Fandraisana

Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.

Lohahevitra niova

oriela 23 andro lasa
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady... tohiny
Eld24 24 andro lasa
salama daholo ianareo eto @ serasera. Ahoana kay no atao rehefa mitady asa ry zareo mba efa lehilahy lehibe ihany ny tena nefa dia mbola mipetraka RAD ihany, niveau terminale tsy manana bac no manora... tohiny
hery 29/08/2024 12:14
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i... tohiny
hery 26/08/2024 17:16
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo. Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ... tohiny
edon 19/08/2024 20:07
Inona atao mba azakana toetra rats sy vehivav tia mamal2 vady.tia manome ten tsy voahevitra..ka inona atao mba ialany amin'izany .fa zao tia anafay azi.mb atrapahany fa tsy meti zavtra ataony io.... tohiny
edon 19/08/2024 20:02
Manao ahoana!.lehilahy no manoratra eto.manana olana eo amin tokatrano aho.ka mba mila toro hevitra.manambad aho ar vadi vita mariag.nis zavatra tsi nety nataok anefa tao.nisy ady2 ka lasa tafikasika ... tohiny
Fonengo 22/07/2024 15:44
Otrany 2020 oa farany dinidinika tato,f'aona???... tohiny
Fonengo 20/07/2024 13:11
Cc daoly zanak'i gaskara hoy Kopoze zay e!Misy vadin'ny akamako zay oa,efa nitsahatra nampinono ny zanany izy,de ny vadiny ndray mandimby minono.Miara-miasa zahay de ny vadiny mahandro sakafonay am at... tohiny
RBNIR 16/07/2024 15:31
Salama daholo, Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?... tohiny
hery 23/06/2024 07:30
Heno fa tena fijaliana no iainan'ny mana-marary eto Madagasikara. Raha tsy manam-bola be ianao dia hosahirana, ary na manam-bola be ara mbola mety tsy ho araka ny tokony ho izy ny fitsaboana. Tsy azo... tohiny

Lahatsoratra vao tonga

racerbackward 2 andro lasa
rah-lay 14 andro lasa
Eld24 22 andro lasa
oriela 23 andro lasa
kevinlowe 23 andro lasa
Eld24 24 andro lasa
Eld24 29 andro lasa
hery 29/08/2024 12:14
nataliebolger 29/08/2024 09:00
bekeanloinse23 29/08/2024 02:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113