Iza tokoa ary no mitombina amin'ireo

1. endriny ( 17/02/2016 05:31)
ireto

hafatry ny namana tany amin'ny eritreritra mandalo
novalian'i ASRT ny 06/10/2016 15:09
2. rhaj0 ( 17/02/2016 13:12)
Ka hozy ilay ranamana..
Rzk.7:
salama daholo e!
otrin'ny mahalasa ny saina fa raha ny baiboly no jerena dia mbola tsy ampy millions annee akory ny faharetan'ity planeta tany ity raha isaina nanomboka teo @ Adama sy Eva
Hoy indray anefa ny siantifika hoe efa nisy milliards d annee tany ity tany ity!
IZA ARY NO TENA MARIN E?

Mahafinaritra fa (manomboka) misoka-tsaina kosany izany i Rzk.7 eee...

ho lava velona ny interinety :-)
3. RBNIR ( 19/02/2016 00:00)
Ampahafantaro azy hoe ......

« Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Pet.3:8)

Dia tsindrio tsara aminy hoe "aoka tsy hohadinoinareo hoe.....
4. endriny ( 19/02/2016 06:28)
Izay ve no valin'izany... hihihihihihi.... Marina ny anao fa Jesosy aza vao teraka tamin'ny 25 Desambra lasa teo dia efa ho faty sahady amin'ny volana ambony izao ary feno 33 taona katroka izy amin'io
5. rhaj0 ( 19/02/2016 11:39)
hi hi hi... marina izany.. teraka t@ desambra ary maty r@ marsa-aprily.. nefa 33 taona katroka.. satria elastika ny fotoana amin'AZY...

Fa mety kosany foana io ho'a rahefa hoe...

IZAY MANANA IMAFINATION, AOKA Hi-IMAFINER !!!

ilay "f" dia satria izaho bainina bangaridana :-)
6. endriny ( 26/02/2016 18:44)
Ny Kristianina dia mino fa izao tontolo izao dia noforonin'Atra tao anatin'ny 6 andro onja... Taloha dia izay nilaza fa boribory ny tany dia novonoin'ny Kristianina na nogadraina mandra-maty... Izay nahita fa ny tany no miodina amin'ny masoandro fa tsy ny masoandro miodina amin'ny tany tonga dia khkhkhkhkkhkhkhkh... tapaka zozo.

Mahafinaritra be ry zareo Kristianina ka
7. ASRT ( 06/10/2016 15:09)
@ Rzk.7

Ity misy liens mba tiako hojerenao tsara.PDF ilay brochure sady misy sary tsaratarehy. Manome ny valin'ny fanontanianao mazava tsara. azonao jerena amin'ny teny frantsay koa ilay izy. Mazoto ary e!

https://www.jw.org/en/publications/books/?contentLanguageFilter=mg&pubFilter=lc&sortBy=1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488