hivavaka ho an'ny taniko aho ...

21. Veloo ( 16/02/2006 16:09)
caprio sy diamondra a ity anie hivavaka ho an'ny tanin-drazana FOTSINY NO hangatahina antsika rehetra e... bien sur ny fahotana atao sy ny sisa ao ko..
Fa ity mba SPECIAL.... :lol:
oy i caprio:
hilaina ny fiaraha-mivavaka,kanefa aza dia @izao fiainana mandalo izao hiany no anantenantsika valiny,fa sao diso fanantenana isika satria hoy ny tenin,Atra hoe:Raha @izao fiainana izao hiany no anantenantsika an,i kristy dia mahantra indrindra isika,Isika mantsy rehefa mivavaka dia manantena valiny avy @Atra araka ny zavatra nangatahin-tsika kanefa matetika tsy araka izay no zava-mitsanga dia kivy isika,tsarovy anefa fa rehefa miankina Atra isika dia izy no mahafantatra ny mahasoa antsika eny fa na dia mangataka harena aza isika dia mety ho vao maika fahantrana no miseho,fahasitranana mety ho aretina sns....ary tena izany mihintsy io Atra io,mila mizatra miaraka aminy isika dia ho fantatsika ny toetrany araka ny tenin,ny soratra masina manao hoe:mifankazara @ tsitoa hianao dia hiadana.Amaranako azy dia manohana ilay hevitry ny namana teo aho fa tokony hifanome ora isika dia miara-mivavaka,dia ho samy lasa mpanompon,Atra daholo anie isika rehetra


iza moa no tsy mahalala ny fianana eto an-tany...izany tsy midika oe mila mivavaka ny TANIN-DRAZANA mba hanampianan'Antra ny filoha hitantana izay azony atao....:roll:

soso-kevitra ny ahy ary ny antony satria i bichette mba nanontany antsika ny mba hivavahana ny tanin-drazana.. Bien sur tsy ho tonga dia ho lafatra ny fiainana fa Andriamanitra mahalala izay maha tsara an'i DAGO??????

ary ny CHAINE DE PRIERE no itako fa tena efficace. De zay fotsiny rehefa tsisy te-hanao moa inn no azo atao???:wink:
22. Veloo ( 16/02/2006 16:12)
Bichette a ka zay anie ilay izy e.
oy aho oe:

@ 12h de l'aprem... dia tena mandaitra mihitsy.
6h du mat usa
12h de l'aprem ao frantsa
@ firy any dago?
any chine?
afrika du sud

@ 6h du mat aty aminay no midi any frantsa.. dia izany no nanontaniako oe @ firy ny any Dago @ zany fotoana izany? any chine? etc....
23. Veloo ( 16/02/2006 16:14)
oy i diamondra oe:

veloo: any italie sy egypte sy suisse, nicaragua, +++ koa misy namana e!


bien sur c'est pas limite oe usa sy dago etc...

rehefa misy ny ankizy mijery eto dia tokony milaza ny orany izy qui va correspondre a l'heure de france A MIDI.... de zay....
24. marozevo ( 16/02/2006 22:59)
Hevitra faran'izay tsara.. tena tsara... Ary tokony ho efa natao hatrizay mihitsy.

Tsara koa ny handalinana am-panahy (mediter) sy hanaovana amin'ny fo (prier) ny hiram-pirenentsika eh. Atao isan'andro io, fara faharatsiny amin'ny Radio sy TV, fa atahorana tsy ho latsaka am-po. Tsara ny manamarika fa isika dia anisan'ireo Firenena vitsy dia vitsy manana hiram-pirenena miendrika vavaka. Mba jereo ange izato fitsatony eh :

Tahionao ry Zanahary - 'ty Nosin-dRazanay ity.
Hiadana sy ho finaritra - E sambatra tokoa izahay.

Ny andininy telo moa dia tsy lazaina intsony fa mitory finoana lalina dia lalina, tsy ho an'ilay mpamorona ihany fa ho an'izay Malagasy rehetra sahy mihira io hiram-pirenena io. Malagasy aho, Malagasy ianao... ndao hatao ny HIRANTSIKA fa izay mihira mivavaka indroa.
25. Herimiafina ( 16/02/2006 23:13)
bichette :-*:-*:-*:-*
26. dadabe ( 17/02/2006 05:05)
hummmm mafana ny fifanakalozankevitra
27. bichette ( 17/02/2006 07:03)
hivavaka ho an'ny tanindrazana izany isika isaky ny ami'nny 12h atoandro dia mba mivavaka ho an'ny malagasy koa mba hiova fo ary mamerina misaotra anareo indray nanohana ny hevitra.

