin,ny tsaena raha hitanareo! ahan :@
32. cutie ( 11/04/2006 17:17)
tsy mahalala an'zany za8O
33. Herimiafina ( 11/04/2006 17:55)
Ao antsena akia an! misy mpivarotra saribo eo ampidirana eo de eo ambonimbony kely misy mpivarotar mofo sira, sns, de roapolo ariary momnja ny mofo kitoza! ahan :@
34. cutie ( 11/04/2006 17:56)
:-Dza mbola tsy tany Ambohipo koa,mbola hianjy an'i methode
35. methode ( 11/04/2006 20:52)
cutie> Aiza zany ny fotoana aloha e? Hay moa za efa nandalo kely tany ihany fa nijery fety fotsiny fa tsy tadidiko akory hoe ohatran'ny inona le Ambohipo!
36. cutie ( 14/04/2006 19:42)
methode, aleo @ zay tohizana pv sa ahoan hoy se:wink:
37. methode ( 15/04/2006 10:23)
Eny indray ary ko! :lol::lol:
38. naritsimba ( 25/08/2006 09:33)
Miarahaba antsika rehetra izay nipetraka teny Ambohipo na taloha na @ izao fotoana.

Izaho dia hatramin'ny fahazazana ka hatramin'izao dia mbola mipetraka eny Ambohipo, nanomboka ny taona 1969.
Tena tanana milamina sy nahafinaritra Ambohipo fahiny, ary tena marina ny voalaza hoe izao sisa. Ny tanana dia miitatra tokoa ary tena marina izany, fa ny loto kosa eh! tsy sanatria akory milaza hoe iza no mandoto, fa tsy tahaka ny taloha intsony, ary ny tena nahatonga izany dia hatramin'ny nisian'ny CITE UNIVERSITAIRE teny Ambohipo dia tena naloto ny tanana, tsy sanatria hanome tsiny be fahatany akory, fa tena misy mihitsy ny tsy fanajana ny fahadiovana ataon'ireo mpianatra mipetraka @ cité universitaire, maro @ izy ireo no tsy nahay nampiasa kabone fosse septique, na ao ireo fady mampiasa kabone tany @ nisy azy tany dia aleony manao ny ataony eny @ sisiny eny.
Ireny canal fanaovana course kapsily eny dia tsy fahiny ireny ho an'izay nahatsiaro dia efa rano maloto no mameno azy, teo ihany koa ny fanitarana ny cité Ambohipo izay nataon'ny tompony rehefa lasany ilay trano dia tsy nanara-dalana intsony fa dia samy nanao ny saim-pantany.
Ho anareo izay nipetraka teny taloha dia aza manantena intsony ny hahita an'Ambohipo ho madio izany fa dia tena hoe maloto na dia mijoalajoala aza ny trano.
Tsy hoe fanavakavahana akory sanatria fa dia tena ireo mpianatra mianatra eny Ankatso no tena nanimba ny tanana, sady misy ny mifoka rongony, mpisotro toaka, mivaro-tena, sy ireo hadalana maro samihafa.
Mampalahelo fa raha miteny izany ny tena dia lazaina fa manavakavaka satria ny mpianatra avy any @ faritany no mipetraka @ cité U fa tsy ny efa mipetraka eto Antananarivo.
Raha misy aminareo nipetraka teny taloha dia afaka mifanoratra amiko, ary afaka manao fotoana isika mba handinihantsika hoe: inona no ataontsika mba hamerenana ny lazan'Ambohipo fahiny na ny fahadiovany, ny fanatanjahan-tena, ny hirahira sns.
Mampalahelo e!
39. methode ( 25/08/2006 16:45)
Mbola hadio io rehefa samy mihezaka sy mahay mifampitondra! Asiana fanaraha-maso sy lalana mifehy ny fahadiovana!
40. iriko ( 29/10/2006 19:31)
raha izaho no mahita anio de mbola misy azo jerena ihany ehh, fa misy toerana hafa anie ka mahamenatra mihitsy ehh, na ny olona aza lasa midina koa ny fisainany, azafady fa tena ratsy mihitsy kah, raha maba miteny ianao de ny tena indray no lazainy mianakendry, fa maninona no tsy mijanona any an-dafy any hoe...8O8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2501