Fihinana ve izany?

1. kally ( 12/05/2004 14:50)
Eto indray samy mitantara ny sakafokafo fanaony tsy sahy aroso olona nefa tena tiana.
Ohatra hoe ny ahy an!biscuits maromaro dia ataoko anaty ronono dia afanaiko.
Ny an'ny zandriko an!mofo gasy sesehiny hena baolina.Ary ny anareo?
novalian'i titakely ny 04/07/2004 19:20
2. ikaretsaka ( 12/05/2004 16:27)
Cake asiana pate de campagne..
Atody omlet atao sandwich dia asiana ketchup.
Pain d'epices asiana totokena na corned beef ao anatiny
3. xxx ( 12/05/2004 16:31)
Berliner (Ich bin ein Berliner)

Dikany: Mofo mamy be siramamy be aho.
--
Kenedy
4. kitjo ( 13/05/2004 02:47)
vary asina ronono d kitoza ny laoka na sosisy

dein,ny an zandrinay fanta ataony ro,ggrrrrr


aty marina koa ,any @ ikaretsaka koa ngamba, ny jus de bozaka, tena bozaka tena bozaka mitsy no atao jus, d anaty can amidi oh coca sns reny
fa tsaraaaaaaa

d ny jus de vahona moa efa ela b fa za tsy tia
5. samoina ( 13/05/2004 07:23)
Misy namanay isaky ny mihinana akondro dia asiany dibera bdb foana. Dia tena mankafy toy ny zaza omena bonbô mihintsy izy !!
Ny ahy indray matetika ny hoaniko vao maraina 6h30 dia vary asiana rano na ronono + cacao + tantely. Mmmm!
( samy manana ny tiany marina e ! )
6. fatsoraly ( 13/05/2004 10:08)
Mpandefa : kitjo 13/05/2004 05:47:45
Lohateny : Val : Fihinana ve izany?
vary asina ronono d KITJO ny laoka na sosisy ...

Fihinana v zany?

7. nananie ( 13/05/2004 12:01)
'zany hono ry Kitjo a!

Ny ahy indray chips sy mayonnaise. Na pain brioché mamimamy asiana karazana fromage mahery.
8. samoina ( 13/05/2004 12:07)
misy marina v ny mpihinana tavi-kena sy nestlé fa efa ela no nandrenesako hanihany momba izany ?!
9. nananie ( 13/05/2004 12:17)
hihihi. Refa misosa refa atelina moa anin?
10. nananie ( 13/05/2004 12:18)
ny ahy koa vary miharaka @ mayo sy ketchup hafangaro no mba tiako.
11. booboo ( 13/05/2004 12:28)
akondro ilay efa diso masaka lôtra ireny dé ampiarahana @ siramamy na nestlé !
12. oully ( 13/05/2004 15:16)
Ny efa nohaniko taloha koa dia hena sy anana ary mangahazo tetika hampiarahina atao ro. Manja beee
13. kitjo ( 13/05/2004 19:07)
oay, anamalho no atao aminy, za ko efa nihinana ry oully, tena sakafo gasy io fa tsy le mihinana ny tsy d fihinana araky ny sujet

ny ahy koa zavoka hohanina @ mofo mbo tiako
14. fijo ( 13/05/2004 20:53)
ny ahy sifotra.ary io tena milay an
15. kitjo ( 14/05/2004 07:18)
in moa ty sifotra?
le oh akorandirka reny ve sa moa in?fa tsy anaty rano
16. mumu ( 14/05/2004 07:22)
nena voamadilo sy bonbon
kitjo: ie reny hono no fihinany i fijo akia dain!....
17. oully ( 14/05/2004 08:45)
Sifotra zany ve tsy escargot ry reto an!! nisy olona izay nandalo taty aminay dé nasain'ny olona izahay ny krismasy dé escargot no naroso, fa saika tsy nihinana leiry fa ohatran'ny hafahafa ao am-bava hono. Kanjo nony nisy nanasa fanindroany zahay dé izy indray no nambosimbosika. Mihinana ny tsy fihinana tokoa :)
18. jhouhlambout ( 14/05/2004 09:22)
vary misy sira! mmm
19. kitjo ( 14/05/2004 16:24)
hay tkou mouuuuuu
marina zany

za ko efa nihinana t@ resto indonesien fa oh huitre na moule iany ko
tsy ratsy k
20. chipie1 ( 14/05/2004 18:04)
zavokà sy mofo kou hmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917