firaisana ara nofo ho an'ny mpifankatia

1. zo6 ( 21/08/2016 09:55)
FAHAFATESANA no tambin'ny ota! ny fahafatesana nataon'Andriamanitra sazy no fampisehoany fa tsy ankasitrahany ny adultère sy ireo fahavetavetana! ao @Deo 22:13-29 sy Eks 22:16-17 dia meloka avokoa eo anatréhany zay mijangajanga ka iharany fahafatesana, nefa ny firaisana ho an'olondroa tsy mpivady dia tsy nomelohiny fa asainy ampiakariny ho vadiny, ary raha tsy mety ny rainy zazavavy dia tsy omeny ny zazavavy! fa manina no tsy nomelohiny ny firaisana alohan'ny fanambadiana?
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2016 12:25
2. rhaj0 ( 22/08/2016 12:37)
O ry Zo6 aaa... Tonga dia ekeo, minou fotsy, hoe, TSY nomelohina ny firaisana alohan'ny fanambadiana. Izay no mampetimety ny baolinanao ao izao, ka dia izay no raiso ee .. :-)

Ianao izao mijery Eks sy Deo... Misy milaza (toa an-dry RBNIR) fa efa "fanekena taloha" izany, depuis, efa "vaovao" na "nohavaozina" indray izao no ady eo. CompliquE be io, fa tsotsory ny fiainana efa sarotra ity, dia "minou fotsy", dia tohizo ny ataonao @ fo sy saina madio ao eee.. IZY ve ho'a tsy ho kOpy.. be famindra-po hono IZY, ary rahefa "minou fotsy" ianao, dia voavela heloka sy afak'ota foana ee...

3. lahindroy ( 23/08/2016 09:39)

zo6:

FAHAFATESANA no tambin'ny ota! ny fahafatesana nataon'Andriamanitra sazy no fampisehoany fa tsy ankasitrahany ny adultère sy ireo fahavetavetana! ao @Deo 22:13-29 sy Eks 22:16-17 dia meloka avokoa eo anatréhany zay mijangajanga ka iharany fahafatesana, nefa ny firaisana ho an'olondroa tsy mpivady dia tsy nomelohiny fa asainy ampiakariny ho vadiny, ary raha tsy mety ny rainy zazavavy dia tsy omeny ny zazavavy! fa manina no tsy nomelohiny ny firaisana alohan'ny fanambadiana?


akory lahaly
dia mahagaga ihany isika ireto !
200 000 taona ra olombelona -izany hoe efa olona tonga saina tahakatsika amin''izao fotoana izao , fa tsy mbola ireo saritsarin'olona nantsoina hoe homo... zatsy na homo... iroa -no efa nanao tsy niera tamin'iza tamin'iza , tsy voahelok'iza na voahelok'iza fa sady nahita tsirony no namokatra fara mandimby -tsy maty momoka ilay taranak'olombelona...tahakatsika -angamba ry zareo neandertal no voaheloka ho faty ,asa ! hany ka tsy namela taranaka dia isika sisa karazan'olona mifanadala amin'ny toko sy andiny noforon'ny Hebreo eto izay namorona Andriamnitra tena masiaka sy be filonana izay lazaina fa ...endriky ny fitiavany
4. rhaj0 ( 23/08/2016 11:16)
Eny tokoany... firifiry re ry Zo6 ny olona adultere, h@ neanderthal ka h@ Bill Clinton ohatra, na koa ireo debabe rehetra ao Dago ao (ny droit de cuissage ao mbola norme fa ianao koa toa hotry ny variana manakipi-maso mivavaka dia tsy mahita). Dia taiza no nisy naninona teo?

Mila mifoha ianao, miala @ kimpi-maso mivavaka ao, ary hahatakatra fa ozonozona (tsisy consequence) nataon'ny olombe fahagola fotsiny ireo didy ao anaty Baiboly ireo.
5. lolo110255 ( 13/10/2016 16:17)
vaovao farany androany 13 oktobra 2016 hita tao amin'ny Midi-Madagasikara

ity vao tena ota goavana ry reto a!

tsy naharitra intsony ilay baigna 50 taona tao Mananara avaratra fa tonga dia nanaovany filana ara-nofo ilay ...akoho vavy ! tsy voalaza raha nahazo tsirony ilay akoha vavy nihinana an'ilay paoma voarara

inona no sazy mendrika an'izany
6. endriny ( 14/10/2016 05:47)
Sadikadikan-draha ilay Atra fa taova nomeny ny olona ihany no lazaina fa mahatonga fahotana. Ka maninona no nataony teo ? Sa izy Atra tsy manana an'ireo taova ireo
7. rhaj0 ( 14/10/2016 12:25)
hi hi hi.. Ka ao @ genesisy, dia ny olona hono ka dia nataon'Andrmntra toa ny "endriny"...

Toa anao anie izany ny olona eee... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7341