hanangana hotely 5 étoiles i RAVALOMANANA..
1. SARERAKA2
(
09/12/2006 10:01)
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!
MAHAVARIANA!
novalian'i Lalah ny 14/12/2006 17:56
3. rakotoyvon
(
09/12/2006 11:55)
Dia inona no olana am zany re ry Sareraka a? mba manaova raha mahavita, dia mividiana orin'asa fa tsy mivarotra foana.
4. ainga
(
09/12/2006 13:04)
Ny ahy dia izao ihany e : aiz ny porofo fa "tsy adala i sareraka ?":P:P:P
Raha ny affirmation gratuite sy ny procès d'intention anie ka samy mahavita daholo isika e !
Ka raha izany no mbà ventin-dresaka entin'i sareraka eto dia hanihany sy eso lava izany no avaliko azy ! kôzy e !
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:

5. ratonga
(
09/12/2006 13:27)
SARERAKA2:
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!
Izany toe-tsainao zany mihintsy ry SARERAKA2 no mbola tsy mampandroso an'i MADAGASIKARA na dia efa mihezaka manao izay azony atao aza ny mpitondra ankehitriny. Ianao dia mitovy an'ireo mpanohitra tsy mananan-kevitra atolotra hialana amin'ny fahantrana fa dia faly mitsikera fotsiny milaza fa ny lalana vita vé dia azo hoanina sy ny hafa maro tsy vôtanisa... atolory ny anjara birikinao ho hita dia mba porofoy izay vôlazanao fa aza faly manenjika an'ireo izay mihezaka manondrotra an'i MADAGASIKARA
6. xxx
(
09/12/2006 17:29)
aza de faly manankiana ny mpitondra foana ianao io rehefa izay ve no fantany fa mety hampandroso ny firenene inona no olana jereo ny zava - bitany nandritra ny naha teo azy izay taona vitsivitsy izay
fa tsy handroso mihintsy madagascara raha toa ka otran ny toe -tsainao ny rehetra . jereo aloha ny zava bitan ilay olona vao miteny ?nga everinao moramora ny nananrina ireny pont tapaka nazeran ny ekipan ny deba ireny .

7. xxx
(
09/12/2006 18:54)
fa naninona no natao saresaka2 ny ps-nao? ohatra ny tsy misy hazon-damosina izany fa nahavoavoa sareraka tato dia iny koa izy no nianatra
8. kally
(
09/12/2006 19:26)
Ekeko fa tsy ny Malagasy rehetra no hahazo tombotsoa raha misy fananganana hotely (na iza na iza no nanangana azy! SAINGY :
Hotely lehibe izany manome asa firy ho an'ny tokatrano gasy? Samy mahazo ny anjara tandrifiny avy izay mazoto hiasa : ny mpandio trano, ny mpanasa vilia, ny mpahandro sakafo, ny mamaly antso an-tariby, ny mpitantam-bola,ny saofera ets, mba nosainin'i Sareraka ve izany? Ireo olona miasa voalaza etsy ambony indray avy eo rehefa avy mandray vola no handeha hampitombo ny vola miditra amin'ny mpivaro-bary, mpivaro-kena, mpitondra taxi ets
Dia tena tetik'asa tsy hihinanan-kanina tokoa ve izany ry Sareraka? Sa ianareo miandry mana hilatsaka ho azy, handom-baravarana sy hirotsaka ho azy ao am-paosinareo hy harena?

