Gmail

1. Charoumeni ( 07/10/2017 09:00)
Salama daholo e!

Rehefa manokatra gmail any amin'ny cyber aho ho aho dia misy indraindray ilay ordinateur mitaky numero de télephone (arakarak'ilay cyber io). Ny numéro ako napetrako tamin'izany nefa efa tsy mandeha intsony. Efa nodesctiven ny airtel. Na indraindray koa mitaky valina question oh : iza no anaran'ny mpampianatra anao tamin'ny mbola kely(nefa efa tsy tadidiko y valiny nataoko tany). Ka inona no tokony atao rehefa sendra izay?

Manaraka izay taloha rehefa manokatra gmail koa dia azoko soratana eo amin'ny sisiny havia eo ny adresse email an ilay olona mifandray amiko ohatra (miala tsiny amin'i hery aho, tsy tezitra hery an) eugenehery@yahoo.org (adiresy tsy misy io fa ohatra fotsiny, izahay sy hery az ambola tsy nifanoratra akory hihihi) dia mipoitra eo izay email nifandefasanay rehetra. Izao nefa tsy misy an'izay intsony. mbola azo atao ve io?

Misaotra tompoko
novalian'i hery ny 26/03/2018 19:08
2. hery ( 26/03/2018 19:08)
Ary tsy hitako ity resaka ity loll

Variana tamin'ny resak'i Alexandraxxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6367