Toe-tsain'ny gasy mody na manao vacance any Dago

1. tinasou ( 15/06/2007 09:49)
tena mandreraka be ahy ny toetsain'ny havako any dago refa mba mody na manao vacance any aho. Tsy haiko aloha raha ny ahy rery no manao izany eh! :?: Lazaina fa tafita aho refa mianatra aty an-dafy ka omeny tsiny raha vao tsy mitondra voandalana ho an'ny tsi11. anefa raha mba fantany fa za (mpianatra) miady mafy ery vao mahavidy billet andehanana any. amin-dry zareo ohatran'ny tangosana @ hazo ny vola aty....tss
Manana ny rariny ve ry zareo hoy ianareo?
novalian'i Roch ny 26/08/2007 09:29
2. mamzelkely ( 15/06/2007 10:25)
bdb ny olona mihevitra toy izany ka (za kosa alou ny zokiko isak ny tonga aty de tagosako eee:°):-D:-D)
3. booboo ( 15/06/2007 10:29)
K'hita fa tafita kouh ! tsy maty teny @ ranomasim-be n'ny mozambika na gli tany @ tany hafa fa tonga soa any @ zay niriana hihihihihi.

Tinasou > amiko tsy resaka hoe iza no manana rariny na tsia no zava-dehibe. Raha hiady hevitra amin-dreo ny @ tsy maha-marina aminao ny heviny dia ho lany rora eo ianao, fahasorenana ndray no ho azo nefa tokony ho fifaliana izany hoe mihaona @ havana izany. Valio hoe, rehefa mbola afaka mifankahita velon'aina dia efa zava-dehibe izay sady mahasolo ny voan-dalana aby aby ê.
4. kelly13 ( 15/06/2007 11:20)
mamzelkely:

bdb ny olona mihevitra toy izany ka (za kosa alou ny zokiko isak ny tonga aty de tagosako eee:°):-D:-D)


:-D:-D:-D tangosy ataovy sola mihintsiny hahahaha


tsy azon'ny oul sasany antsaina mantsy ange le fiainana aty e, nefa azavao azy reo tsara d mety hazava aminy! ny ahy klou ny fianakaviko d mahalala tsara zao e, ny anjy zareo ny ahita anay no mahamendy azy fa tsy rarahiny lôtra ze entana entiko, efa misy "made in sinou" hono any, sady tsy lafo no tsy d ratsy :)

5. tinasou ( 15/06/2007 11:46)
misôtra @ torohrvitra eh!
fa tena mandreraka be tkou anie lé iz amin'ny farany eh!
nena anie ny zandriko (2) dia tsy maintsy mba hitondrako kely ihany eh! normal be. fa lay sasany dia tena tsss misy manao hoe: ameko kraro ndry dia tondray parfum GIVENCHY za!!!! pffff kiraro sinou io an!:lol:
6. mamzelkely ( 15/06/2007 12:32)
ka io ange ts vôtery hitondra ho an rht njy ee zay zakanjy ihany atao fa aza manao mihôtra fa refa ho an fianakaviandry no zakandry de zay entina ohatra hoe ho an RAD sy ny zandry de zay

ny anah mo ny conseil omeko de zava-pisotro na fromage no etina na chocolat de hiara-mihinana eo refa tena ts maints efa samy iaraha-mahalala dôly ny situation ts'inn :wink:
7. tinasou ( 15/06/2007 13:02)
mamzelkely:

ka io ange ts vôtery hitondra ho an rht njy ee zay zakanjy ihany atao fa aza manao mihôtra fa refa ho an fianakaviandry no zakandry de zay entina ohatra hoe ho an RAD sy ny zandry de zay

ny anah mo ny conseil omeko de zava-pisotro na fromage no etina na chocolat de hiara-mihinana eo refa tena ts maints efa samy iaraha-mahalala dôly ny situation ts'inn :wink:


ka izay mihitsy izao no ataoko. Misy foana ny tsy faly fa tsy rarahiko tsony. fandroany amity aaho mantsy no hody hanao vacance, misy appréhension kely ihany, str ny vavan'ny ol avy eo makarary fo ihany.
merci amin'ny conseil aki mamzelkely a!
;-)
8. xxx ( 15/06/2007 13:17)
zava-misy iainantsika rehetra io nohon'ny tsy fahazoan'ireo olona ireo an-tsaina ny fomba fiainana aty ampitan- dranomasina ary heveriny fa vao miampita ranomasina ny tena dia tafita ny mampalahelo @ havana de manome ianao havana tsy manome ianao tsy havana, ka na mpianatra ianao aty an-dafy na miasa mitady vola ary mipetraka aty dia mitovy no hieveran'ny olna any hhoe tena tafita ranona, anjaranao ny manazava amin'izy ireo fa mianatra no ipetrahanao any ka tsy afaka ny hifampizarazara satria tsy manana ny ampy kanefa na dia izany aza bonbon zaraina ary izay tsy faly mibontsina
9. mamzelkely ( 15/06/2007 13:26)
tinasou tsisy isaorana akia zany aa ;) oziz manko zokinay zay "je ne suis qu'une pov petite étudiante étrangère" :-D:-D:-D donc tokony mba comprener-na le izy sady en plus tokony mba hitatsika aty amin'ny fiainan mpiantra ihany ange anya za mety mbola sarotra koko satri miady rery aty enao mbola misy RAD afaka hihantana :°)
10. Samoana ( 15/06/2007 13:30)
booboo:

K'hita fa tafita kouh ! tsy maty teny @ ranomasim-be n'ny mozambika na gli tany @ tany hafa fa tonga soa any @ zay niriana hihihihihi.

