Mbola ireo andian'olon-dratsy ihany no candidat ho Filohan'ny mpanohitra

1. rabaradaka ( 25/06/2014 10:38)
Mbola ireto olon-dratsy ireto ihany indray no candidat amin'ny Filohan'ny mpanohitra :Alain Andriamiseza, Max Fabien Andrianirina, Floriot Samihary, Cyrille Rsambozafy et Alain Ramaroson. Milaza aminareo aho fa 3 volana raha ela ireo no ho mpanohitra dia lasa ho HVM satria olona tia vola sy tia voninahitra be daholo ireo
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:32
2. mangana ( 28/06/2014 11:32)
mahagaga sy mahatseriky fa dia tsisy afatsy ireo tokotrany ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825