Fihinana ve izany?

21. oully ( 15/05/2004 09:52)
Ie, mitovy @huitre na moule, toa ataon-dry zareo aty aminay sakafo mihaja izy io. Fanasana olona isaky ny Noely. Tsara kah.
22. xxx ( 16/05/2004 09:00)
ary sambosa lemana @ milkshake koa v mbô tianareo? ny an'i zandrianay manko d zny no ataony
23. kitjo ( 16/05/2004 09:29)
ndraso refa mankany Majunga eo @ Zam ZAm manandrana fa eo sady misy sambos no misy milkshake

Ao @ Shalimar koa kay,ihihih
24. kitjo ( 16/05/2004 09:31)
fatsoraly>>> aza miteny2 fona fa bedy eo an
25. xxx ( 16/05/2004 12:43)
tao @ adam et eve mihitsy no nihinany an'zany kah!aza hitako zany ka fahotana
26. kitjo ( 17/05/2004 10:21)
vao ho andramana oa
xxx> fa nga t@ Adama sy Eva efa nisy milkshake?
27. olly ( 17/05/2004 13:37)
vary sosoa asina nestlé!mmmmmm
28. xxx ( 18/05/2004 11:49)
ie tany le any t/ve
29. yonikafopl ( 18/05/2004 20:49)
fihinana ve izany?....., misy namako isaky ny tonga ao amiko ny iray mangataka vary manta , ny iray mankao @ salle de bain mandany ny colgate ko ao grrrrrrrrrr, dia misy iray izay indray mazoto manafatra taniravo avy any Dago mihintsy na mividy ireny vase kely vita @ tanimanga ireny dia toy ireny mihinana biskuit ireny, kay , kay, ... mihinankinampoana
30. ravatorano ( 19/05/2004 12:29)
saka asiana poivre andrahoina amin ny labiera !
Fihinana v izany fa tena izany no naroson ilay olona(fianakam 's ) izay raha sendra nisakafo tany aminy izahay fony mbola kelikely niaraka tamin i da sy neny.
Nojerena aloha fa manitra tsara noho ireo pitsopitsony fangarony . tao izany ditin sa romarin , ny trois epices izany ,.Tena mena fify ile izy noloarana tany ary dia samy nilendaka dhl.
Nalefa ny ro fa tsisy nahasehaka fa tany amin ilay sakafo mafilotra ihany.Velona ny fanontaniana hoe inn io : vorombe hoy ry zareo nefa tsita ny lohany de niodina ny resak farany samy voky ary lany le vorombe.Vita iny dia samy namonjy ny akamany tao ambovo tao no nikaratra tao no nilalao hafa de velona ndray lay fanontanina hoe inn marina le teo e :nolazain i tantina ary fa le sakany matavibe tao antranony iny !
Aoka letsy fa tena saika nisy nigob 's aloha afa tsizaho e .Efa niditra iny de tsy mivoaka tsony fa nilay le nanaovany azy ahFa ny tena tiako dia do (bibilava do) asiana aferony kely fa tena milay raha zà no mikarakara anazy
31. booboo ( 19/05/2004 12:44)
kay lé gaona a !
32. hendry ( 19/05/2004 15:29)
mofo dipaina asiana menaka manta dia atono kely(rehefa tsisy atao anaty mofo io).
33. fijo ( 20/05/2004 00:30)
ravato an,mitovy amin'ny bitro ihany izany.za efa nihinana ary tsara be io.fa mila mahay manala fofona ny mpahandro sao manimba ilay kaly.
34. yonikafopl ( 20/05/2004 02:08)
voalavo koa fihinana, ilay voalavo any anaty zetra ireny, tany Ambatondrazaka izahay sendra ny fiakarambokatra iny mihintsy , dia nadeha nanangom-bary dia nisakafo , tena natsiro aloha ilay izy a! nony vita ilay sakafo , dia nilaza ry zareo hoe voalavo anie ilay nohanina teo r! beurk, tena nihoakoaka nando aho avy eo fa tsy nivoaka intsony ilay izy.
35. poupounesana ( 20/05/2004 16:50)
le saoferanay taloha zay nandeha nanao mission tany @sisiny tany d niditra resto sinoa. nikomandy laoka ka le izy @teny sinoa ao anaty menu.de nihinana. nangataka wc ary izy d feno alika bdb tao andakozia!d hozizy t@ le sinoa mpahandro we : ouh tsara tarehy b io alika b volo b io zany! an3 hozy le sinoa, "io tsy tsala, le lay nohaninao teo tsala! " maskitan'alika!
tany afrika indray, nandeha t@village ambanivohitra b tonton-nay, d ao @ le tanàna somary indigène b le oll tao sady le mbola mihaza any anala ireny!tonga ny ora hisakafoanana ny hariva:eo amoron'ny afo daholo zareo vahiny sy tompontanàna! d ny an'le tonton'nay hoatran'sandrin-jazakely zany no nomena azy!tsy maintsy hoanina fa oinn b @ le oll han sady zareo hono pozin'le mampatahotra b reny!hay le izy sandrin'nà gidro!nareo v sahy hihinana an'zany?
36. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:50)
tena ny ahy aleoko voay ihany kle.. fa ilay atidohana Ragidro sy mazikitan'alika koa aho efa nihinana dia ihatran;izany heo any ankibo efa levona tsara vao misy miteny..
37. booboo ( 23/05/2004 20:25)
nihinan-tsy fihinana ara-bakiteny dôl zany nareo ankamaroan'ny namana lé !
38. voninkazokely ( 23/05/2004 20:52)
katsaka sy voanemba zao no tsarotsaroan'ny vavako mbola tiako ho hanina!
39. ari.malala ( 25/05/2004 12:35)
Ny ahy mangazo asiana sira no naroson'olona ahy tany Moramanga fa saika nihoaka aho!
40. kitjo ( 25/05/2004 16:43)
ari.malala> tsy hainy nahandro azy ngamba fa aisna hena sy anamalaho reny tsara kooooo

ravatorano>> za koa mba tia bibilava,do, znay oe tsy jerena aloha le poziny e,
ao @le resto oe "villa soleil" eo Anosivavaka mankaty Alarobia io no tena mahay azy, sao dmisy tsy mahalala ra mankao fa zay mitsy ny soupe chinoise-ny. Fa tsy ratsy aloha e, oh calamar iany fa ny lokony no tsy voako lotra.

Dein, le any Ambatondrazaka sy Andilamena tkou le voalavo an'ala reny tena @ hotely mitsy,,ggrrrrr

Fa za tia sokona an, inddra le in moa le ngeza2 ry?
....Trandraka, atao ritra tsara..mmhhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1182