Ilay Andriamanitra voalohan'ny talohan'ny nisian'ny Atr'i Abraham
1. endriny
(
13/11/2014 15:46)
Dia tsy iza akory fa ilay Atra vehivavy loharanon'ny aina sy nitsodrano an'i Adama sy Eva hoe: "miteraha ka mamenoa ny tany"
Ny Masina Asherah
Ny Masina Asherah
novalian'i endriny ny 26/11/2014 08:16
2. rhaj0
(
13/11/2014 16:27)
Dia nefa indray, dia tsy mba manana fon-dreny ve Izy fa dia nandroaka ireto zanaNY ?
3. moustaraf
(
14/11/2014 09:34)
Araka ny Torah, ilay nampisy dia "assexué", ny fanahy dia tsy misy lahy sy vavy, ary tsy manao ny fomban'olombelona akory. Noho izany, sady tsy miteraka izy no tsy nateraka! izy no " El".
Sady tokana izy no maro ary manerana izao tontolo izao "Elohym"
Ny olom-belona sy izay nohariana ety ambany masoandro no nasiana lahy sy vavy (dualité) mba hisy équilibre sy complémentarité.
Izy dia "tsy masina", satria ny "masina" dia nentina nilaza ny fanahin'ireo efa nody mandry teo amin'ny Malagasy ary antsoina @ alalan'ny tromba. Ary ny fanahiny noho izany dia "tsy fanahy masina".

4. endriny
(
14/11/2014 14:02)
moustaraf:
Araka ny Torah, ilay nampisy dia "assexué", ny fanahy dia tsy misy lahy sy vavy, ary tsy manao ny fomban'olombelona akory. Noho izany, sady tsy miteraka izy no tsy nateraka! izy no " El".
Sady tokana izy no maro ary manerana izao tontolo izao "Elohym"
Araka ny Torah dia lehilahy Atr'i Mosesy satria "Sandak", Atra Ray
5. endriny
(
14/11/2014 14:04)
Niovaova foana io Atr'Israely eny fa na dia tamin'i Abraham sy Mosesy aza
Samy hafa ve ny Atr’I Abraham sy Mosesy?
Valiny samy hafa dia samy hafa tokoa, satria ny Atr’I Abrahama El Shaddai (Andriamanitry ny Fiadanana)
Izay niova ho YHVH, izay (Andriamanitry ny fialonana)

6. gasy1zay
(
14/11/2014 14:29)
Tsy mahagaga raha feno karazana secte sy fivavahana isankarazany eto @ firenentsika satria dia manao interprétation araky izay tiany sy ny fahalalany daoly ny olona mikasika ny baiboly, apokalypsa, ny Fanahy Masina, ny Batisa, ny andro Sabata sns...
7. rhaj0
(
14/11/2014 15:43)
Ny ahy indray ny "tsy mahagaga" ahy dia hoe: "intrinseque" na hoe raiki-tapisaka @ Finoana/Fivavahana io "tsy-mahagaga" anao io...
8. bor2lais
(
14/11/2014 16:17)
Gravy koa ilay voambolana a !
"Ny ahy indray ny "tsy mahagaga" ahy dia ... io "tsy-mahagaga" anao io..."
Mitovy hevitra ihany izany e :-)

9. rhaj0
(
14/11/2014 16:24)
:-) mitovy marina ... fa tsy sahala ny "antony"...
Ny ahy dia hoe "intrinseque" io. Rahefa "mino", manaiky tsisy porofo, dia midika hoe :
- samy manaiky izay "saim-pantany", tsy mila manaporofo, nefa io dia samy manana (sy manao) izay "saim-pantany"
- dia rahefa aoriana, rahefa hita porofo, dia samy tsy maintsy mi-spin ao

10. gasy1zay
(
14/11/2014 18:19)
rhaj0:

Fihevitrao ilay mi-spin ka, raha ny tenako manokana aloha dia efa resy lahatra @ zavatra inoako aho dia tsy hitako hoe inona ny antony hanaporofoiko na tsia hoe velona i Jesoa Kristy, izaho anie rhaj0 tsy en phase de questionnement intsony e, efa hitako ny lalantsara ka izorako, na dia tery sady ety aza ny lalana makany dia mbola vonona handeha any za fa ao no misy ny fiainana mandrakizay e! :)
11. rhaj0
(
14/11/2014 18:27)
TSY ilay mino ny hoe "velona i Jesoa Kristy" anie no misy mangataka anao "porofo" e...
Fa ilay "mino" hoe ... "mikasika ny baiboly, apokalypsa, ny Fanahy Masina, ny Batisa, ny andro Sabata sns..." F'angaha tsy izay ilay resaka(o) ?

12. rhaj0
(
14/11/2014 18:34)
[size=8]Dia hitanao io re ry Gasy1zay fa dia manahirana mihintsy ny miresaka amina(re)o... Ianao ihany no manainga ilay hoe "manao interprétation araky izay tiany sy ny fahalalany daoly ny olona mikasika ny baiboly" , dia rehefa mamaly izany aho, dia valianao hoe "velona i Jesoa Kristy".. Fa dia hotry ny ireny olona surmenE ireny izany koa ianao ka dia ... [/size]
13. gasy1zay
(
14/11/2014 19:06)
rhaj0:
TSY ilay mino ny hoe "velona i Jesoa Kristy" anie no misy mangataka anao "porofo" e...
Fa ilay "mino" hoe ... "mikasika ny baiboly, apokalypsa, ny Fanahy Masina, ny Batisa, ny andro Sabata sns..." F'angaha tsy izay ilay resaka(o) ?
Efa voasoratra ao anaty baiboly daolo ny momba an'izy ireo koa maninona moa no mila porofoina ? Raha tianao ho fantatra ny valiny araky ny baiboly dia aleo baiboly no vakiana fa tsy ny torinteny olona tsy fantatra. Efa voalaza hoe Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina dia misy milaza hoe Andriamanitra Vavy, efa anjatony maro zao ny fivavahana madinika eto Madagascar ary samy manana ny fomba fijeriny @ zavatra maro ka raha izay no horesahina eto dia tsy ho vita fa raha hoy ianao hoe mitombina ny lazainy dia tsofiko rano ianao hanaraka azy fa ny ahy aleo ilay fampianaran'i Jesoa Kristy ao @ baiboly ihany ka.
14. endriny
(
17/11/2014 06:29)
Ny baiboly ihany dia mametraka fa maro ny Atra, ary ireo dia Elohim no filazana azy. Ary ny didy voalohany nomen' YHWH amin'ny maha be fialonana azy dia hoe: "Izaho no Atry ny Atra, ary aza manana Atra hafa afa tsy izaho".
Fa i Atra Asherah kosa no nanao ny edena sy ny teo aminy. Saingy noho ny filazana fa ny vehivavy no niavian'ny fahafatesana dia nanandratra an'ilay El Shaddai sy YHWH ny Israelita sasany, fa nisy kosa ny mbola nitazona an'i Ashera sy Baal, izay samy Atra vehivavy daholo. Saingy i Ashera no mbola anisan'ny Atra hamasinin'ny Jodeanina sy ny Israelita, iray amin'ny elohim.

