manapasaka

1. xxx ( 26/11/2003 19:33)
Tena mbo misy fantans milay ty ry
reto a!!! Tena mety ve raha ohatra ka
manapasaka sipa nefa manao kapoty???
novalian'i fijo ny 14/01/2004 10:31
2. lordpat ( 26/11/2003 12:46)
Io no mbola tsy hitako,fa raha ny hevitro dia mety saingy ny tsirony no tsy mitovy
3. fijo ( 26/11/2003 18:39)
mitovy foana letsy io ry akama a.kapoty ilay tena manify ampiasaina.
4. rfanjav ( 27/11/2003 20:05)
hmmmmmmmmm, toriako!

fa na misy kapoty na tsy misy efa "voapasaka " ihany ilay sipa e!
5. xxx ( 27/11/2003 11:37)
Miala tsiny aloha fa takona ny anarako e! izaho mantsy no nanoratra io loha-hevitra io , ka mba mila fanampiana avy aminareo ;
i Colpain iantsoana ahy.
Fa izao e: Misy joba izay mantsy tena mbola vatombatony say mbola tsy nanao raha e! nefa tena mba mirevy ahy hono izy dia izay no tadiaviny . Izaho anefa matahotra sao rovitra tampoka ilay paika.
Inona no hevitra ?
6. fijo ( 27/11/2003 18:58)
tena zavatra tsara letsy izany,ary ho rovitra ihany io,ka aza matahotra,fa mba ataovy mora kosa fa aza dia atao herisetra be fa voalohany io ka manjary misy effet ratsy ho azy.dia manaova kapoty ihany fa tsy maninona izany.dia tsarovy ny namana e.
ary mitandrema ialahy fa hitory i rfanjav ah,ah,ah.mahazahoa fafiny e
7. rfanjav ( 28/11/2003 13:30)
Colpain : izay eranareo ihany io e,
fa tsy misy manja ohatra ny naturel ihany e!

sa ahoana Fijo,

nefa @ izao mampalaza ny "ist/sida" izao mila mitandrina mihitsy,


8. rinakely1 ( 29/11/2003 10:48)
Le sipa mbola virjiny b mbola madio b koa inn no anovanao kapoty @zany?
9. isrine ( 30/11/2003 12:00)
Salut!
Ka izao zany no hevitr'i Colpain ry Rinakely, mety lery no matahotra sao dia hamindra aretina @ olona madio! Na mety le sipa no mila an'i Colpain hanisy kapoty. Samy mailo e!
10. rinakely1 ( 01/12/2003 20:38)
mailo satria samy manao ratsy e! hi!hi!hi
11. fijo ( 02/12/2003 11:12)
io voalazan'i rfanjav io no marina.tsy misy tsara hoatra ilay natiora e,fa na virja aza anie ny sidaka tsy voatery hoe firaisana no nahazoana azy e.aleo mitandrina ka.na misy kapoty io na tsy misy ialahy ihany no namaky azy.
12. rfanjav ( 02/12/2003 20:13)
Izany mantsy!
13. fijo ( 02/12/2003 19:35)
lasa amin'izay ary e.dia aza hadino ny fiarovana.
14. rfanjav ( 10/12/2003 19:15)
fa tena mahaaro marina ve aloha ilay kapoty e,

dia ahoana moa raha efa nasian'ny amerikanina sida hatrany aminy any ireny kapoty ireny ! dia aparitaka aty @ tany mahantra fotsiny anafoanana tsikelikely antsika, fa manembantsembana azy sy mandany ny volany fotsiny ?!!! (ny amerikanina sy ny tany mandroso io a!)
15. fijo ( 11/12/2003 10:10)
ianao koa dia be ahiahy be.tsy misy manao an'izany fa aza matahotra.ary tena mahaaro io.
16. rinakely1 ( 12/12/2003 17:40)
protector plus fona ampiasaina na manapasaka na misy relation e!
17. fijo ( 16/12/2003 16:16)
ilay manifinify tsara ireny e.ilay misy fofona raha mety.
18. rinakely1 ( 16/12/2003 10:46)
any dago v misy zé mamofona an-toi izany e? any tonga d le natiora b kou! zao zao nitondra hatraty fa nadraso alefako any @nao raha mila enao!
19. fijo ( 17/12/2003 10:39)
ilay any amin'ny tanana,toa matevina be ko.tsy lasa ireny fa maisatra.
20. rfanjav ( 18/12/2003 18:53)
f'anga aty aminay dia heverinareo fa tsy mba maharaka izay any aminareo mihitsy e!

sady efa misy an'ireny manimanitra ireny eny @ pharmacie fa lafo be!

fa inona marina nefa moa no "différence"-n'ny manitra sy ny naturel e, henon'ilay vava any ambany angaha izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4452