hanangana hotely 5 étoiles i RAVALOMANANA..

21. kitjo ( 11/12/2006 04:47)
fa le izy aloha ve volany sa volam-panjakana e?

raha volany inona moa no tokony himenomenonana amzany? sao harary fo @tsy antony eo?

sa izay olona te hanangana zavatra @anarany dia hokianina oh zao dol?

mitombo iany ny legioma lafon'ny eny @ petite vitesy zany :-D zay adinonareo niteny azy!
22. xxx ( 11/12/2006 04:51)
a le izy aloha ve volany sa volam-panjakana e?


hozizy mompera izay hoe.. eo indrindra isika izao ry zanako
23. kitjo ( 11/12/2006 05:36)
eny e, fa na azy io na fanjakana dia efa hitantsika aloha ny soa azo avy aminy

de tt facon, tsy possible ko zany oe hotelim-panjakana izany ..hihihih

Singapouriens aloha ny "contractors" no contacter-n lery efa elaela izay..satria za nanao dossier ndry zareo ande ho any Dago ka tsy haiko ra io iany no tian lery ho atao na tsia fa ra io d milay be le izy fa efa hitako ny dossier!

wait and see!
24. rabejo ( 11/12/2006 11:36)
ratonga:

SARERAKA2:

izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!


Izany toe-tsainao zany mihintsy ry SARERAKA2 no mbola tsy mampandroso an'i MADAGASIKARA na dia efa mihezaka manao izay azony atao aza ny mpitondra ankehitriny. Ianao dia mitovy an'ireo mpanohitra tsy mananan-kevitra atolotra hialana amin'ny fahantrana fa dia faly mitsikera fotsiny milaza fa ny lalana vita vé dia azo hoanina sy ny hafa maro tsy vôtanisa... atolory ny anjara birikinao ho hita dia mba porofoy izay vôlazanao fa aza faly manenjika an'ireo izay mihezaka manondrotra an'i MADAGASIKARA


Misaotra ralahy fa tena mazava be a. Raha tsy vita teo koa nge zao ny lalana dia nolazaina fa hoe "ny lalana mankany @nay aza tsy vitan'lery akory"
F'angaha izy ity dia tsy maintsy ho vita eo no ho eo daholo e.
Ary firy moa ny projets vita hatr@ farany izao ary firy ny zara raha natomboka dia tavela aman-taonany maro teo aloha ? Ny sasany aza tsy nanomboka akory dia efa lany ny vola. Ireny no ataoko hoe vola voahodinkodina. Dia nankaiza daholo ireny ? Tsy aleo ve (raha marina tokoa fa vola nahodina) mba hanorenana hotel 5 étoiles, mamorona asa, mitarika mpizahatany mitondra vola vahiny ?
Dia asa fa izany resak'i Sareraka izany mihitsy no araraotin'ny sasany ampandoroana ny fananan'ny Malagasy, dia mbola maha-farahidiny an-tsika.


25. kally ( 11/12/2006 18:48)
gasypantin:





inona moa fa tsy hotely itondràn'ny mpanam-bola hamiraviràna ny zatovovavy malagasy .INDRISY
[/quote]
Anaro tsara ny anabavinareo sy ny zanakareo vavy fa inona ary ity?


26. Papoose ( 12/12/2006 05:07)
NDAO DAHOLO HODY DE HAMPADROSO ARY FA TSY MITAZANA @ SATELLITE HATRATY FOTSINY E!:-P:-P:-P:-P:-D:-D:-D
DIA ATAONTSIKA KINTANA DIMY KOA NY TARIKA KINTANA TELO @ ZAY METY HANDROSO DAGO HIHIHIHI
27. kitjo ( 12/12/2006 07:13)
hahahhahhahhahhaa
ty tena papozy ty tena ttssss
mbola papozy marina njy!

28. akama2006 ( 12/12/2006 13:20)
fa hono hoa ry zalahy tim! tsara mpampianatra hoa ity ra8 aminy hazokely manome ny asa ho ataony aminy projecteyr e!sa tena mba efa nofiny ilay nataony rastiraka teny mavoloha fahiny nanao demonstration ny fihaviany malagasy!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D!


ary izay hotely 5 etoile ve dia anaovana tapage be ohatra izany!ary iza no tompony? satria raha projet iznay misy minisitry ny fizahantany ihany eo fa sty hoe najavona akory ny gouvernemanta,sa amin'izay hita ny olona hoe raha sty i ra8 sty vita!

mbola banania ahoa ilay demokrasia malagasy e!:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
29. kitjo ( 12/12/2006 14:40)
raha tsy misy demokrasia tsy navela niteny ny akamako na dia miteniteny foana oh zao aza :-*
30. akama2006 ( 12/12/2006 14:57)
kitjo> kiiiiiiiiiiiiii!mba marina iany kosa io na dia be vazivazy aza e! hotely ho an'iza,notapahana teo aminy tetibolampanjakan ve io sa ohatra ny detaxation ihany etc...!izay naie ilay hilanareo anay izay e!sa ahona kitjo,mba manaitra anreo tsindraindray hoe e! e!e! henoy ange! i kitjo anie niseho tele!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D!

ny demokrasia kosa raha tsy nisy any zafy albert tsy nisy e!sa ve i ra8 koa no ray amandreniny demokrasia a la malagasy!aiza kosa e!njy an!ity :-* akamako ity anie dia tena mafana fo be mihinsty e!
31. kitjo ( 12/12/2006 17:27)
an3 Zafy kosa no ray amandrenin'ny demokrasia e
fa demokrasia fts an..fa tsy ray amandrenintsika fa manaonao foana be lotra!

