Ny mahagaga dia izao : asa an-tselika no ataon'ny mpitandro filaminana fa tsy tena fampandriana fahalemana. Aiza ve ka mission ponctuelle no ataon'ny zandary any atsimo, maninna raha asiana zandary an-jatony manana fitaovam-piadiana raitra no apetraka any ? Tena lalaovin'ny mpitondra ny ain'ny mpiray tanindrazana. Samia misaina amin'izay
Ka androaka ny any atsimo aza ho atao rehefa kelikely koa, efa lasan'i Inde, sy Australie ary Canada ambongadiny ny harena. Dia mody ampiadiana ny olona mba hifindra fonenana...