Sipa mitady sipa ho an'ny dadany.

1. nananie ( 23/03/2004 11:01)
Omaly aho nijery fandaharana tamin'ny tv dia nisy témoignage zay hoe le sipa 23 ans tsy mety manambady fa te anao collection an'lehilaly fotsiny hono.Ary ny zavatra tena mi-occuper azy dia ny mitady sipa mitovotovy taona aminy ho an'ny dadany.
Dia mandeha @ zay ny relookage sns... Ahoana ny fahitanareo an'izany?
novalian'i nananie ny 21/06/2004 15:50
2. kitjo ( 23/03/2004 14:32)
dein
fa mba aiza nefa ny mamany?
3. nananie ( 23/03/2004 15:08)
Efa nisaraka ny RaR-ny.
Hafahafa alou zany amiko e!
4. ikaretsaka ( 24/03/2004 14:39)
hafa indray iny
5. kitjo ( 24/03/2004 20:09)
ssssss,d norm v zan ramaso?
6. joda ( 24/03/2004 13:41)
eisssiiii....li halinee
7. hendry ( 24/03/2004 15:07)
Mora kokoa ngamba ny aneken´ny sainy hoe manana renikely izy raha izy no nifidy azy sy raha mitovy taona aminy ilay renikeliny. Ny maheno ilay teny hoe renikely fotsiny anie dia mampihoronkoditra matetika e. Toy ny hoe:"tsongon-drenikely sy ny sisa". Mino izy ngamba hoe tsy maintsy hitady vady vaovao ny rainy ka ialàna @ mety tsy fifankazahoana dia aleony izy no midebr ho an-drainy.
8. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:12)
marina ny an'i hendry ary ataoko fa ohatran'izay koa nyan-dramaso io ?
9. hiaro ( 25/03/2004 18:41)
efa tena mivoana @ maha-malagasy any malagasy anie isika izany e, sa refa manana fahalalahana dia manao ny tsy tokony atao, tsy misy hifanomezan-tsiny zany fa tandremo fotsiny midona @ rindrina azafady
10. nananie ( 26/03/2004 12:10)
Tsy misy fady!
11. kitjo ( 26/03/2004 16:50)
fa ngah moa io tao Dago?
12. ikaretsaka ( 27/03/2004 13:45)
za gaga... mamakia tsar aaloha hoa
13. kitjo ( 27/03/2004 14:30)
mba tsy hitany kosa moa heveriny any Dago nananie ngamba
14. nananie ( 27/03/2004 10:28)
Na mety nievitra koa izy we gasy ka!
15. ikaretsaka ( 31/03/2004 21:52)
fa mety hisy gasy hanao an'izany ve
16. kitjo ( 03/04/2004 10:09)
refa milomano anatin le civilisation d pozzible
inona mo ny zvt tsy ianaran gasy na mety na tsy mety, surtt reo mitomany tsy ho gasy tsn,

miasa koa ny film sy ny video mampianatra
17. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:20)
fa raha dinihina @ lafiny tsy miangatra aloha dia misy mahatsara azy ihany ilay heo aleo ianao no misafidy izay ho renikelinao e..rehefa tena tsy fidiny
18. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:32)
Ary ny RAR indray?
19. nananie ( 19/04/2004 13:00)
Jhoul/ Za alou tsy tian'izany e!
20. jhouhlambout ( 19/04/2004 16:23)
Zany an?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422