Vovoka ka hody vovoka!
1. Strong3
(
17/07/2015 12:53)
ny tontolo iainana efa mihasimba, de hoe misy planeta mitovy amin'ny planeta tany hoe any amin'ny 4milles km lavitra be any ka mety hafindra any hoe ny olombelona sao lany taranaka amin'ny fahampotehana misy eto.
Mety holany marina ve ity olombelona ity , ary amin'ny fomba ahoana raha izany tokoa?
tamin'ny ady lehibe roa nisesy toa tsy nadany azy fa ny ady nokleary no andrasana angamba.
na zany hofatin'ny fahampotehan'ny natiora na hofatin'ny ady nokleary ny olona sa misy akohatr'izay?

novalian'i Strong3 ny 29/07/2015 11:06
2. bor2lais
(
17/07/2015 13:16)
Strong3:
Mety holany marina ve ity olombelona ity , ary amin'ny fomba ahoana raha izany tokoa?
[size=10]Rehefa mihanaka amin'ny rehetra ny fiarahan'ny L+L sy/na V+V mon jeneraly ! [/size]:-)
4. 5laody
(
18/07/2015 11:42)
rhaj0:
[size=8]f'i dokotera angaha tsy manao in-vitro ? :-)[/size]
Salama daholo,
mba fanonataniana manitikitika dokotera:
Nahita fandaharana tamin'ny fahitalavitra aho talohaloha tany (herintaona na roa izay)
-Misy hoe: Tsy ary fomba tsara ny fanadiovana rano maloto ka lasa any anaty rano ohatra ny hormone tsy levona avy amin'ny fanafody avy hohanin'ny olona.
(efa misy fampielezan-kevitra momba ny tsy tokony hihinanana antibiôtika isaky ny sery vitan'anamalaho)
Fa ny tena mahazendana dia ilay hoe fanafody contraceptif misy hormone koa isan'izany.
Marina ve ilay kirakira (experience) voalaza hoe: trondro lahy lasa trondro vavy satria nisy hormone vehivavy betsaka tao anatin'ilay rano nipetrahany?
Aza mandefa anay amin'ny rohy wiki fa mba lazalazao hoe izay tena hevitrao mon jeneraly.
Misaotra mamaly ary miala tsiny amin'ny Strong3 raha tsy dia mifandray amin'ilay hevitra nosokafanao.
5. rhaj0
(
18/07/2015 17:32)
http://time.com/3852305/hormone-sex-fish-rivers/
Tsy kirakira fa efa zava-misy. Iilay hormone fanatavezana omby, rahefa lasa any @ renirano, dia manova ny sex-n'ny trondro

6. rhaj0
(
19/07/2015 12:25)
Ilay hoe lasa ringana raolona aloha dia samy manana ny fijeriny io, raha ny fazahoako azy..
1- ny an'ny Krisitiana (ohatra ireo ao Bekintana ao sy aty Kanada) dia tena hoe, "izay mahasoa ataon'Atra", ary dia "planin'Atra daholo izany"..
- ka izao resaofemA klimatika izao ohatra, dia tsy raolona no tompon'andraikitra fa plan-n'A.tra
- dia koa hoe, aza mi-intervenir @ plan'Atra : manohitra ny in-vitro sy ny manala zaza sy ny condom koa ohatra ry kirisitiana... (nefa mampivanaka fa ny OGM ohatra dia tohanan'i Vatican)
2- ny ahy indray dia.. mandeha @ evolution-ny io eee... "The nature takes care of itself". Fa kosa, @ izao fotoana izao, ny teknolozia sy ny fahalalana dia mahakirakira ny evolution-n'ny natiora. Nefa moa dia mbola mahatoky aho, fa ho hain'ny sain-draolona ny mampandeha ny evolution @ hiveloman-draolona eto an-tany.

7. rhaj0
(
19/07/2015 12:32)
fanampiny kely.. raha ny fahitako azy ihany ho'a..
1 bis- ny an-dry kirisitianina fondamentalista indray, dia hoe,
- ny moralitE-ndraolona no mampatezitra an'A.tra, ary dia ho aringany kapohiny ho faty daholo isikana, sahala t@ tany Gomora sa Noah.
- Ka izay resaofemA klimatika ohatra, dia nataon'A.tra vokatry ny moralitE-ndraolona (mety mifanojo @ revin'i dokotera Bor2lais io, hoe L&L sy V&V)

8. Strong3
(
20/07/2015 06:36)
ny hevitrin'ny kristiana ry rhaj0 dia efa fantako fa ny fahitanareo tsymisyAtra sy ny hevitrin'ny hafa mety mahita volana alohan'ny biby no tiako mba ho heno ah hahah...
fa mimémé rery foana aza isakin'ny mahita ny messagenao hoe:
manantena enao fa mbola ho hitan'ny zanak'olombelona ny valin'izany
mbola ho manatena enao fa ho vitan'ny zanak'olombelona izany
...sns!!!

