Eh, jereo anie ato e 
manahirana hono ny manao zavatra,
io daty tsy mety aminao io mety @ namana sasany,
dia ny daty mety aminao koa mety tsy hety @ namana sasany,
dia tsy hatao izany ilay fihaonana? |
Valio |
Miverina eny ambony
Aiza kosa aky ry Fanja?. Sarotra be nyhitady ny fotoana mahafaka ny rehetra 100% fa tsy maintsy misy ny organisation araka ny nambaran-dry tany am-piandohana. Iriko ny hahamaro antsika amin'io andro io. Misy vinavina aza ny heo, possible ve ny hitondrana pique-nique kely dia mba tsy vonjivonjena ny fotoana avy eo, sa tsy maharitra ve ilay fihaonana.
Vazo |
Valio |
Miverina eny ambony
Hevitra mety ilay pique-nique kely, fa ahoana indray ny orana,
aza adino ny jus e, miaraka @ verre à jetter na vera isotroana azy |
Valio |
Miverina eny ambony
ok merci fa milay be e
de am 29 zany ny fotoana a
mandrapihaona daholo |
Valio |
Miverina eny ambony