Vavaka androany

1. endriny ( 09/04/2015 06:21)
Jesosy o, mba ataovy midanadana ho anay ny lanitra fa i Mdagasikara Tanindrazanay efa lafo ambongadiny ka tsy misy ho anay intsony... Amen...(mahazo mitraka amin'izay ve?
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:32
2. bor2lais ( 09/04/2015 06:31)
Iangaviana kely ny sofera mba hijery tsara ny làlana fa tsy laozana miondrika manakipy maso ô ! :-)
3. rhaj0 ( 09/04/2015 10:42)
Ka mety ho valian'i Jesosy anie ianao hoe, ilatera priraomizy dia any Zerousalemy fa hadinoy izao Dagodagonao ao izao e... Izany Dagodagonao izany dia tany tsisy rameva, tsy "tena izy" sady tsy hitan'ny vodi-fanjaitra... f'aza variana ao fa dia sokafy ny maso dia mitraka eee...
4. gasy1zay ( 09/04/2015 18:59)
Efa misokatra anie ny lanitra satria efa vita ny famonjena e! Fa isika no mety tsy vonona ny hiroso satria ohatrany maneritery ilay "tenue de soirée" ahafahana miditra any toy, ny hoe mila mibebaka sy miala @ fahazaran-dratsy.
5. endriny ( 10/04/2015 05:45)
Raha mety aloha dia eto Mada ihany fa tsy any an-danitra ka... Fa ilay eto efa lafo daholo.... Ny lanitra misokatra fa vodifanjaitra k'no.
6. matehotia981 ( 10/04/2015 07:56)
Sao de diso fanatenana eo fa eto an-tany ihany katsahina fa ny lanitra efa mana-tompo
7. bor2lais ( 10/04/2015 12:32)
endriny:

Raha mety aloha dia eto Mada ihany fa tsy any an-danitra ka... Fa ilay eto efa lafo daholo.... Ny lanitra misokatra fa vodifanjaitra k'no.

Hany ka tsy mba ho tafiditra any ny fiaran'i sofera e ? :-)
8. gasy1zay ( 10/04/2015 13:42)
oudriiii!!! ianao ry endriny efa milaza hoe efa lasan'ny zalahy ny eto ka inona ihany no tena tadiavinao izany? sa hivadika ry zalahy?
9. endriny ( 17/04/2015 08:25)

gasy1zay:

oudriiii!!! ianao ry endriny efa milaza hoe efa lasan'ny zalahy ny eto ka inona ihany no tena tadiavinao izany? sa hivadika ry zalahy?

Mitady asa e... Na asa trano aza tsy maninona any amin'ireny vazaha ireny fa ireny mba tsara karama koa...
10. gasy1zay ( 17/04/2015 16:15)

endriny:


gasy1zay:

oudriiii!!! ianao ry endriny efa milaza hoe efa lasan'ny zalahy ny eto ka inona ihany no tena tadiavinao izany? sa hivadika ry zalahy?

Mitady asa e... Na asa trano aza tsy maninona any amin'ireny vazaha ireny fa ireny mba tsara karama koa...


Ny lanitra misokatra andrandrainao ve zany asa trano ao @ vaza be vola? :) bonne chance ary raha izay no mba irianao (raha tsy mety aminao ilay lanitra tian'i Jesosy omena anao)
11. endriny ( 21/04/2015 16:32)

gasy1zay:

Ny lanitra misokatra andrandrainao ve zany asa trano ao @ vaza be vola? :) bonne chance ary raha izay no mba irianao (raha tsy mety aminao ilay lanitra tian'i Jesosy omena anao)


E voa mafy ianao ry namana.. Asa hitadiavako vola iainako isanandro vaky no tadiaviko ka

Fa raha ny lanitra misokatra, io angaha mihidy mihintsy fa tsy mibananaka eo foana na atoandro na alina.. ihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423