FIANGONANA JESOSY Mamonjy

1. aly ( 19/02/2004 18:18)
Inona no tena marina ny amin'io fiangonana io fa toa be dia be ny resaka mandeha. Secte ve io sa FJKM sa FPVM? Iza no tena mpino katolika, propesta, loterana témons jehova sa ionona?
novalian'i flmlot92 ny 01/12/2012 18:05
2. fijo ( 20/02/2004 11:44)
jesosy mamonjy dia sekta noforonin'i daoda mivady,izay vao maty vao haingana tany amerika.
3. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:35)
sekta io
4. camkz ( 20/02/2004 18:51)
ny teny hoe secte mihintsy no tsy mazava amitsika , satria ve tsy FFKM dia secte ? izaho tsy mpikambana ao fa raha ny fahitako azy dia ry zareo rehefa mivavaka dia mivavaka fa tsy milalao ary aompany tanteraka @ fivavahana ny fiainany rehetra .Hadihadio aloha ny dikan'ny hoe secte ! sa ahoana?
5. jhouhlambout ( 20/02/2004 18:54)
Ny secte dia ireo karazana fivavahana vao nipoitra ( Mbola tsy ampy 1000 Taona) . Noho izany izay fivavahana rehetra latsaky ny 1000 taona dia: SECTE
6. ari.malala ( 20/02/2004 19:07)
tsy dia mazava loatra ilay tian'i ialy tenenina @ ilay hoe iza no tena mpino. Ny ankamaroan'ireo sectes ireo anie raha ny eto amintsika aloha no tenenina dia avy @ renifiangonana (ireo ao anatin'ny FFKM) no nisintaka satria nisy tsy nifanbkazahoana angamba tao, na t@ samy mpiara mivavaka, na @ mpivavaka sy ny mpitondra fivavahana.
7. camkz ( 20/02/2004 19:19)
fa rehefa secte ve dia ratsy eh? ny ankamaroanireo antsoina hoe secte ireo dia manapaka tanteraka ny fianany @ fiainan'izao tontolo izao, tsy hoe fomba ka tsy maintsy hatao ny mivavaka , tsy hoe dekaonina na chorale dia masina ialako tsiny raha diso ny teniko fa izaho mahatsapa fa ny fiangonana( izaho protestant) dia eo ampelatanan'ny mpanakarena vitsy na maromaro ka ireo no toteny @ pastera sy ny komity sns tsy te hilaza ohatra aho fa zavamisy izany ary io tranganjavatra io no mahatonga ny olona mankany @ ilay hoe secte lazaitsika . plus plus arabakiteny mihintsy no ao fa tsy volanolombitsy (dime)
8. samoina ( 20/02/2004 19:34)
Ratsy ny secte. Ny tanjon'ny mpitondra secte dia ny ahatonga anao hiala @ maro ka hifantoka tanteraka @ ilay secte.Izany no ataony dia mba hitrohany ny vola, na be na kely eo am-pelantananao.Raha tsy manana ianao dia ataony "miaramila" vita lavage de cerveau hiaro azy @ andro sarotra. Secte i Jesosy Mamonjy amiko saingy indrisy fa maro ny olona babony entin'ny halemem-panahy. Matoa miady toerana ny mpitondra dia fantany ny harembe azo volosana ao ambadika ao.Mody ny ampahafolon-karena no angatahiny @ voalohany,ny handova ny fanananao anefa no tena tetik'adiny!
9. ari.malala ( 20/02/2004 10:17)
Izaho koa dia mamanamafy fa ratsy ny secte ary tsy manaiky ilay tenin'icamkz hoe eo am-peletanan'ny mpanakarena ny fiangonana ka ireo no to teny @ mpitondra fivavahana, izaho manoratra izao, lazaiko anao tsara mihintsy fa tsy mba manana na dia kodiaram-piarakodia iray aza ary tsy mba mpanankarena izany fa afaka tsara mifandray sy mifankahazo @ mpitondra fivavahana ao aminay. Mody hoe ampahafolon-karena aoe, nefa izy mpitarika no miha manana fa ianao aiza? adaladala izany ireo filoham-Piangonana mivondrona sy mitady ny fampiraisam-pinoana? Sady ny tena mahakamo @ ireo sectes ireo koa anie dia ilay fombany manaratsy izay tsy mitovy aminy ê! ny finoana Katôlika moa dia tena halan-dry zareo maizina mihintsy!
10. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:37)
camkz
Ka ny atao hoe sectdsia izay miala amin'ny zavatra lehibe iray..
na ara-pivavahana io na ara- piahamonona na inona.
Tsy hisy hiteny mihitsy hoe secta ny silamo na secte ny kristianina fa ilay vondrombondrona kely miala amin'ilay vondrona be ka manao ny azy manokana no matetika ataon'ny olona hoe secte. tsy ho voatery hoe resaka kriatianina ihany fa na sanatria aza mpanompo Devoly ka niala t@ ilay vondromben'ny mpanompo baiboly ka manao ny azy manokana dia sect
11. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:41)

12. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:41)

13. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:43)

14. camkz ( 21/02/2004 20:12)
Marina daholo ny lazainareoary tsisy iadiankevitra .Ny tiako hamafisina fotsiny dia izao : misy antony tao ampiangonana taomatoa ny olona tsy tamana ary manaraka fiarahamonina vaovao Any izany no tiako hamafisina mihintsy hoe mba misi ihany responsabilite an'ireompitondra fivavahana sy ny fiarahamonina . Maro anie ny gasy ao anatin'ny fahasahiranana ka mora arebireby eh ! marina ny voalazanareo fa jereo ihany ny fototry ny olana
15. fijo ( 26/02/2004 10:59)
marina tokoa fa misy andraikitra lehiben'ny mpitondra fivavahana ny mampiroborobo ny sekta.
16. six ( 26/02/2004 20:38)
marina, io raha misy tsy mandeha ny lohany dia miala hoazy ny rambony, raha tsy misy tombotsoa kosa ve tsy aleo hiala?

jereo ary zao kou, ry zareo jesosy mamonjy zao miady ze ho lohany, avy eo ao misy zana-tsekta e!

d hoatr'izay no mahatonga an'io hoe sekta satria niala tamin'ny maro
17. fijo ( 27/02/2004 20:50)
any bresil dia toa io mihintsy no mitranga.
18. aly ( 27/02/2004 19:19)
Misy fahamarinanay ny teninareo saingy ny indro kely dia toa samy misy io olana io daholo na protestanta na katolika na loterana
Ohatra : antaninanandrano, Fpma sy fjkm misaraka ka iza izany no tsy secte raha ny fizarazarana no signe.
Amiko ny mpitondra no maha secte na tsia satria raha vao misy fampitahorana na dia ankolaka aza dia secte. Jereo fa manao politika koa anie ny sasany ary miara-miosina amin'izay tetika ratsy amin'ny politika ka ahoana ianreo amin'izany.Scte koa ve izany ny FFPM ?
19. ikaretsaka ( 29/02/2004 17:56)
arakarak'ilay eritreritrao io... tsy misy mihitsy ange hoe hanaratsy ny tenany eo e.. na mangahazo lo sy lozitra aza no amidinao dia tsy hiteny mihitsy ianoa hoe mangahazo lo sy lozitra amidy o.. dia ihatran'izay io
20. ikaretsaka ( 29/02/2004 17:58)
arakarak'ilay eritreritrao io... tsy misy mihitsy ange hoe hanaratsy ny tenany eo e.. na mangahazo lo sy lozitra aza no amidinao dia tsy hiteny mihitsy ianoa hoe mangahazo lo sy lozitra amidy o.. dia ihatran'izay io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079