Misy tsy mazava

1. angouz ( 12/10/2016 14:52)
Salama daholo !

Hono oa azo atao ve ny manoratra fanjonohana olona mba ho solokina eto amin'ity serasera ity eto, misy olona milaza fa afaka mampindrana vola hatramin'ny 900 000€ dia avy eo alain'ny mombamomba anao dia ianao no lasibatra avy eo, dia ny ao ambadika tsy fantatra fa dia mijabaka izay mijabaka, amin'ny izao vanim-potoana izao ve dia hisy sahy ampindrana vola, mba hafahafa
novalian'i hery ny 05/04/2017 18:44
2. perse108 ( 05/04/2017 11:29)
dia tena tsy azoko ny tinw ho tenenin momba izan
3. hery ( 05/04/2017 18:44)
Tsy hisy hijabaka amin'izany ka. :-)

Na eto amin'ny serasera na eny antsena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1633