Tinasou > amiko tsy resaka hoe iza no manana rariny na tsia no zava-dehibe. Raha hiady hevitra amin-dreo ny @ tsy maha-marina aminao ny heviny dia ho lany rora eo ianao, fahasorenana ndray no ho azo nefa tokony ho fifaliana izany hoe mihaona @ havana izany. Valio hoe, rehefa mbola afaka mifankahita velon'aina dia efa zava-dehibe izay sady mahasolo ny voan-dalana aby aby ê.


Mamerina mangala-tahaka fotsiny za fa miombon-kevitra zato isan-jato @ booboo^:^
Aza zarina itondrana givenchy izy raha mangataka izany fa izay tianao ihany ( raha afaka mitondra ) ary hifalio koa izay omeny na ...vita sinoa aza:wink:


11. patrick2002 ( 15/06/2007 13:40)
sarotra aloha ny hi-comprendre ho an'i olona mbola tsy niaina taty eh! aza homena tsiny izy .
Ny ahy indray ny fianakams efa mahay izany atao hoe miaina andafy izany ,kopy ry zareo ,fa ny neveus sy ny nieces tena ,tsy ao mihintsy, heritrereto fa t@ sept 2003 no nivoaka ny portable misy camera ,ry zalahy dec 2003 efa manafatra portable avec camera an'ahy ,gaga ianao hoe tsy tara mihintsy ianareo any dago izany ah! :o hasina tsiky dia ampy .
12. tinasou ( 15/06/2007 13:45)
marina alou lé oe ifaliana izay omena e, na sinou aza. fa za kosa tsy afaka itondra givenchy zany mitsy eh! za aza tsy mba mahatakatra an'izany...:roll: ho ahy8)
fa zay lé toe-tsaina laizain'i xxx zay no tsy mety mivotra mitsy. efa vonona ny hitondra bonbon sy chocolat za fa d ho ita eo ndray ze lazainy eh...tsy te anahy intsony za ny @ fahatongavako any fa ze tsy mifaly mibotsina.... :-D:-D:-D
13. bozyboleta ( 15/06/2007 14:46)
Kou maninn ra ividianana le givenchy fôpl eny analakely reny? 4,000 AR de mahazo.:-D:-D:-D
Mbola betsaka le fianakams mihevitra fa refa avy an-dafy de be saosy zay satria misy kou ange le oul sasany avy any mi-zesta de manao conversion en euro fôna de mirehoka fa tsy ampahafirin'ny euro ny vidin-javatra aty.
Fa aza mba manao an'izany alou akia a.
14. sakaizakely ( 15/06/2007 15:27)
za ndray klou de tsy manome raha tsy ny havana akaiky ihany e ! Ary soa ihany fa vitsy ireny dia azo ampihantaina tsara. Fa ny ankoatrizay dia :arrow::arrow::arrow::arrow:

Ary rehefa mamangy havana dia tsy mampandre, am zay tsy tongatongavan'ny mpanadala fa dia ny samy fianakms akaiky ihany dia izay, hoatry ny lazain'i kelly13 hoe rehefa mifankahita dia faly, fa tsy hoe hiandry tolorana ihany vao mody falifaly. Betsaka manko le olona manao havako raha misy patsa :evil:

Fa ny tena dadany de le oul tonga manao vakansy, tadiaviny ho raofina dol ze fanananao rehetra :{:{:{:{:{:{
15. xxx ( 15/06/2007 16:23)
inona ary ity mifosa sy manaratsy ny fianakavian'ny tena eto @ forum ity?
16. booboo ( 15/06/2007 16:40)
hihihi
17. sakaizakely ( 15/06/2007 17:10)
xxx> inn koa ary ty tsy sahy miseho de mitsiritsirika resak'olona sy mikritika tsy ampy fisainana ity ?

Efa lazaina hoe tsy ny fianakaviana akaiky ange izany, fa le olona mitamango ety ivelany no mandreraka e ! Sa ve isan'ireny xxx matoa mahatsiaro voatohina :-D:-D:-D:-D
18. sitlo ( 15/06/2007 17:23)
Ny ao aminay aloha tsy manao an'izany eh.

Izao no fika, rehefa tsy fantany ny zava-misy dia ampahafantaro azy. Dia rehefa sarotra aminy ny "mi-comprendre" azy araka ny an'i patrick2002 dia vao maika ianao mahery miresaka be. :idea:
19. glamoor ( 15/06/2007 17:24)
tena marina zany !ts fantany mantsy ny fiainana aty a!fa izao ko e! ry zareo ko ange mahita l sary alainareo etsy sy ero de tena manantena zavatra goavana e!!!!!!hoe: tena paradisa b zany any andafy zany! mbola ho fantany zany rhf tonga aty izy!fa zao e! rhf mody de fenoy bonbon sy chocolat ny bagage de zay fa ts hoe voandalana b ts maintsy lafo na mavesatra! hainareo ihany ny toe_tsintsika!ny fo manolotra no jerena zany hoe: na bonbon 1 ary de efa mahafaly zay l vondalana e!
20. Fiffi ( 15/06/2007 17:59)
ny anaha ry zareo de lazaiko tsotra zao hoe "aleo atao surprise" de am-zay samy faly sy mankasitraka ny fianakaviana....:) (sauf cas except....)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882