Toe-tsain'ny gasy mody na manao vacance any Dago

41. bazylou ( 20/06/2007 23:30)
reveo ao fa samy ianareo mpangataka ihany ireo e!! raprezy aza pangataka koa!!
42. Jeankely ( 21/06/2007 06:13)
Tsy mangataka amin'ilahy izahay ry VINDINA a. Fa angaha moa vola ampaosin'ny dadatoan'ialahy no nanamboarana izay hany vita nandritra ny fitondrany? Samy vola avy ivelany daholo ary ireo vola lasa trosa ireo aza no nifandrobahana nanaovala BAOLINA ka malahelo fa tsisy BAOLINA dakana rehefa tsy eo amin'ny fitondrana.
43. bidagda ( 21/06/2007 16:11)
ny ahy indray rehefa mankany za tsy milaza raha tsy @ RAD sy ireo iray tampo amiko ary izy ireo tsy milaza na @ izaa @ iza miafina rehefa mankany, avy eo tonga de mande lavitra tsy mijanona @ tanàna be cousin cousine reny fa kosa mamangy aho rehefa le akaikikaiky mody iny mitety azy ireo tsirairay ary tsy mijanona ela koa
44. Jeankely ( 22/06/2007 07:00)
Io no tena hevitra mety satria efa fomba Malagasy ary fitenenana ny hoe "TANY NAMEHANA KO TSY NITONDRA VOASARY".
45. ikaretsaka ( 23/06/2007 13:19)
ny ahy itondrako singam-bombo kle
na carambar aza mahafaly ankizy anie e..
46. Jeankely ( 24/06/2007 07:57)
Omeo izy rehefa manana ary aza manery tena e. Izay sitraky ny fo fa tsy terivozona io. Aza ompaina sahala ny an'i Bazylou kosa ny Malagasy na lazainareo vizana mafy aza.
47. naughtyboy ( 24/06/2007 15:05)
de tsy omeny jeankely cadeau mintsy zany bazylou refa tonga any :roll:na de oe kibay afenina ao ambany helika fotsiny aza ho tsakotsakony;-)
48. Jeankely ( 25/06/2007 02:53)
Omena ny daka=))
49. naughtyboy ( 25/06/2007 12:03)
=))=))aoka less ilamm ka,io zany no mahatonga le oe vindina omena ny daka de mivindina b avy eo?de ho sahin'i jean kely v ?
50. Jeankely ( 26/06/2007 06:33)
Daka tsy hita maso ka dia mivindina ny fony=))=))
51. meva2 ( 26/06/2007 07:31)
mahagaga izany zavatra resahanareo izany ! sady mampalahelo ihany.
Ny mahagaga ahy dia efa misy izay ilaina rehetra any mada, afatsy hoe zavatra spécifique angamba oh hoe produits artisanaux.
Ny anay aloha dia tsy misy pb mihitsy fa ny cadeau kely dia samy mahazo daholo na ny tonga na ny eo antoerana.
52. Jeankely ( 26/06/2007 08:40)
Izay fa niseho ny tena Olombelona. Misaotra ihany fa mbola misy ny milay. Misy manontany bibiolona atsy ambony kay ny tapany soavaly manenjika Madagasikara mahantra ny tapany bazylou vazaha hafahafa=))=))
53. Roch ( 26/08/2007 09:29)
tinasou:

tena mandreraka be ahy ny toetsain'ny havako any dago refa mba mody na manao vacance any aho. Tsy haiko aloha raha ny ahy rery no manao izany eh! :?: Lazaina fa tafita aho refa mianatra aty an-dafy ka omeny tsiny raha vao tsy mitondra voandalana ho an'ny tsi11. anefa raha mba fantany fa za (mpianatra) miady mafy ery vao mahavidy billet andehanana any. amin-dry zareo ohatran'ny tangosana @ hazo ny vola aty....tss
Manana ny rariny ve ry zareo hoy ianareo?

Sali, ieeeee, @ fahitako azy,za koa toa anao ihany saingy novako kely @zao ny fijeriko.
Tafita zany enao @ fijeriny, efa zavatra tsara zany, raha ny marimarina kokoa de zao, tsy ianao anie no tiandrizareo ho hita e, fa nyzavatra hoentinao,"ny ahafantarana ny miaramila hono de ny fanamiany" ary aleondry zareo ny vola nataonao sarandalana homena azy toa izay ianao hitsidika azy, nefa raha fantatry ry zareo ny fiainanao, ny fahorianao sns @ fiainana aty? Saingy manana tombondalana fopana ianao miohatra azy ireo @ fijeriny io, ka Korazy eeeeee.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2537