Ho an'i fanahin'ireo iharan'ny tsy rariny isan'andro mihiratra eto Madagasikara...

1. endriny ( 23/05/2016 17:40)
Tsy hitako hoe hanao sora-baventy eny amin'ny arabe ve aho sa inona? Fa dia eto aloha no alefako ny ventsoventsoko...

Toerana lazaina fa natokana eo ambany fitantanan'i Masindahy Laurent sy Masina Maria i Madagasikara. Malaza ho toeran'ny kristianina sy ny finoana, ary ny mpitondra dia miozona eo ambony baiboly sy manaraka ny firaisam-pinoana isaky ny misy fety. Toerana hireharehan'ny karazam-pinoana maro i Madagasikara, indrindra fa ry zareo Kristianina, izay efa 400 taona ny niorenany teto.

Saingy izao, ireo rehetra ireo dia toa zary rantiranty anaty botika, fa isan'andro vaky dia misy Malagasy an'arivony iharan'ny tsy rariny sy ny tsindry hazo lena. Ka ny ankamaroan'ireo dia amin'ireo toerana mandroso milaza fa mpandala ny finoana Kristianina eto Madagasikara.

Mampahonena ary mampiantso tody
novalian'i endriny ny 15/06/2016 04:36
2. stahtam ( 25/05/2016 05:36)

[quote=endriny]

[quote=stahtam]
Ka aiza ny tany idiran'ny kristianisma ka tsy misy an'io toe-javatra lazainao io? Iza no finoana (na mpino) nitarika ady mahatsiravina sy nandripaka olona be indrindra teto an-tany? (Croisades, inquisition, Irlande avaratra, nuit de Saint-Barthélémy...)? Tody ilay inoan'ny Malagasy ve io tianao hantsoina io?
3. RBNIR ( 25/05/2016 07:39)
Ny anarana hoe Kristiana, dia taty aoriana (rehefa nanomboka niasa ny apostoly) (vakio ny asan'ny apostoly) Ny mpajaka Agripa ohatra raha nifandahatra tamin'ny paoly dia efa nilaza hoe kristiana....« Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana. » (Asa.26:28)

Tsy lavina fa nisy dia nisy tokoa olona "nandoto" ilay anarana noho ny fitaka nataon'i satana (io ilay hoe « Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon'ireo hoe "sain-dalin'i Satana", dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo; » (Apok.2:24)

Sain-dalina : raha jerena ivelany dia kristiana nefa ny ataony sy ny miafina ao anatiny dia mifanohitra amin'izany..........
Izay ilay lazaiko hoe aza afangaro sobiky 1 ny kristiana fa misy dia misy NY TENA IZY....ary torak'izany koa midy dia misy koa ny TOA NY TENA IZY......sahala amin'ny fisian'ny fampianarana TENA MARINA sy ny fampianarana TOA MARINA (otran'ny marina nefa tsy marina) ihany ioa.....TENY TOA MARINA HOY NY BAIBOLY IZAY......
« Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin'ny teny toa marina. » (Kol;2:4)
4. rhaj0 ( 25/05/2016 14:00)
Eto ange jereo ny fanadihadian'ny namana afrikana ny @ Kristianisma ee.. Ny négative (ihany) no ho tsingolohako..

http://www.scielo.org.za/scielo.php?script=sci_arttext&pid=S1017-04992013000200016
Christianity led to the demise of the African customs (..) the religion also led to the implementation of apartheid (to which it gave its theological support), and undermined the leadership role of women. Finally, Christianity has bedevilled race relations in Africa generally.

ilay fomban-drazana, izay nampirindra ny fiaraha-monina, tsisy mahantra mihinam-pako ohatra, dia rava. Tany Afrika Atsimo moa, dia ny Kristianisma no nanohana ny fanavakavahana... Fa tsy ny @ volo-koditra ihany, fa ny @ maha-viavy koa, ary koa teo @ foko isan'isany.

Raha fehezina dia potika ny fiaraha-monina, sy ny fiainana ary fisainana... Fa izany hoe, TSY izay eto an-tany eto hono no tanjon'ny fiainana, hozy ny Kristiana, fa ilay "any an-koatra" eeee... Koa na potika any azany izay potika ireo io, dia ny "mandova ilay any an-koatra" hono garanti..

