menôpôzy

21. nananie ( 02/04/2004 14:22)
Dia iza le atao bisou alou e?!
22. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:53)
tsy za
23. joiw ( 04/04/2004 16:17)
fa nareoo ve tsy misaina ry Nananie fa aiza ko no hisy sipa 19 ans de ho menopozy sahady fa izany menopozy izany dia olona efa ranenibe 55 ans fa raha toa ka sipa dia moba na simba ny tranon-jazany na ko efa" nodidina kiste de l'ovaire izy mazava sa tsy?"
24. hendry ( 08/04/2004 13:04)
ka momba zany fa tsy menôpôzy. Ny menôpôzy anie zavatra efa niasa no nitsahatra e!
25. delvechio ( 08/04/2004 16:53)
nananie> fanga toi manana ahiahy ho tratranizany atsy ho atsy?
26. nananie ( 15/04/2004 15:28)
Joiw / Misaina ny aty fa raha mba manana saina tia mikarokaroka enao dia mahita fa zavatra misy io! Sipa aty an-dafy betsaka no voan'io.
Ary marina ny lazain'i Hendry.

Delvechio/ tsy manana ahiahy @ zany za ka. Fa mba gaga fotsiny aho hoe hay kay lisy zany dia mba mandefa resaka momban'io ato e!

27. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:16)
ka pozzible ko no hoe nisy coince ny hormone na ny fika famokaran'atody
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1978