You are here: home > Forum

HANDEHA IZAHA KELY HOE:

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : HANDEHA IZAHA KELY HOE:
Valiny : 1
Rzk.7 - 09/02/2016 20:52
salama daholo e! otrin'ny mahalasa ny saina fa raha ny baiboly no jerena dia mbola tsy ampy millions annee akory ny faharetan'ity planeta tany ity raha isaina nanomboka teo @ Adama sy Eva Hoy indray anefa ny siantifika hoe efa nisy milliards d annee tany ity tany ity! IZA ARY NO TENA MARIN E?
Valio | Miverina eny ambony
ASRT - 06/10/2016 17:11
Salut Rzk.7! Misy liens io ambany io manome antsipiriany ny fanontanianao. PDF ilay brochure sady misy sary tsara tarehy. Manana saina misokatra mamaky azy. Mazoto ary e!

https://www.jw.org/en/publications/books/?contentLanguageFilter=mg&pubFilter=lc&sortBy=1
Valio | Miverina eny ambony