Nisy olana kely

1. hery ( 28/07/2016 10:24)
Nisy olana kely teo ny forum. Tsy nahita internet oa ny tena satria tany ambanivohitra aty an-tanindrazana ka elaela kely ny fanamboarana azy.
Efa mandeha izany amin'izao fotoana izao.

novalian'i hery ny 11/08/2016 07:18
2. rhaj0 ( 28/07/2016 12:12)
misaotra ee... :-)
tena mampi-relax ahy ato am-piasana ny mandalodalo eto, ka dia hotry ny dia tena hotry ny dia tena mitokona eto ho'a izaho ity eee... :-)
3. nomeja ( 03/08/2016 05:56)
Fa taiza ga ms hery
4. hery ( 11/08/2016 07:18)
aty Soamahamanina aho nomeja a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1074