5. stahtam ( 25/05/2016 14:13)

[quote=rhaj0]

FAMPIERITRERETANA:
Extrait du discours prononcé par Léopold II, Roi de Belgique, devant les missionnaires se rendant en Afrique.

MISSION ASSIGNEE AUX MISSIONNAIRES PAR LE ROI LEOPOLD II DE BELGIQUE :

Révérends Pères et chers compatriotes, La tâche qui vous est confiée à remplir est très délicate et demande beaucoup de tact. Prêtres, vous allez certes pour évangélisation, mais cette évangélisation doit s’inspirer avant tout des intérêts de la Belgique et de l’Europe. Le but principal de votre mission en Afrique n’est donc point d’apprendre aux Nègres à connaître Dieu, car ils le connaissent déjà. Ils parlent et se soumettent à Un Mundi, Un Mungu, Un Diakomba et que sais-je encore ; ils savent que tuer, voler, coucher la femme d’autrui, calomnier et injurier est mauvais. Ayons donc le courage de l’avouer. Vous n’irez donc leur apprendre ce qu’ils savent déjà. Votre rôle essentiel est de faciliter la tâche aux administratifs et aux industriels. C’est donc dire que vous interprétez l’évangile de façon qui sert à mieux protéger nos intérêts dans cette partie du monde. Pour ce faire, vous veillerez entre autres à désintéresser nos sauvages des richesses dont regorgent leur sol et sous-sol, pour éviter qu’ils s’y intéressent, qu’ils ne nous fassent pas une concurrence meurtrière et rêvent un jour à nous déloger. Votre connaissance de l’Evangile nous permettra de trouver facilement des textes recommandant aux fidèles d’aimer la pauvreté, tel par exemple: « heureux les pauvres car le Royaume des cieux est à eux », « Il est difficile aux riches d’entrer au ciel ». Vous ferez tout pour que les Nègres aient peur de s’enrichir pour mériter le ciel. Pour éviter qu’ils ne se révoltent de temps en temps et pour que vous les fassiez craindre, vous devez recourir à la violence. Vous leur enseignerez de tout supporter même s’ils sont injuriés ou battus par vos compatriotes administratifs. Vous leur enseignerez que toute personne qui recourt à la vengeance n’est pas digne d’être fils de Dieu. Vous les inviterez à suivre l’exemple des Saints qui ont tendu la deuxième joue sans recul et insulte. Vous devez les détacher et les faire mépriser tout ce qui leur procure le courage de nous affronter. Je fais allusion ici principalement à leurs fétiches de guerre. Qu’ils ne prétendent point les abandonner et vous mettre à tous à l’œuvre pour les faire disparaître. Votre action doit se porter essentiellement sur les jeunes afin qu’ils ne se révoltent pas. Si le commandement du Père est conducteur à celui des parents, l’enfant devra apprendre à obéir à ce que lui recommande le missionnaire qui est le père de son âme. Insistez particulièrement sur la soumission et l’obéissance. Evitez de développer l’esprit de critique dans vos écoles. Apprenez aux élèves à écrire et non à raisonner. Ce sont là, chers compatriotes, quelques-uns des principes que vous appliquerez. Vous en trouverez beaucoup d’autres dans des livres qui vous seront remis à la fin de cette séance. Evangéliser les Nègres à la mode des Africains, qu’ils restent toujours soumis aux colonialistes blancs. Qu’ils ne se révoltent jamais contre les injustices que ceux-ci leur font subir. Faites leur méditer chaque jour « heureux ce qui pleurent car le Royaume des cieux est à eux ». Convertissez toujours des Noirs au moyen de la chicote. Gardez leur femmes à la soumission pendant neuf mois afin qu’elles travaillent gratuitement pour vous. Exigez ensuite qu’ils vous offrent en signe de reconnaissance des chèvres, poules, œufs, chaque fois que vous visitez leurs villages. Faites tout pour que les Noirs ne deviennent jamais riches. Chantez chaque jour qu’il est impossible à un riche à entrer au ciel. Faites-leur payer une taxe chaque semaine à la messe du dimanche. Utilisez ensuite cet argent prétendument destiné aux pauvres et transférez ainsi vos missions à des centres commerciaux florissants. Instituez pour eux un système de confession qui fera de vous de bons détectives pour démentir tout Noir qui a une prise de conscience envers les autorités investies du pouvoir de décision.

