Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara...

1. gasysud ( 20/06/2015 08:13)
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara kosa.


11 DÉCEMBRE 2014

AG/11601
L’Assemblée générale proclame le 21 juin, Journée internationale du yoga
Soixante-neuvième session 69e séance plénière – matin
ASSEMBLÉE GÉNÉRALE COUVERTURE DES RÉUNIONS

L’Assemblée générale a proclamé aujourd’hui, la date du 21 juin, Journée internationale du yoga*,
La résolution proclamant le 21 juin, Journée internationale du yoga, a été présentée par le représentant de l’Inde qui s’est réjoui de ce que 175 États, y compris les cinq membres permanents du Conseil de sécurité, aient coparrainé le projet après seulement deux séances de consultations et moins de 90 jours après que le Premier Ministre de l’Inde eut lancé l’idée, le 27 septembre dernier, à l’Assemblée générale.

L’Assemblée invite donc les États Membres et les États observateurs, les organismes des Nations Unies de même que les autres organisations internationales et régionales ainsi que la société civile, y compris les ONG et les particuliers, à célébrer la Journée internationale comme il se doit et conformément aux priorités nationales, afin de sensibiliser le public au bienfait du yoga.


http://www.un.org/press/fr/2014/ag11601.doc.htm
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:10
2. sitlo ( 23/06/2015 00:25)
Izaho manokana aloha tsy dia mivakl amin'ny ONU sy politika masisony. Fa tiako atsipy fotsiny hoe, ny yoga ange ka fanatanjahantena e.

Ekeko hoe misy finoana karàna mampiditra azy amin'ny finoana. Fa misy finoana hafa an-dry zareo koa hoe omby no Andriamanitra, dia tsy hikitika omby koa ve ianao. Dia izay.
3. gasysud ( 23/06/2015 06:19)

sitlo - 23/06/2015 00:25
.... Fa tiako atsipy fotsiny hoe, ny yoga ange ka fanatanjahantena e.

Ekeko hoe misy finoana karàna mampiditra azy amin'ny finoana. Fa misy finoana hafa an-dry zareo koa hoe omby no Andriamanitra, dia tsy hikitika omby koa ve ianao. Dia izay.


Marina izany, fomba fijery daholo moa izany rehetra izany, tsy misy maharatsy azy fa azo tsakotsakona.

Izaho manokana vao nahare io yoga io taona maro vitsivitsy izay dia nanadihady sy namaky boky maro dia izao no hitako:

Ilay lazaina hoe fanatanjaha-tena dia ilay karazana yoga atao hoe hatha yoga. fa ny tanjona iraisan'ny karazana yoga dia iray ihany.

ary raha ny famaritana ny yoga dia toy izao no hitako:

Qu’est-ce que le yoga : Le Yoga est essentiellement une discipline spirituelle basée sur une science très subtile qui se concentre sur la mise en harmonie entre l’esprit et le corps. C’est un art et une science pour une vie saine. Le mot « yoga » est dérivé de la racine sanscrite yuj qui signifie « rejoindre », « atteler » ou « unir ». Selon les écritures de yoga, la pratique du yoga mène à l’union de la conscience individuelle avec la conscience universelle.

« Yoga » se réfère également à une science interne comprenant une variété de méthodes par lesquelles les êtres humains peuvent réaliser l’union entre le corps et l’esprit pour atteindre la réalisation de soi. Le but de la pratique du yoga (Sadhana) est de surmonter toutes sortes de souffrances conduisant à un sentiment de liberté dans tous les domaines de la vie, la santé, le bonheur et l’harmonie holistique.

Raha ny hevitry ny scientifika dia toy izao:

Selon les scientifiques modernes, tout dans l’univers est juste une manifestation du même firmament quantique. Celui qui éprouve cette unité de l’existence est appelé être « dans le yoga » et est nommé comme un yogi qui a atteint un état de liberté, dénommé mukti, le nirvana, kaivalya ou moksha.

Ity misy lien misy lien mifandraika amin'io

http://www.goswamiyogainstitute.com/wp-content/uploads/theorie-de-physique-quantique-et-le-yoga.pdf
4. rhaj0 ( 23/06/2015 17:55)
Mbo ampianaro manao meditasio hoe zahay eto ry Gasysud...

Tsy ilay meditasiO an'i Sareraka TGVist, fa ilay meditasiO yogist eee... @ilay hoe...
uuuuuuummmmmhhhhhh
5. gasysud ( 24/06/2015 04:58)

rhaj0 - 23/06/2015 17:55
Mbo ampianaro manao meditasio hoe zahay eto ry Gasysud...


Hatreto aloha dia tsy haiko ny mampianatra meditasio, misy toerana mampanao izany ka, angamba any ianao mianatra azy... izaho mbola mamakafaka tsara inona iz'ty, mitondra mankaiza iz'ty.
6. endriny ( 24/06/2015 05:44)
Ilay dikany amin'ny teny frantsay ve no zava-dehibe aloha sa ilay rindra napetraky ny tompony mihintsy

Ny Yoga dia hetsika ara-batana natao hampikoriana sy hampifandrindra ny hery ka hanala ny olona amin'ny fahasarotana sy ny fanaintainana.

Tsy misy vavaka sy finoana mihintsy io, fa fandrindranao ny tenanao manokana eo amin'ny tontolo misy anao...
7. gasysud ( 24/06/2015 06:27)

Ny Yoga dia hetsika ara-batana natao hampikoriana sy hampifandrindra ny hery ka hanala ny olona amin'ny fahasarotana sy ny fanaintainana.


araka ny literatiora novakiako dia maro farazana ny Yoga:

Ny hatha yoga (fampiasana hetsika ara-batana),Ny rajah yoga (resaka méditatasio), karma yoga, bakti yoga, jana yoga...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5599