Fihinana ve izany?

41. xxx ( 26/05/2004 06:13)
t@ zay nipetraka tany T/ve d tao antokotaninay misy trandraka mandalo! hazain'le mpiandry ny tanàna d iny no ataondry zareo laoka!toa tsara hono!fa zà aloha tsy sahy nihinana eh
42. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:30)
andro amin'ny manaraka fa izay mihinana ihany no mahalala ny tsirony
43. jhouhlambout ( 27/05/2004 07:29)
Corréction:
andro = andramo
44. ikaretsaka ( 27/05/2004 20:06)
tsara io tratraka io..
45. fijo ( 28/05/2004 00:14)
izao e,fihinana daholo ny zavatra fa isika no tsy zatra.ohatra tamin'ny olona tsy mbola nihinana omby anie ka dain koa izany ihinana omby izany e.izao milelamolitra daholo.
46. booboo ( 28/05/2004 08:06)
raha zà manokana dé sarotra beee ho anà ilay hihinana biby tiako ( saka, vôlavo, sokatra, vôngory .... ) maika moa fa nahita an-jareo vonoina ( akoho ...... )
47. ravatorano ( 28/05/2004 09:10)
booboo>izay no maha boubou anao efa nozarin dry sangho han sy ry trenk tamin ny kosolà ianao dia tsy mihiba kena koa.
Nenah raha hitako eo ny anamboarana azy ka fantatro fa ilay tsy fihinako ity dia tsy mikitika aho fa raha efa any akibo vao misy miteny tsy koi indray fa mifangaro tsara izy any.
48. chipie1 ( 28/05/2004 09:14)
kay nena mivoaka ndraindray raha vao fantatrro oe zao iny , ny saina kou mitondra anio e...
49. booboo ( 28/05/2004 12:20)
ravatorano> hihihi
50. jhouhlambout ( 03/06/2004 06:46)
:o]
51. kitjo ( 08/06/2004 15:50)
hihihhiih
misy tsy mahazaka ny an ravatorano io fa avoakany koooo

misy ndray ny mampme le mihinana d oe tsara be izy zany fa rehefa teneninao oe misy anona io ka tsy azoazony tonga d oe deeeinnnn, ratsy be tampoka...
52. fijo ( 08/06/2004 22:11)
rehefa any kosa dia efa tsara izay ko.ny ahy raha vao tsara handro dia pehako.
53. unik ( 11/06/2004 20:04)
nareo angah mbola tsy nahita an lé aziatika minana foeutus tao am télé? tsy mise en scène fa tena izy!!!
54. kitjo ( 03/07/2004 07:20)
deinnn
zareo ao Taiwan no tena mpihinana an'io, ..... no asaina hohaniny (Taiwan) d foetus no nalainy,ihihiih
ny ao Chine njay alika, olitra..

dein, soa aty fa tsisy fa na zany aza mitanjina iany k!
55. fatsoraly ( 03/07/2004 13:24)
TAI WAN?
Mihinakina-pôna marina!
56. kitjo ( 04/07/2004 08:55)
k tsy ilay nasaina nohaniny no nohaniny ko!
57. titakely ( 04/07/2004 19:20)
nisy chauffeurnay izay nitantara ka hitanareo io palais eo iavoloha io coreen no anisany nanao an'io
dia nisy alika maty voadonany auto mobilina teo tami'nny lalana efa hiditra n'i iavoloha iny dia niverenadreo nalaina hono ilay alika nony harivariva fa lazainy fa iny hono tena tsara , saika nandoa any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292