Hivoaka amin'izay ny marina rehefa nokobonina ela be

1. rabaradaka ( 15/11/2014 15:35)
Les deux complices sur la mort du Colonel Richard Ratsimandrava. L'histoire continu ...
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 19:01
2. rhaj0 ( 17/11/2014 19:01)
Jereo ny reportazin'i Latimer (ao @ Midi) fa "manondro" General izy ny namono an-dRatsimandrava.

Après tout, ce pays n’en est pas à une farce près : n’a-t-on pas fait endosser la mort du Colonel Richard Ratsimandrava, aux malheureux soldats du GMP Laza Petit Jean, Mara Seta et Zimbo, alors qu’il a été d’une balle de revolver dans son bureau à Anosy-Ampefiloha par un Général quelques heures auparavant, selon Mme Françoise Raison-Jourde, Professeur à l’université de Paris-7, dans son ouvrage intitulé « Pouvoir et Bible à Madagascar ». Information qui n’a été jusqu’à présent démentie par aucun de nos dirigeants anciens ou actuels.


Iza aby no General t@ izany :
- Ramanantsoa (nanome ilay fahefana dia lasa retraite avy eo),
- Andriamahazo (ministr'i Ratsimandrava dia lasa sefo direktoara),
- Ramarolahy (lasa juge-n'ilay proces)

i Rabetafika sy i Rajaonarisona Brechard dia mbola Colonel, ary Ratsiraka mbola capitaine de vaisseau t@ ireny.

Izaho kosany aloha manala an'i Andriamahazo.. rahefa namakivaky ny wikileak. i Gilles tena tsy te-hiditra politika fa tsy mety @ eritreriny, fa saingy voatery tao fotsiny..

Dia sao dia hoe i Ramarolahy ? Izy toa ni-demissionne (sa nasorona) t@ naha-juge azy raha tsy diso aho.. Mety nahita raha maimbo tao ve izy dia nasorina na nanala tena ?

TEna manahy mafy aho fa i Ramanantsoa izany... satria i Rabetafika, dir cab-ny teo aloha, no teny Ambohijatovo ... dia ho coincidence ve fa hoe lalan'lery mody iny fa tsy hoe ..

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1434