Sipa mitady sipa ho an'ny dadany.

21. nananie ( 20/04/2004 15:18)
f'anga ny tian'ny jhoul lazaina tsy hoe ra le RAR no misafidy izay ho anao??? Sa za no tsy kôpy inin?!
22. nananie ( 21/04/2004 10:55)
hay ve !
23. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:53)
24. nananie ( 22/04/2004 11:33)
Mampime kely mijery ny commentair-ny ol dia avy eo ny an'i Jhoul kiritika kely "ie".
25. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:47)
26. lanto ( 25/04/2004 17:20)
27. hery ( 25/04/2004 19:16)
Mahita hevitra indray aho hmmm... rehefa latsaky ny 100 litera ny hafatra alefa eto amin'ny forum dia tsy mahazo isa. :)
28. jhouhlambout ( 25/04/2004 19:32)
zay mihintsy hoa
29. ikaretsaka ( 25/04/2004 21:13)
mitady hanambaka madinika indray i hery an :)
30. nananie ( 26/04/2004 16:30)
hihihi! Aoka re ry Hery a! Angamba le ol mipotra etsy @ "10 be isa " tsisy ho eo tsony hihihi!
31. juan ( 29/04/2004 11:05)
sipa tsy milay izany.
ôtran'ny tsy naterakan'ny Mamany.
Raha ohatra moa ka ny zanany vavy no manao azy an'izanyde ahôna?
Ny Dadany koa ra manaiky an'izany dia dondrona.
32. nananie ( 29/04/2004 11:06)
Ka le baina kosa tsy mahay mitady kou!hihihi!
Fa marina ny anao.
33. fijo ( 30/04/2004 04:43)
za raha dada dia tiako izany ka
34. nananie ( 30/04/2004 09:48)
Miteraha ary e! Na de efa baina efa 99 ans aza ve? hihihi! De ho sasatra ny hitady eo ny zanakao. Iza koa no tia baina be oh 'zany?
35. jhouhlambout ( 30/04/2004 14:58)
oadray, raha pour le fric dia mahalala olona maromaro aho vonona hikolokol tsara andrabaina e!
Sady raha mbola mavitrika izy dia afaka my boumboum koa! hihihihi ......................................................
36. six ( 19/05/2004 10:06)
37. xxx ( 11/06/2004 09:01)
s'il fallait choisir entre le pire et le mal: aleo zay toy zay inceste
38. kitjo ( 15/06/2004 18:08)
jhoul> ho an iza klou le fric e?
39. nananie ( 21/06/2004 15:50)
99ans miboumboum??? hihihi. Mba aiza kou no hisy an''zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2941