:-*:-*:-*:-*:-*:-*

28. Veloo ( 17/02/2006 17:25)
bichette a ie ka rovina no atao? tsy aleo ve aloha mianjy kely mba hisy ankizy hafa iditra eto, mbola vitsy isika no hanao azy?:wink:
29. vale ( 17/02/2006 18:03)
zaho aloha dia vonona ê, ka miandry ny olona sasany mba ho betsabetsaka marina ny manao azy amzay :):)
30. Fiffi ( 18/02/2006 06:55)
hevitra tena tsara ny an'i bichette ka alefaso ary hatomboka rahoviana na dia efa nisy nanomboka aza fa ho ny antsika rehetra kosa :-*:-*
31. marozevo ( 18/02/2006 23:30)
Ny ahy leiretsy efa ela no natomboka marina eh... Dia manaraha ao aoriana ao izay mbola hiandry eh. Misaotra antsika fa tena mila ny vavaka ataontsika ho azy i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy tsy an-kanavaka, indrindra ny mpitondra.
32. Veloo ( 20/02/2006 00:15)
marovezo a tsara izany, iza no no tsy mba mivavaka ho an;i tanindrazana fa afa ihany wa zany oe olona betsaka miaraka mivavaka, "union fait la FORCE" ry reto a.. . Rehefa vonona isika dia afaka hanoratana ny rehetra atsy @ namana atsy milaza ny date...
sa ahona ry bichette?:wink:
33. bichette ( 20/02/2006 06:50)
azontsika tonga anie dia hatomboka anbamba ilay izy ! marina fa mety mbola hoe somary vitsy isika fa tsy manakana antsika hanomboka angamba ; sa ahoana ? sao dia mba tsy tokony hangataka andro isika hivavaka? tsy hay angé izay mety hiseho rahampitso e ! :? raha izany aza dia hatomboka amin'ny herin'ny alatsinainy ilay izy ohatra kanefa afaka manomboka mivavaka isika isaky ny amin'ny 12h , vavaka special ho an'ny malagasy sy ny tanindrazana.

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
34. Veloo ( 20/02/2006 23:45)
OK za vonona ary e... le firy aloha zany @ herinny alatsinainy zany e? preciseo tsara oe:-*
35. marozevo ( 21/02/2006 01:19)
Veloo:

marovezo a tsara izany, iza no no tsy mba mivavaka ho an;i tanindrazana fa afa ihany wa zany oe olona betsaka miaraka mivavaka, "union fait la FORCE" ry reto a.. . Rehefa vonona isika dia afaka hanoratana ny rehetra atsy @ namana atsy milaza ny date...
sa ahona ry bichette?:wink:



Za anie tsy mandà ilay hiarahana mivavaka eh... Tena mahafaly be ahy mihitsy io, fa ny nahatonga ahy hiteny an'io ambony io, dia noho ilay hoe mbola hiandry ho betsabetsaka vao hatomboka. ka tsy tokony hatomboka ve aloha, fa atao toy ny kabarin-dRainisalama, ka ny sisa manaraka ihany.
36. Veloo ( 23/02/2006 16:52)
37. marozevo ( 24/02/2006 00:08)
Veloo:

8O



Mbola tazoninao ihany ilay voalohany etsy ambany ilany havia etsy eh.. sady tena niakatra be fa tonga 3585 amin'izao ora anoratanay izao. 2h du matin aty italie.
38. Veloo ( 24/02/2006 01:56)
8O8O ndana aingana matory:wink:
39. vale ( 24/02/2006 08:47)
bichette, ka ilay izy lay hoe mila miaraka maromaro ange fa tsy itako tokoa izay angatahinandro e, fa dia rakitra izany fa samia manomboka daholo e!:-*:-*:-*
40. marozevo ( 24/02/2006 23:43)
Ho an'izay efa manao na efa manomboka àry : hampitoviana ve ny ora sy ny fotoana ary ny hevitra fonosin'ilay vavaka hatao, sa samy manao izay vokatry ny fony?
raha hatao mitovy, iza no hamorona na hanolotra ilay vavaka hatao ? Ary amin'ny ora fahafiry no tena mety ? Ndao tsy dia hatao lava loatra dia amin'izay tsy manahirana ny fanaovana azy na amin'ny firy na amin'ny firy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4526