tsy manao ny asany ny mpametaka afisy sy ny TIM & GTT!

1. halloween ( 06/07/2009 05:06)
laninareo fotsiny ny volan'i lé8 fa tsy ataonareo ny asanareo aiza zao izay afisy mipetraka entina hankalazana ny nandraisana an'i lé8 tany Lybie, d aona koa léty ra-hery toa tsy asian'elah resaka mintsy ny fanangonambola ataon'elisany entina hanakaramana an'i Nick Du Toit, Simon Mann ary Mark Thatcher, tsy tafa less io fa mahaiza mipetraka fa sao d ho petsa eo ah.
novalian'i swann ny 06/07/2009 16:20
2. yuka ( 06/07/2009 09:15)
:roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O
3. swann ( 06/07/2009 16:20)
raha ny fahafantarako ity dinika vao natsangan'i Essera ity zao dia ilay tovovany oe NOUE no tokony hiazakazaka voalohany namaly azy ity vao i Yuka ;saingy tsy hita ilay andriambavilanitra tsara tarehy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631