9. Strong3
(
20/07/2015 08:42)
bor2lais:
Strong3:
Mety holany marina ve ity olombelona ity , ary amin'ny fomba ahoana raha izany tokoa?
[size=10]Rehefa mihanaka amin'ny rehetra ny fiarahan'ny L+L sy/na V+V mon jeneraly ! [/size]:-)
hynoceros biby lany lahy tamin'ny 2014; ka atao ahoana ity biby ity?
ampanambadiana biby hafa ve sa atao inona... miandry ny ahalany ritra azy sisa ny wwf
raha tonga homo daholo tokoa daholo marina moa izany ny zanak'olombelona dia tsy holany eto marina.
fa akohatr'izay inona no mety ahalany ny olona eto antany?
10. 5laody
(
20/07/2015 14:47)
rhaj0>> Toa mbola fanampiny hafa koa ity voalazanao ity raha izany. Raha misy olona misotro ilay rano na mihinana ilay omby na mihinana ilay trondro izany mety hafa indray koa ny fiantraikany amin'ny fahasalamana.
Ny any amin'ny Bekitana anie tena toa matanjaka be ny lobby indostrialy isan-karazany no mahatonga an-dry zareo tsy mandefa lavitra ny lafiny tontolo iainana. Tsy fantatro tsara koa ny ao Kanadà fa raha resaka fitadiavana sakafo bio fotsiny izao ohtra dia toa manomboka manafatra amin'ny tany hafa ny Bekitana. (Mahatonga fiakaram-bidy dia maro no tsy mahatakatra ka sakafo mankarary à long terme no mba azony vidiana).
ilay hoe mandeha amin'ny evolution-ny indray, raha ny hevitro manokana dia misy zavatra mandeha haingana loatra tsy araky ny olombelona ny vokany; Tsy manana recul ve sa izay ahazoana vola haingana ihany no atao?
Strong3>>> Anisan'ny mety haharingana zava-manan'aina maro ohatra ny fihavitsian'ny tantely.Mety hahatonga mosary amin'ny toerana maro. Tamin'ireny fanodrahana valala ireny dia betsaka ny tantely matin'ny insecticide. (mbola hisy hampiditra indray izao eto hoe papay L&L na papay V&V). ankoatr'izay toa misy olona manao reserve ihany any amin'ny voan-javamaniry raha sendra misy olana lehibe.
fa resaka spekta ihany ny antsika eto fa ankaherezo Radabaraka hiompy trondro ami'ny rano madio ary hiompy tantely raha vitany.
11. rhaj0
(
20/07/2015 16:03)
Ilay evolution k'lou dia tena marina fa mandeha haingana ary tsy araky ny saina.. Tena free market io, ka dia rehefa misy mpividy (demande) dia avy ny mpivarotra (offre) eee... (tsindrona kely @ kirisitiana, hoe tonga tao ny goaika rahefa takany ny besoin-d'raolona sy ny fatahorany..)
Fa tena politika koa no tokony ampanomboka ny evolution @ tokony ho izy..
Namakivaky teny aho izao, dia hoe, tena t@ ireny 1980s an'i Reagan ireny no tena rava ny tsena, satria tena lasa nivadika ny kapitalisma, tsy saovazy fa monopolista, ny tao bekintana ao. Ny revin'i Reagan anefa, satria ny lohahevitra eto finoana, dia tena vohizin'ny kirisitianina kaonservativa. Dia io koa moa t@ nahery JPII, ka dia ... izay izany hono ilay plan-n'Atra eee...
DIa t@ 2000s ireny, nony voa koa i Al Gore dia tena votsitra train indray eee... dia eo ianao spekta dia gana eo eee... Ny lobby an'ny revin'antitra manimba ny tontolo anie ka tena mahery noho ny lobby revy maitso e... ka mila coup de pouce-n'ny gvt io.. fanefa moa Bush no lany dia tao izany eee.. Izao nefa i Obama tsy mahavita inona fa ny congress mbola ireo repoblikana kaonservatera kirisitianina fondamentalista ireo foana..
Izany no mampadaginina ahy (sy ny atheista sy siantista) rahefa midikiditra @ paolitika ny fivavahana/finoana eee... Toetra intrinseque-n'ny Finoana (kristiana) no entina manao paolitika kouh : ny saim-pantany no lazainy fa inspiration divine, dia iny fa tsisy adi-hevitr'olon-dehibe intsony.. Ny tontolo iainana rava lazainy fa plan'Atra f'aza mi-intervenir... Ny tokony atao raha mba hivoatra lazainy fa mifanohitra @ plan'Atra, dia mino daholo koa ho'a ravalalabemandry eee..