Léopold II, Roi de Belgique.
Hoy ny eritreritro mba manidina hoe:
Misy maka va ny volamena sy ny vatosoa, ny bois de rose sy ny diamondra eo @ taninao? Omeo azy koa ny taninao (fa tsy hisy mpandraharaha ho avy hampiasa vola eo aminao raha tsy izany!!)
6. rhaj0 ( 25/05/2016 14:16)
hono ho'a.. ahoana ny fahitanao ity sary eto ambany ity ...
- mampirehareha fa Kristiana, sa...
- mankarary fo fa toa hiampy iray indray ny mikaperotra ny lohany

Angaha Ilaikely io hanaiky kaperotindrotinao @ izany eo... vao miakatra interinety izy, dia ao ianao sy ny fahamaizinan-tsainanao... Fa dia soa ho'a fa misy ny interinety eee...
7. stahtam ( 26/05/2016 05:24)

Io no ataoko hoe famintinana ny "Christianisation du monde". Tena "Inspiration européenne" (USA compris). Ny antony? Fantany fa fitaovana mahomby @ fanjanahana ny finoana (na ny fivavahana) ka dia naviliny ho @ tombontsoany. Ny natao hikitika baiboly (finoana no resahiko eto) dia ny Jiosy irery ihany ka ny "usurpation de fonction" dia tsy maintsy hipoitra sy hihanjahanja ihany @ farany. Asa raha voavaly ny eritreritr'i endriny @ izay famakafakana tsotsotra izay. Izany hoe Christianisme= réligion des colonisateurs
8. RBNIR ( 26/05/2016 05:52)
Sain-dalin'i satana io ry zalahy a!....Manararaotra ny hevipetsin'ny olona izy hitaomany ny olona hamono ilay fahamarinana avy amin'i Kristy........

« Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon'ireo hoe "sain-dalin'i Satana", dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo; » (Apok.2:24)

Rehefa tsy nahomby ny fanenjehana mivaivay nentina nampangina ilay fampianarana fahiny dia tetika avo lenta no nataony, nampiasa olona (fetsy tsy mivonona izay hivavaka akory fa manana tetika ambadika) mody miditra ho kristianina dia avy eo mampiditra saina sy fampianarana hafa avy amin'olombelona fa tsy avy amin'Andriamanitra (porofo io kabarina mpanjaka entinareo eto io).....

Ny tanjon'i satana dia ny hanapotika ilay fampianarana tsy nisy kilema nentin'i Kristy fahiny,
Misy ireo mpitondra fivavahana voafitaka, dia tafiditra anaty vovo....(ireny no manalabaraka ilay Anarana...) Misy kosa anefa mijoro hatramin'ny farany amin'ilay fampianarana tsy misy kilema......« Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema*; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; [* Gr. salama] » (2 Tim.4:3)

Ireo mangidihidy sofina raha vao mahare ilay fampianarana no tena kitikitian'i satana alatsaka ao anatin'io sain-dalina io dia lasa mpampianatra diso manalabaraka an'i kristy...

Tanonjon'ny devoly anefa dia ny hanapotika, hanaratsy ary handrava mihitsy aza ilay fampianarana.....Sain-dalina hoy ny baiboly e!!!

« Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)
9. endriny ( 26/05/2016 05:59)

stahtam:

Asa raha voavaly ny eritreritr'i endriny @ izay famakafakana tsotsotra izay. Izany hoe Christianisme= réligion des colonisateurs

Misaotra fa dia mazava ohatran'ny karatr'i Naivo io. Ny manahirana ny saiko anie dia ry zareo Kristianina milaza fa mpitsinjo ny fiaraha-monina sy ny madinika kanefa dia katsetsitra sy tiakely tsy azo an-dalovana.

