INONA NO ANTON'NY VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA!!!
3. RBNIR
(
17/10/2017 12:38)
endriny:
Mba tsy ho voan'ny pesta ve?
Voalohany :
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)
Mba hahalala ireo zava-miafina.
Faharoa :
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)
Mba tsy ho diso hevitra.....
4. rhaj0
(
17/10/2017 13:02)
Mba hahalala ireo zava-miafina ... ny amin'ny fanjakan'ny lanitra
Da mba donendrina mihitnsy nama nareo manaiky lalaovin'ny "mpanafina zava-miafina", izay manondro-tena ho "mahalala ny zava-miafina", dia mamilafila anareo ao @ "tsy-fahalalana ny zava-miafina", dia asainy miankohoka na manome 1/10 nareo vao ho "ampahalalainy" hono.
SAdy @ iizay, ny lapesta aty @ fanjakan'ny tany azany tsy hita izay iainana aminy. koa izao "fanjakan'ny lanitra" izao foana no arebirebena olona.
Iza koa no tsy menatra ny hihambo fa "mahalala izany" fanjakan'ny lanitra zava-miafina izany nefa TSY nahita akoriny?? hoe nahay nikirakira soratra dia mahalala ny valin'ny puzzle???
Aza mba manao fanahin-jaza, mbola mino lava ny pensée mazika ho'a fa efa mandroso ny taona eee..
5. RBNIR
(
18/10/2017 07:13)
Raha mahaliana anao ny hamantatra ireo zava-miafina dia araho atsy ny tohiny....
http://forum.serasera.org/forum/message/m59e6fedd208c1
http://forum.serasera.org/forum/message/m59e6fedd208c1