12. Strong3
(
22/07/2015 12:33)
tsy zakan'i rhaj0 mihitsy izany hoe inspiration divine izany.
nefa isé dia manaiky fa misy zavatra tsy takatrin'ny sain'isé. ka iandrasan'isé ny olombelona hafa mba hanome valin'ny an'isé. ka moa ny olombelona izay mandiso ny mariny omaly rehefa mahita ny fahalalana vaovao no heken'isé teny ? iza no tena misona amin'izany? hahaha
5laody

13. rhaj0
(
22/07/2015 16:20)
Ka rahefa resaka ambony tamboho dia hotry ny hoe ze man fou tokoany hozy ianao.. fa rehefa tena hainao ny an-dohan'ny politisianan-doza, izay ianao vao tonga saina hoe, tena latsaka an-tanan'ny adala ny fiainam-pirenena, ohatra...
- hozy i Bush hoe, tena "inspiration divine" ny hanafihana an'i Irak. Jereo Washington Post:
"President Bush said to all of us: 'I'm driven with a mission from God.'"
"'God would tell me, 'George, go and fight those terrorists in Afghanistan.'?
"'And I did. And then God would tell me, 'George, go and end the tyranny in Iraq... ' And I did.?
- hozy Ny Hasina hoe, tena "inspiration divine" ny hanohanana ny fanonganam-panjakanan'i TGV. Jereo wikileak
in a January 2009 discussion with Emboff [US Embassy officials], he [Ny Hasina Andriamanjato] cited "divine inspiration" in his decision to join Rajoelina...

14. Strong3
(
23/07/2015 12:48)
inona moa leretsy no tsy hampiasain'ny manaradrenirano io baiboly io? dia izao ianareo manenjika ny daholo be izao na ny manaotaofoana na ny mipetraka tsara dia miara tsarainareo ao daholo hoe mihidy in box-kely ... hahaha
15. rhaj0
(
23/07/2015 12:57)
mandinihi-tena eee... raha ny fahitako azy, toetra "intrinseque" an'ny mpino (Kristiana) ilay izy kouh...
16. Strong3
(
24/07/2015 09:59)
hahahah... asa aloha izay tokony handini-tena ? ngamba tsy aty aminay izany no miantefa fa any amin'ireo mampiasa ny baiboly hatao fanafenana ny ratsy atao, sy hanagejana fananan'olona, sy ireo manampa-pahefana mba hifehezana ny olona , sy ireo mpanangona fahafolo-karena tsy mitombina ( fa ampahafolo-karena sa ampahafolo-karama eh ...??? hihihi)
Taiza moa leretsy no nahtia an'i Jesoa nitaty raikitra ianareo, nampanao ampahafolony?
na hoe manao va politika... « Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin'izao tontolo izao; fa raha mba avy amin'izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin'ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin'izany ny fanjakako. » (Jaona 18:36)
asa aloha ry rhaj0 fa dia mampalahelo ahy isé tena marary fo be amin'ity atao sasany
miteniteny foana sy mampanaonao foana any ampiangonana any ity.
zany ry zareo ah... mandiniha hono tena :-) hihihihi ...

17. rhaj0
(
24/07/2015 11:24)
Hozy hono ho'a i GW Bish
"'God would tell me, 'George, go and fight those terrorists in Afghanistan.'
"'And I did. And then God would tell me, 'George, go and end the tyranny in Iraq... ' And I did.
D'inona no maha-samy hafa @ io @ fi(s)ainanao ao re ry Strong3?
Izaho izao dia tena "mino", fa i Strong3 ao dia manao hoe:
Hozy Atra t@ Strong3 hoe, mandehana peho ilay "tsimisiAtra" atsy @ Forum serasera. Dia avy foana tokoany i Strong3...

18. Strong3
(
24/07/2015 13:04)
i gahy bush de olona manodina orinasa fa tsy mpino ... ka tsy hiako izay ifandraisanay
ianao izao no mipeka ahy eo kou, de mba miaro tena za eh; :-)

19. rhaj0
(
24/07/2015 13:45)
Strong3:
i gahy bush de olona manodina orinasa fa tsy mpino ... ka tsy hiako izay ifandraisanay
Samy "mahare feo" nareo mi-tsamy... hoe, hozy A.tra tamiko...
20. Strong3
(
27/07/2015 12:39)
ny sainy sy ny eritreriny no andriamaniny izany kou... hihihih
fa ny an'i Strong3 dia izay tao amin'ny baiboly no ...