Vao hitantsika tamin'ny Gazety izao I Tompokovavy Mlle Honorine, niasa sy nanokana ny tenany mihintsy nandritry ny 24 taona ngarangidina tao amin'io Akamasoa io, ary tsy nandry andro aman'alina (fomba fiteny moa izany) nanampy ny fibeazana ireo mahantra. Nampalahelo fa na ny trano nipetrahany na ny sakafo nohaniny aza dia mbola tamby avy amin'ny ankany Fibeazana ihany. NY Fikambanana misy an-dry mopera anefa etsy an-daniny toa bolangina sy miadana amin'ny 4x4 avy amin'izay lazaina fa fikarakarana ireto mahantra ireto.

Ny olona asaina mikapo-bato amin'ny andro midanika sy mangatsiaka, kanefa ny ekaonaoma (Mopera mpitantam-bola) manao tahiry an-karon-doa-body, dia mody mangina daholo ny pretra rehetra fa toa ny tsy nisy na inona na inona tao? Ny fananararaotan'ireo lazaina fa frera amin'ny vaton-jaza moa tsy lazaina intsony. Efa an-karihary tsy miafina intsony, saingy fitsidihana tokatrano hono no ataony e, dia mitso-drano ny ankohonana... Dia mijery fotsiny ny Papa sy Mama fa atao ahoana moa... zara aza aloha manana toerana ipetrahana...

Fa dia mampahonena ry zareo ny fanadalana ny vahoaka efa sahirana a
10. stahtam ( 26/05/2016 10:09)

endriny:

Any Italie ve tsy mba misy mahantra mihitsy azo iantrana? Koa nahoana no aty Madagasikara no "ampiana"? Farafahakeliny anefa 10 heures de vol d'avion no manelanelana ireo firenena roa ireo. Tsotra ny valiny: izay minia mikimpy ihany no mbola mino izany asa fanasoavana izany. Izay manaraka io finoana io dia maro no tsy mahalala akory io fitaka itondrana azy io fa rehefa mahazo (na mitaingina) 4x4 na tombontsoa hafa dia "vavan'ny ory hava-manana ny ankoatra izay"
11. endriny ( 27/05/2016 05:56)
Aleo iny ho any sao lazain'ny olona fa be fialonana eto
12. stahtam ( 27/05/2016 09:31)

[quote=endriny]
Aleo iny ho any sao lazain'ny olona fa be fialonana eto
[quote=stahtam]
Ny marina marina ihany e! ilaina ny fahafantaran-javatra satria miaina eto ambonin'ny tany isika. Izao ianao mba miha-mahalala izay tokony hatao @ hoavy. "Refléchir avant d'agir e!" sa...
13. endriny ( 27/05/2016 14:24)
hihihihiih,

Izay fiara taingenana rehetra misy andin-tsoratra masina daholo. Kanefa isaky ny mandeha fiara ianao dia mahita gidraka foana.

Ny Tanana rehetra misy fiangonana mijoalajoala avokoa, ao ny mampaneno lakolosy isa-maraina sy isak'atoandro. Kanefa ny olona tsy mifanaja sy mifankahala ary tsy mifampitsinjo izany mihintsy: Aza mandona fa masoso-..., INona no hivandravandrana? Ny lalana zorina; Fa nanao inona ialahy no izaho no angatahan'ialahy vola... Ny alika no mamany eto... Tsy misy majinika... Adonay amin'ny poto ny loha

NIsy razoky maty izay teto an-Tanana, ary mahantra izy, ka raha mba nentina natao veloma farany teny am-piangonana... dia kitakitan'ilay mopera amin'ny hoe: haingakaingana e, mbola hisy mariazy ho avy eo. Na ny fivavahana aza fohikely dia vita... Dia variana ianao.
14. endriny ( 15/06/2016 04:36)
Maromaro izay olona vodoan'ireo mpitondra fiara 4x4 izay, ary hitansika ny vaovao mikasika ilay zazavavy kely vao 4 taona monja novonoina rehefa avy naolana (teny Ambohimangakely), rentsika ilay ramatoa mananontena novonoin'ilay miaramila Alfred (ny anarana fotsiny dia efa Kristianina) rehefa tsy nanome toaka ho azy...

Mampahonena, ary mampiantso tody...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1402