menôpôzy

1. nananie ( 26/03/2004 11:45)
Efa naheno ve nareo we misy sipa mbola 19 ans de efa menôpôzy sahady? In no mety mahatonga an'io ?Aretina ve zany sa we prekôsy fotsiny i kala?
2. dom ( 26/03/2004 14:04)
ôtran'ny misy problème rehetra. Incroyable mais peut être vrai. sôdy mbô enao 'zany? Manantona ihany dokotera
3. nananie ( 26/03/2004 15:18)
Aiza kosa ry dom a! tsy za zany io! Fandaharana hitako t@ télé zany.Le sipa hono tsy mety manao mintsy, dia tô lasa ménôpôsée avy eo. Ra tsy diso tô zany le izy ka!
4. ikaretsaka ( 27/03/2004 12:00)
ohatran'ny zavatra rehetra tsy ampiasaina ihany io ko... za koa mino hoe possible
5. kitjo ( 27/03/2004 13:03)
hafa njay zany
6. nananie ( 27/03/2004 19:43)
Ary efa enonareo ve le we manao blocage le sipa? Tsy mety misokatra ny zvtr-ny, fa matahotra izy.Dia na tampax aza tsy tafiditra.
7. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:04)
Zay no tadiaviny é!
Ny marina dia afaka mibaiko ny partie rehetra ny vatana ny saina.
Saingy tsy voatery manaraka ny volonté ny tompony.
8. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:21)
stylo tsy ampiasaina elaela aza lasa maty ko
9. nananie ( 29/03/2004 17:27)
Aiza kou!
10. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:10)
marina e.. tsy stylo ihany fa ny zavatra rehetra mihitsy
11. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:12)
Fiara, baolina, vatan'olombelona...
ny dikan'iznay dia mba kitikitiho ihany na tsy heo hanoratra sy hanao rallye aza.. velombelomy sy hanoratsoraty ary tairotairo ireny fitaovana ireny
12. kitjo ( 30/03/2004 18:22)
hum
13. nananie ( 30/03/2004 19:11)
Esy e!
14. ravatorano ( 31/03/2004 08:41)
rehefa tsy miasa izany dia simba potika ary dia lo koa samia mandray ny tandrifiny azy avy fa samy olodebe nareo rehetra ireo
15. kitjo ( 31/03/2004 12:15)
ravatorano ngah zaza
16. nananie ( 31/03/2004 12:18)
hihihi!
17. hendry ( 31/03/2004 13:54)
Mety efa fahasamponana voajanahary tany kosa ngamba fa aiza dia hoe tsy nety nanao mihitsy dia tonga @ menôpôzy. Olona mbola 19 taona fa tsy hoe 30 et plus.
18. ikaretsaka ( 31/03/2004 20:12)
kossible izany.. misy stylo mbola feno encre fa tsy nanoratana elaela dia tsy mande... misy lany encre tateraka.. dia torak'io koa
19. angie ( 01/04/2004 11:17)
Misy koa mijanona maharitra fa avy eo miverina ihany. tsy voatery hoe mbola virijiny ihany no voan'io.
20. ravatorano ( 02/04/2004 11:58)
kitjo>nananie> hihihihhihhhh
zaza maroroka zà é
zaza manoroka mantsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625