Ny Manohitra sy ny Momba

1. rhaj0 ( 02/03/2016 12:17)
ka ahoana tsara (ny) marina ny @ Manohitra sy ny Momba..

Matio 10:30 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
Marka 9:40 Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika.
Lioka 9:50 Fa hoy Jesosy taminy: Aza raràna, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
novalian'i rhaj0 ny 03/03/2016 15:12
2. rhaj0 ( 02/03/2016 13:24)
misy matematisiana ve eto oooo...


p = momba ahy
q = manohitra ahy

Matio: (non)-p => q
Marka, Lioka: (non)-q => p

Ka equivalent ve ireo roa ireo sa tsy equivalent??... tena tsy tadidiko ny matematikako k'le... :-)
3. rhaj0 ( 02/03/2016 15:03)
Ara-pamaritana p => q dia miramira @ non-(p ET non-q)

izany hoe
Matio, non-p => q dia miramira @ hoe non-(non-p ET non-q)
izay miramira @ hoe p OU q


Ary koa
Marka, non-q => p dia miramira @ hoe non-(non-q ET non-p)
izay miramira @ hoe q OU p


tabarn'ane (ompa kebekoa io)... toa equivalent i Matio sy Marka..

mahay matematika i Jesosy.. sa mahay polifika malama vava... sa izaho no diso :-)

4. rhaj0 ( 02/03/2016 16:55)
tena tsy mahay matematika aho.. misy tailana ilay resaka, ary tena tsy metimety amiko eee..

a- izay tsy Momba dia Manohitra (Matio)
b- izay tsy Manohitra dia Momba (Marka)

tena tsy mitombona ve ny hoe

c- izay tsy Momba dia TSY Manohitra
d- izay tsy Manohitra dia TSY Momba

:-) tena tsy misy (kristiana) tsara sitra-po ary mahay matematika ve eto oooo??? :-)
5. rhaj0 ( 02/03/2016 19:04)
ok... tena tsisy ilay (kristiana) tsara sitra-po, ka dia ndeha hilingilingy hanao matematika izany :-)

c- non-p => non-q dia miramira @ non-(non-p ET non-non-q)
izay miramira @ hoe p OU non-q

d- non-q => non-p dia miramira @ non-(non-q ET non-non-p)
izay miramira @ hoe q OU non-p

miaraka @

a- p OU q

b- q OU p


Fehiny.. izy rehetra, na a- na b- na c- na d- dia mety daholo eeee...
indrindra rahefa ampiana dose-na finoana ;_)
6. RBNIR ( 03/03/2016 08:14)
Izay ilay fahalalanao izay.....Raha ianao no fidina hitory dia izany v no hotorianao an'ny malahelo tsy nandia fianarana??? inona no azony amin'izany???
Tsotra, madio ary marina sy mahitsy ny teny toriana dia takatry ny maro tsy ankanavaka satria famonjena ho an'ny rehetra no tanjon'Andriamanitra....tsisy discusion B fa raha avy amin'ny marina ianao avy dia mandray ilay marina....
« Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jaona 18:37)
7. rhaj0 ( 03/03/2016 12:22)
resaky ny olona mahita interinety ny eto ry RBNIR aa... ka ny minou fotsy fataonao tsy mety, satria dia tondraky ny fahalalana sy fahalalahana ho'a ny interinety eee...

Dia infantiliser-nao koa anie ny olona lazainao fa "tsy nandia fianarana" eee.. mahatakatra ny lojika koa izy... ampahafirin'ny kilalao-teny @ haivolana malagasy ny polifikan'i Jesosy. Ny tsy ahatakatra, na ireo minia tsy ahatakatra, dia ireo "nandia-tsy-afa-tsy-baiboly" eee... :-)
8. TenWords ( 03/03/2016 14:37)

rhaj0:

resaky ny olona mahita interinety ny eto ry RBNIR aa... ka ny minou fotsy fataonao tsy mety, satria dia tondraky ny fahalalana sy fahalalahana ho'a ny interinety eee...

Dia infantiliser-nao koa anie ny olona lazainao fa "tsy nandia fianarana" eee.. mahatakatra ny lojika koa izy... ampahafirin'ny kilalao-teny @ haivolana malagasy ny polifikan'i Jesosy. Ny tsy ahatakatra, na ireo minia tsy ahatakatra, dia ireo "nandia-tsy-afa-tsy-baiboly" eee... :-)


Raha ny hevitro r'izy mihoatra, tsy mba misy asan'ny saina ilay baiboly a! jereo fotsiny ny kajy natao tamin'ny hoe ( 5 Pains + 2 Poissons )/ 5 000 = x ( avec x= y + 12 sobika )
9. rhaj0 ( 03/03/2016 15:12)
Ilay mpitaiza ny ankizy @ garderie-njanako taty ho'a, dia hoe, samy mahazo mofo 2 aby. Dia hozy ity zaza hoe, ampio. Dia notapahin'ilery ny mofo, ka lasa 4. Dia izay.

Ka ny @ "mofo sy hazandrano", dia nototoina ireo 5+2 ireo. Izay ilay antsipirihany tsy voasoratra tanaty Baiboly. Ka dia samy nahazo daholo ny iray tanana. Symbolique ilay izy fa tsy hoe natao ahavelona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4637