ka io ange ilay fanontaniana mipetraka ery ambony ry akama oe..tsy hay na an fanjakana na azy manokana...sarotra be nefa ny hieritreritra oe hotelim-panjakana zany ko..sa?

sady hisaorany an'ANtananarivo hono ka in no idiran fanjakana amzany?

aleo an lery manokana fa ra an fanjakana sao ts voakaraka eo akory na atao PPP farafahakeliny!

ndao isika sy akama hangataka asa ao fa to d ataontsika milaaaaay beuh!
32. akama2006 ( 12/12/2006 17:52)
kitjo> ny tsy azoko aminy ity hotely ity dia hoe,fa azy angaha moa ny ao antananarivo no hoe anaovako hotely ,mahavariana ilay heviny a!raha tsy hoe hialana ny mety hitranga any aoriana dia atao hoa fanany antananarivo io!dia aminy fomba ahona moa no ahafahany manao izany malalaka nefa ny propagandy iankinany fiainany malagasy aza tsy natao mihoatra ny 5min!ka dia hotely tsy mbola mazava no momba azy no atao pub ohatra izany!

mailo ihany nareo ra kitjo fa tsy milamina mihintsy io rangahy io!izahay moa dia efa mailo hatry ny ela fa managona porofo mba ahafahana mamerina azy eny aponja rehefa tonga ny fotoana!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
33. fijo ( 12/12/2006 22:57)
le izy tokoa ve hotely azy sa an 'ny fanjakana e???tsy azoko tsara
34. kitjo ( 13/12/2006 07:15)
ny fahazoako azy aloha t@ le consultants avy aty SIngapour nankany dia prive ilay izy...ary orinasa mpanao construction avy aty kao no hanao azy fa ilay tompony no tsy haiko oe iza...

ka raha nyfahitako azy dia toa azy k!

akama> ka raha hody aho izany mba te hananga-javatra ao Tana koa dia bedy hoe hay angaha io?
Hhhmmmmmm
Raha azy ilay izy dia toy ny olona rehetra manangana orinasa ka tsy haiko hoe aiza no tokony olana ho antsika amzany
35. fiderana ( 13/12/2006 07:55)
tsy olana ny managana na an'iza naan'iza , fa dia mahafaly aloha fa dia mitombo indray izany aloha ny toerana ahazoan'ny tanora hiasa.
36. akama2006 ( 13/12/2006 11:24)
kitjo> raha azy io tsy olana e!fa ilay hevitra makiavelika ambadika no teneniko!inona moa no hirahirahiny olona ao antananrivo raha managana hotely izy!fa ilay hoe hanome fanomezana ho an'antananrivo noho ny fitiavny ahy dia hanoa hotely ahy,en plus natao tapage be ohatra ny zavtra mahagaga!nefa ny debat aminy resaka filatsahana filoha tsy nisy afa tsy 5 min teo aminy tvm sy rnm!any no olana!raha mbola tsy mahita ilay zavtra tsy izy amin'izany dia efa tsy haiko indray ka! ohatrany mahita olona misy tys filaminana izany!i radidy no hitako farany mialalao ilay hazo kley manzava zavtra teo aminy tvm sy rnm dia i letary ity no nanaraka azy avy eo!

tia hanaraka any le zokiny any andafy marina nedala :-D:-D:-D:-D:-D:-D ka! kozy moa, ny signe rehetra aminy culte de personnalite efa ao avy,aza gaga raha hisy lalana sy tsangambato fa mety tsy ho el aintsony ra kitjo a!izao aza mbola tsy nivoka ofisialy dia efa jereo ity ataony koa,tsy misy humilite na kely aza fa dia azy tokoa angamba ny hcc!

bonne chance raha hanao zavtra any iznay ianao e!mahavita be,fa tsy ho betsaka angamba ny gasy sy mpampiasa vola hiverina satria tsy misy signe manome confiance mihinsty aloha hatramin'izao!sauf tim na akolita an!izay indray dia mety tsara ; fa raha olona tsy misolelaka fa mila zavtra mazava sy constante tsy i madagasikara angamba no destination tsara raha hanao investissemantmampalahelo fa izany no zava misy marina tsinona!
37. fijo ( 13/12/2006 22:20)
za manokana koa aloha,dia tsy mankafy le hoe ,"anao zavatra eto aho,satria nareo nifidy ahy?????????"tena zavatra tsy nekeko io,tamindratsiraka,ka tsy ekeko koa na izao aza.fa aferany io.
38. akama2006 ( 13/12/2006 22:55)
aleo anao izay reveny mobotou fa misy farany ny zavtra rehetra ka!:}:}:}:}:}:}:}
39. Lalah ( 14/12/2006 17:56)
akama2006>Tsy an azy ny hotely fa an ny fanjakana malagasy raha ny vaovao navoka ny Quotidien, ny sinoa moa izy zay no manome vola @ resaka tany, fa ny fanjakana Malagasy no manangana azy,dia toa mbola trosaina koa io!Ny objectif dia hoe atao fandraisana diplomaty sy ny tariny avy aty ivelany, mitokana ny fandraisana filoham-pirenena dia mitokana mihintsy ny fandraisana olon-tsotra, eny Ivato eny ilay izy no atao. Latsaka mihintsy aho naheno ilay izy ry akama2006 koa ianao angaha ahoana.
Zany ve tsy hoe mivoaka ny airport ny manapahefana tonga eo, dia ao anaty Hotel, tsy mahazo entina miditra any anaty tanana intsony fa mahamenatra ny mitondra azy mandalo tanana maloto sy mahantra raha makany Ambohitsorohitra, tsy ratsy ilay hevitra kah! Sady tonga dia hita koa manko ilay contrast be raha ilay 2 case no mbola ataony e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084