fiverenan'ny sambo fiara
1. angouz
(
18/08/2016 18:17)
Azo inoana ve fa hisy fiverenany ny sambo fiara ary iza no mpaminany nilaza an'izany, ary ahoana ny fisehoany ?
novalian'i endriny ny 08/09/2016 06:31
2. rhaj0
(
18/08/2016 18:58)
Efa tanteraka ny "faminaniana" fa efa misy sambo fiara be atsy Hollande
http://arkofnoah.org/
Dia misy koa atsy Kentucky
http://www.nytimes.com/2016/06/26/us/noahs-ark-creationism-ken-ham.html?_r=0

3. angouz
(
18/08/2016 20:15)
Io ange ka foronon' olombelona e ! fa tsy io no tiko anontaniana fa izaho tokoa rhaj0 mba mangataka adiresy gmailnao fa misy resaka fikarohana mba ilaiko anao izay satria izaho efa manomboka tsy misy fotoana firy dia izay no mba iangaviako fa ianao mba migoogle fona
4. angouz
(
18/08/2016 20:19)
Io ange ka foronon' olombelona e ! fa tsy io no tiko anontaniana fa tena fahagagana ;
Fa izaho tokoa rhaj0 mba mangataka adiresy gmailnao fa misy resaka fikarohana mba ilaiko anao izay satria izaho efa manomboka tsy misy fotoana firy dia izay no mba iangaviako fa ianao mba migoogle fona raha mety.

5. angouz
(
18/08/2016 20:20)

6. rhaj0
(
18/08/2016 20:20)
rhaj@hotmail.com
(mety lasa any @ junk dia tsy hita ka ialan-tsiny mialoha.. fa jerijereko tsara ihany eee...)

7. angouz
(
18/08/2016 20:25)
rhaj0:inona aloha ilay junk lazainao e !
rhaj@hotmail.com
(mety lasa any @ junk dia tsy hita ka ialan-tsiny mialoha.. fa jerijereko tsara ihany eee...)
8. rhaj0
(
18/08/2016 20:46)
[size=8]@ hotmail, rahefa misy mandefa mail voalohany, dia indraidray alefan'i hotmail any @ junk mail = pourriel, fa tsy ao @ inbox; ary dia mety ho tsy hitako dia very. Efa am-polo-taonany no nananako io rhaj@hotmail.com io, hany ka isan'andro dia efa ho 300 ny pourriels.[/size]
9. rhaj0
(
19/08/2016 11:35)
Ka io ao Kentucky sy any Hollande io izany ilay "sambofiara", izay raha ny fahazoako azy, dia namboarina araka ny "voasoratra" (dia voasoratra) tao anaty baiboly.
Dia heverevereto anie e...
- tany @ l'an-2250-BC, izany hoe efa ho 4500 taona lasa, no namboaran'i Noah ny sambofiara (hoy ny mpandalina rahefa nanao ny kajy avy @ "voasoratra" (dia voasoratra) ao anaty baiboly ao
- dia io ny habeny, mbola arak'ilay "voasoratra" (dia voasoratra) ihany
Dia eto @ izay, alefaso mafy @ izay azany ilay imaginaton
- ahoana ny fampidirana tsi22 ny biby REHETRA tao.
- ahoana ny fiaraha-miaina tao nandritra ny 40 andro izy teo
- dia hoe, nony maina ny tany, dia nivoaka tao ry noah mianakavy, ary dia zareo no lasa nameno ny tany..
Ka (mbola) "mino" an'izany "voasoratra" (dia voasoratra) rehetra izany ve ianao ry Angouz?
Dia hoe, "mino" koa ianao fa hisy "sambofiara II" koa, fa izany hozy ny "faminaniana" ???

10. lahindroy
(
20/08/2016 10:22)
[quote=rhaj0]
Ka io ao Kentucky sy any Hollande io izany ilay "sambofiara", izay raha ny fahazoako azy, dia namboarina araka ny "voasoratra" (dia voasoratra) tao anaty baiboly.
Dia heverevereto anie e...
- tany @ l'an-2250-BC, izany hoe efa ho 4500 taona lasa, no namboaran'i Noah ny sambofiara (hoy ny mpandalina rahefa nanao ny kajy avy @ "voasoratra" (dia voasoratra) ao anaty baiboly ao
- dia io ny habeny, mbola arak'ilay "voasoratra" (dia voasoratra) ihany
miarahaba ny rehetra
sao dia mba efa " kopi-kolé " kosa ary io resaka safodrano sy sambon'i Noa ao anaty baiboly io ?
11. rhaj0
(
21/08/2016 01:20)
lahindroy:
sao dia mba efa " kopi-kolé " kosa ary io resaka safodrano sy sambon'i Noa ao anaty baiboly io ?
Tena mi-google fotsiny, dia sirika tokoany fa tantara anganon'ny firenena hafa no "nangalarin'ny Baiboly"..
http://lmgtfy.com/?q=noah%27s+ark+in+other+religions
12. endriny
(
08/09/2016 06:31)
Fa taiza tokoa hono i Noah no nahita hazo nanamboarana sambo tany anefitra e? Tokony hoe tany Tamatavy na hoe tany Brezila izy izao vao nahita vatakazo lehibe mahazaka elefanta 2 sy zirafa 2 ary hipopotama 2 sy rinaoseraosa 2 ary omby vavy be ronono 1 sy ombalahy betandroka 1