Sahia mitady olona tena afaka hitondra fanavaozana ny tontolon'ny Fanabeazana sy olona ampy fahaiza-manao tsara koa

1. rabaradaka ( 08/10/2014 12:32)
Raha tian'ingahy Hery Rajaonarimampianina ny hitazona an'i Paul RABARY ho ministre dia azy izany, fa aza atao ho Ministre de l'éducation nationale satria sehatra tena goavana io nefa première expérience ho azy io na dia hoe teo amin'ny resaka administration publique fotsiny aza.
Tsy maintsy manaiky an'io ny Filoha raha tehahita fahombiazana amin'ny sehatra Fanabeazana satria na ny kabarin'ingahy Paul Rabary androany teny amin'ilay convention nationale de l'éducation aza tena tsisy raisina mihitsy mba tsy hilazako hoe zero. Misaotra mahatanty tsikera
2. rhaj0 ( 08/10/2014 16:22)
Tsy naha-araka aho fa mba lazao hoe inona no "tsisy raisina"..

Fa raha "mitady olona" dia ... tandremo sao mivarina @ TGVistes..

Samy nahatadidy ny didy (-ko-fe-lehibe) noraisin-dry TGV sy ry Julien Razafimanazato raha vao naharombaka ny fitondrana zareo, fa dia hoe, "Le Francais, Langue d'Enseignement" : mi-rrrroullerrr rrrr daholo :(

Io izao hozy ny olona :
http://www.madagascar-tribune.com/Les-syndicats-demandent-le-retour,20332.html
Ralalarisoa Rabakoniaina, enseignante dans l’EPP depuis 30 ans, fait remarquer que très rares sont les élèves qui peuvent comprendre le français, notamment dans les zones rurales et même dans les grandes villes. Résultat des courses, elle doit expliquer deux fois, en malgache et en français afin que ses élèves puissent retenir ne serait-ce qu’un peu ; ainsi elle ne peut jamais finir, du moins pas dans les règles de l’art, le programme scolaire. Les enfants dans les zones rurales qui n’ont accès ni aux livres, ni à la télévision, ni même à la radio ni à quoi que ce soit n’ont jamais entendu un mot de français, ce qui fait que parler ou expliquer en français équivaut à parler chinois avec eux.
3. rabaradaka ( 11/10/2014 12:13)
ny fahitako azy dia vendrana be ny kabarin'ny Ministre Pauly Rabary, ka tsapako hoe normale be izany satria ny patron-ny direct izay tsy iza fa ny Président Hery koa ange ka zefalahy e ! Ity Paul Rabary ity tena manao tsinontsinona n PM Kolo mihitsy satria tsy omen'io Paul io ny hajany mihitsy i Kolo satria tsy alehany hono.
Mba olona manana traikefa sy tetika tsara mikasika ny fanabeazana kosa no tokony ho eo e, tsy voatery ireo efa teo anefa fa tokony ho olom-baovao mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3216