15. moustaraf
(
18/11/2014 13:03)
Salama namana,
"tamin'ny voalohany ny teny, ....Izy no nahariana ny zavatra rehetra", "teny tonga nofo i Yeshua"
Eloha na El (singulier), fa Elohym (El Ray sy ny El teny)
Rehefa teo @ fialana aina Yeshua dia niantso hoe: El-y! El-y! = El-ko, fa tsy hoe Elohym ko, izany hoe niantso an'ilay El izay any an-danitra izay naniraka azy.
Ny torah dia tsy misy ny hoe "Ray, zanaka, sy FM" satria Hery iray ihany ireo, dia i El no mibaiko azy rehetra!
hoy indrindra Yeshu'a raha nanontaniana ny momba ny fanambadiana aorinan'y fitsanganana @ maty: Mark 12: 24-25
"Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Torah sy ny herin'ny Avo indrindra izao va no mahadiso hevitra anareo? Fa @ fitsanganana @ maty dia TSY HISY HAVOAKA HAMPAKA-BADY na HAVOAKA HAMPAKARINA ; FA TAHAKA NY ANJELY ANY AN-DANITRA IZY"
Fanitsiana:
-Ny Torah dia milaza sy manavaka tsara fa "GEN 1:1 ELOHYM bara et ha shamaym ve et ha arets= Elohym no nanao ny lanitra sy ny tany
-Ary ireo zavatra hafa ivavahan'ny olona akoatra an'i Elohym dia lazainyhoe "elym", fa ny dikan-teny rehetra dia miezaka ny hampifangaro ny sampy @ Elohym izay nampisy ny zavatra rehetra!
Eks 15: Mi kamokha ba elym Adonay? Iza @ ireo elym ireo no mitovy aminao Adonay?

16. moustaraf
(
18/11/2014 13:15)
(tohiny)
ka izany no tsy azo anekena ny fanovana ny anaran'i Elohym ho zavatra hafa satria lasa mampitovy azy amin'ireo "elym" izay nampitandremany fatratra ny olony mba tsy ivavahana! izany hoe ELOHYM tsy dieu, tsy god, tsy bahan, tsy ngôtsou, tsy Atra, tsy yang haar (Ragnahary), tsy aserah, tsy baal, fa Izy dia ELOHYM ary Izy ihany no nanome ny ANARANY!
koa raha ilay EL nivavahan'i Adam,....Avraham, Iaakov no ivavahanao koa, dia ELOHYM izany.
Ary Izy dia nandidy ny mpivavaka aminy rehetra "Tsy hanova ny anarany" fa fahotana izany!
"Aoka tsy ho disoinao ny anaran'i Elohym nao" , fa tsy ilay dikan-teny fosika hoe "aza manonontonom-poana ny anaran'i Jhv Atrao"
Ny Adonay, El Shaday, El Gibor, El Elyôn, El Tsévaôt,....Dia qualificatif ilazana ny "hatsarany sy ny heriny ary ny fahamboniany" fa tsy anarany akory ireo.

17. rhaj0
(
18/11/2014 13:43)
An an... dia tsy ahazo client ianao Moustaraf... ny Katolika efa nivoatra hendry niala t@ teny Latina, ianao mampiresaka eto @ teny Hebreo... Fa dia hatory ny Ankizy e..
Fa ilay nitazoman-dry Katolika ny teny latina fahiny hono, kay @ izay ilay olombe ao aminy IHANY no mitana ny fahalalana... fa ny mpiangona dia rotsirotsiany sy ataony mihanahana ao anaty Fiangonana be mangebagebaka ao fotsiny, ary dia iny tokoany ireto izy fa miantsampy mamikitra azy olombe, satria matahotra (ao anatin'ny tsy-fahalalany).. sady nampitahorina lava koa moa zareo io @ io e...

18. endriny
(
26/11/2014 08:16)
moustaraf:
Averiko indray: Elohim dia fiantsoana ireo Andriamanitra rehetra, JHWH Elohim dia iray amin'ireo Atra toa an'i Baal Elohim. Fiatiavana te hanala ny fahambonian'ny vehivavy teo amin'ny Israelitano nahatonga an'i Mosesy sy ny Romanina hanandratra ilay Atra lehilahy JHWH be fialonana.
Kanefa na izany aza ho an'i Israelita dia ny vehivavy no mitondra ny Ra fa tsy ny lehilahy, izay fototra iray tsy anekeny ny maha kristy ilay nitonona ho kristy
Ary ahoana indray ilay tendrombohitra Fijerena Sahalemaka lasa hoe Jerosalema... Ilay toerana nanjary ety dia ety lasa hoe Nazareta... Ilay saha misy rano mary lasa hoe Samaria, ilay vohitra Tambohitra hoe Taborah