Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihir...

1. seul110 ( 31/12/2014 04:28)
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihira azy fa mbola @ cassette audio ilay izy ato dia misy soratra eo hoe Andry Nirina asa na ilay mpihira io, toy izao ny refrain n'ilay hira :
"Ny hakany tiako loatra
Za tsy afa manoatra
Tso-drano no angatahiko
Mba ho soa ho tsara
Hiverina any am-para
Tsy ho sampona ny dia"
Misaotra mialoha ho an'izay mahalala e!
novalian'i seul110 ny 04/01/2015 07:08
2. 5laody ( 31/12/2014 15:17)

Sao ilay Prezida taloha?
3. hery ( 02/01/2015 20:38)
Mbola tsy henoko mihitsy.

Tsy ilay prezidà taloha angamba izany... mety mbola tsy teraka izy :-)
4. seul110 ( 04/01/2015 07:03)
Tsy i Prezida zany kosa aloha e, io cassette io dia hira rano iray ny io tarika io, ary ohatran'ny mpihira avy @ faritra betsileo ilay izy, efa ela tokoa satria tsaroako fa tany @ taona 1994 tany no fihaino tato io dia mbola tsy very ilay cassette hatramin'izao, afaka enregistre ko ilay hira dia asaiko henoinareo mivantana mihintsy (extrait) raha misy fomba azo anaovana azy
5. seul110 ( 04/01/2015 07:08)
Andy Nirina ilay izy kay, nanotaniako tato an-trano io de hoe tena ilay mpihira io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4535