9. xxx
(
09/12/2006 19:29)
tsy sareraka zany hoa io fa ravizaka efa reraka dia ireny olona miandry tolorampotsiny ireny andraso eo lty paoly hanome anla kaly a !
10. baroho
(
09/12/2006 23:28)
sareraka enao tena mampalahelo tena voa be mihitsy ny fomba fisainanao! mba mijereva zavatra @ lafiny tsara fa tena tsy avotra tsony! tsy mba faly ve enao hoe misy hotel 5 etoiles ao madagasikara/? fa de ny hiteny foana!!!
11. xxx
(
09/12/2006 23:36)
inn nefa ny olana @ zany fa impots ho any fanjakana iany zany ary, ny impots angé ka mampanakarena tanindrazana e! fa ra tsy afaka mizatra anizany tsika malagasy dia ho sahirana be ary tsy ho tafavoatra maintsy.:-P
13. manantsoa
(
10/12/2006 03:41)
Ny andrasan-dry reraka anie dia hoe: Hizara vola 125 000 000 fmg isam-batan'olona Ra8 e.
14. BloodTitan
(
10/12/2006 09:09)
Manantsoa>>> nofy anie zany hizara 125 000 000 isam-batan olona zany, politikan'ny kamo zany.
Mbola tsy fantatreo iany v hatramin'izao ny adin'i Ra8 e? Mila miasa sy mikiry aloha fa misy harena miditra ao an-tokatrano fa tsy oe hitanin'andro elà de hanakarena ho azy, zaran' elà aza ry sareraka izy hanangana an' zany Hotel zany mba hahazoan'là asa ra toa ka mbola tsy nahita asa elà. Raha izaho manokana aloha de maniry mafy hahavitan'izany Hotel zany e!! Sady rehareha ho an'i Madagascar no haingo tanàna no manana asa ny sasany, sa ve tian'là oe otran'ny tamin'ny andron'ny Deba manangana asa izy fa ny akamany sy ny fianakamsny iany no ao! De ozizy sareraka ety mitanin'andro oe misaotra camarade nefa ramaka be. Mba diniho ihany oa le lafitsaran-javatra fa aza de manohitra be fahatany fotsiny

15. gasypantin
(
10/12/2006 10:54)
SARERAKA2:
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!
inona moa fa tsy hotely itondràn'ny mpanam-bola hamiraviràna ny zatovovavy malagasy .INDRISY
16. xxx
(
10/12/2006 11:02)
rakotoyvon:
Dia inona no olana am zany re ry Sareraka a? mba manaova raha mahavita, dia mividiana orin'asa fa tsy mivarotra foana.
8O ;ny oul ts mety mionona am harena angé ry rakoto!no tena tia vola é!satriny foana hitombo am harenany;maninn ra mba manaboatra trano hoany 4mi izy fa zay trano ts azo idirana mahantra ary nataony de mba izy hono mitsidika ao é?ts zareo mpanakarena ioany v?8O
17. xxx
(
10/12/2006 11:13)
8O Marina lazainy Sareraka fa ts we akory toetsaina mapalaelo,fa misahia milaza fefa tafakatra tany @hilton nareo any @fara ambony fa ra tafakatra tany nareo de manaiky aho fa misy tombotsoa any vahoaka 5 etoiles,fa tsy maintsy mpanakarena foana tafiditra ao,oavina madinika kely mba handeha zany hilton zany!8O
18. Imahaka
(
10/12/2006 11:48)
mba manome endrika ny tanana izany e!mampiditra vola vahiny ihany koa,misy asa vaovao miforona, sns. Rehefa misy olona manao zavatra dia ny positif aminy jerena e, ny anareo tonga dia ny negatif foana. Marary an-doha amizany eo :P
19. besoiiin
(
10/12/2006 17:16)
xxx:
8O ;ny oul ts mety mionona am harena angé ry rakoto!no tena tia vola é!satriny foana hitombo am harenany;maninn ra mba manaboatra trano hoany 4mi izy fa zay trano ts azo idirana mahantra ary nataony de mba izy hono mitsidika ao é?ts zareo mpanakarena ioany v?8O
aiz ary nareo zany, fa tsitanareo ngah ireo villa marobe nahorina ho an'ny 4mi any @ rte majunga, Antsirabe ary tsiroanomandidy? na ny olona moyenne aza maro no tsy manana toa ireny, fali hitsikera sy wawawa fotsiny, aiza ary ity mentalité ity ...
20. andratax
(
11/12/2006 04:35)
dia hiandry vasoka eto isika raha hiandry any sareraka2 hamaly
FA SARERAKA KOSA EFA RERAKA hoy ilay hirany :roll:
dia manohitra be fahatana ny zavatra ataony Mpitondra fa tsisy hevitra holazaina akory :?: :idea:
FA SARERAKA KOSA EFA RERAKA hoy ilay hirany :roll:
dia manohitra be fahatana ny zavatra ataony Mpitondra fa tsisy hevitra holazaina akory :?: :idea: