mitady anciens élèves college Immac.Concept° Antsirabe

1. ravatorano ( 28/01/2004 20:08)
Manakory aby é !
Mitady mpianatra na mpampianatra anandalo tao amin'ny Ecole Immaculée Conception antsirabe taloha .
Efa misy ny anciens élèves Maristes fa mba tsara raha atokana ny tao amin'ny St Jo , ny Makl .
Unité dans la diversité .
Mitsaotsé
novalian'i kitjo ny 12/04/2004 15:54
2. kally ( 31/01/2004 10:01)
Ary raha mpianatr'i Farimbona na lycée na Providence angaha tsy tian-dRavatorano?
3. fijo ( 03/02/2004 09:37)
na ceg mahabibo majunga.ih,ih,ih.
4. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:31)
Ary St Michel Amparibe?
5. kitjo ( 04/03/2004 16:49)
za anciens eleves nandalo teo @ immaculee,lalako rehefa mande mianatsa tao @ St Jo manko e,
anjay fa ndroky kosa to atonga d manavaka b koa, anay ko ary mpianatry mariste aaaaa
toa tsary misy mpianatsa St Jo zany ato kooooo
6. kally ( 18/03/2004 17:11)
Anay tao @ Providence dia mpividy vômadilo teo @ Bazy teo akaikin'Immaculée teo.Dia sefa lehibebe dia nafindra tao @ St-Jo
Kitjo a! androky izany mbola tao tamin'ny andron-dry Ra-Fab?Aako aloha tsa nijanona ela tao @ St-Jo fa tsary tamàna tao mahintsiny aho.Ai
7. tiava ( 19/03/2004 18:25)
Izaho koa nandalo tao amin'i Makile fa tamin'ny taona firy aloha nareo izany e.
I Kitjo efa hitako tany amin'ny anciens st Jo fa tsy kobo e.
Ary ahoana ny niafaran'ilay site e. Nankaiza daholo ny mpokona
8. kitjo ( 19/03/2004 18:57)
kally>hihihihi,
ie,mbola tao fona t@ andron ra Fab d mangalatra mijery Kouakou any @ bilblio,nandraaaaaaa

i Ra Cyp (infirmerie) no maty, ts aiko ra fatan kally i Bonaka,ra Lucky Luke fa reny no matyvao haingana

tiava>za arytsary tafiditra @ le site koa,sady tsy ananako ko le link fa mba omeo ,alefaso any @ hafatra namana, sur e
9. kally ( 20/03/2004 18:08)
Hita ho'a ry Kitjo fa nandra mihitsy taloha,izaho 85-86 no tao @ st-Jo .Dia talohan'izay tao @ prôvy.
Ra-Cypr nahafinaritra ery t@ ireny,toa efa tapira maty daholo koa izy izany kah!
10. kitjo ( 20/03/2004 19:13)
ihhihi,
aako zany mbola pupil kely tao @provy no tao @ St Jo Kally,za ko provy aloha manko vao tao,
T@ andron Bigotto v Kally no tao?
11. tiava ( 20/03/2004 14:34)
Kitjo,
Misaotra fa voaray ny taratasy e. Efa nalefako any ilay link fa andramo raha mbola mandeha. Efa ela aho no nijery azy farany.
12. kitjo ( 20/03/2004 15:44)
okay e,melsii
13. miantsaharimanitra ( 23/03/2004 12:30)
fa atao inona aloha ilay anciens eleves imm fa tsy azoko eh izaho mantsy tao no nianatra taloha dia rehefa avy eo tany @ farimbona dia tany @ st Martin no farany
mila valiny aho
14. kitjo ( 23/03/2004 15:03)
aako aloha tsary nahalala mpianatra st martin mitsy miantsa an,fa le nitady mpianatra imm ary d tsary hita tsony oe nankaiaaaa
15. kally ( 24/03/2004 20:14)
Androky koa any mampihomehy ry Kitjo! hita be ery hoe avy any Antsirabe.Androky vy mbola hiverina any sa tsa hiverina tsotriiy?
16. ikaretsaka ( 24/03/2004 11:27)
ary anareo tsary miteny hoa ato aby kayyyy! ahako ko aizy
17. ravatorano ( 24/03/2004 20:08)
manakory aby aloha e
tsa teto za tao ho ao fa nisy olana ny matossiko de zay ihany.
marina fa nisy fanakavahana tokoa araky ny hitanareo ary ialana tsiny indrindra é .Ny antony nilana anílay hoe anciens eleve Makl aloha dia saaika hitadiavana sary taloha ireny hanaovana exposition tany Antsirabe izany.tsy dia sarotra loatra,ny tenanay dia mpianatra tao andritra ny 12 taona ary dia nandalo tao amin ny st jo indray fa ny prom no samy hafa.ilay tamin ny andron i Bigotto izao no mety nanakaiky ny tenako fa ra ry ra Fab sy raCyp moa teo dhl no nandalo ka tokony hahay azy ireo ze tena nandalo tao.ho anilay mpividy voamadilo teo amin i Bazy de tena nahatadidi tokoa androky yy
mety niaranianatra tamin ny zandriko asé.
Efa vita moa ilay expo ka izay sary hitanay taty antoerana ho anizay nandefa izany no nahiratra teo.
St Martin ve le eny Antanivao é ? ry mihantarimanitra ah ?
18. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:31)
ia ro tsary mbola nivisy teo @ Bazy yyyy? anay az ahatrany Vinanikarena tonga tany yyy
19. nananie ( 26/03/2004 13:05)
Anseeeee!Mafinarits ny miahona e?
Za kou mba mpianatr'prôvy fa tao Tanimbarinandrina.
20. voninkazokely ( 27/03/2004 12:02)
Ary iza aminareo no mahalala an'AMBORONOMBY sy AMBALAKISOA sy mpiantsena ao an-TSENASABOTSY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2815