fandaniambolambahoaka tafahoatra
1. milamm
(
25/03/2014 13:21)
Tsara fantatsika rehetra angamba ny mikasika ireny fivoahana any ivelany ireny ataony filoha sy ny mpanaradia azy ary vola mihoampampana lany @ zany satria volany mpandoa hetra isambatan'olona fa tsy vola samirery ny filoha izy ireny tsy sanatria volantately nge izy io na fitsangatsanganana aorinany nahalany azy ho filoha mba mila fanazavana matotra ny rehetra mikasika izany
http://ledaily.mg/voyage-presidentiel-facture-tres-salee/#.Uyy2ZPl5OSp
Raha iresaka ny fifandraisana any ivelany sy ny fifampiraharana @ fitrandrahana harena ankibony tany sy ranomasina isika dia aoka ho fantatsika fa iny fihaonana tany New York t@ ireo mpitrandraka solitany goavana amerikana Exxon mobil dia tsy fifandrifianjavatra fa tohiny fanomezandalana nosoniaviny lavanify ny 17 jolay 2013 izay tsy nandalo fierana t@ ireo solombavambahoaka voafidy fa tsy notendrena akory, nihaona t@ Peter Claypool, Country Director d’Exxon Mobil à Madagascar izy talohany nivoahany tany ka asa ny fifanarahana nataony miafina tany
http://ledaily.mg/le-petrole-malgache-interesse-au-plus-haut-point-les-americains/#sthash.1fkP44Fw.dpuf
Antony hafa lehibe tsy azo atao ambaninjavatra mikasika ny fitakiana ireo nosintsika manodidina ny morontsiraka ao @ lakandranon'ny mozambika (iles des eparses, juan de nova sns) ny fidirany ireto vondrona mpitrandraka entona natoraly italiana ENI mitazona tahiry mahatratra 1 000 milliards de mètres cubes ny milaza fa mahatratra manodidina ireo nosy ireo isika nefa voalaza fa manana tahiry mahatratra 200 blocs @ io faritra io.
Avoahy mazava @ fampahalalambaovao izany raha mangarahara sy misokatra ty fitondrana misy anao izao ity sy ireo fikasana @ fifanarahana fitrandrahana eto amintsika, efa ela no nosokafany filoha Ravalomanana ny Loi sur les Grands Investissements Miniers (LGIM) et du Code Minier ampiasao sy avaozy izany mba anasoavana ireo mpiray tanindrazana lazainao fa tompoinao
Mila fanazavana sy jiro ny vahoaka nolazainao fa nifidy anao Atoa filoha ka miandry izany izy ireo fa aza atao faty entin'alina

novalian'i milamm ny 28/03/2014 12:03
2. ialahy
(
25/03/2014 14:59)
Rehefa tsy fantatra dia aleo tsy miteniteny foana, momba ny vola lany tamin'io diany filoha taty Amerika io, omeo porofo fa volambahoaka no nalainy? rehefa tsy hay dia aza miteniteny foana fa mandreraka e! hadiodio tsara aloha ny loharanombaovanao vao miteny
3. ialahy

4. Vony501
(
26/03/2014 06:03)
ialahy:
Rehefa tsy fantatra dia aleo tsy miteniteny foana, momba ny vola lany tamin'io diany filoha taty Amerika io, omeo porofo fa volambahoaka no nalainy? rehefa tsy hay dia aza miteniteny foana fa mandreraka e! hadiodio tsara aloha ny loharanombaovanao vao miteny
Sao dia ialahy mihitsy no mitady hiteniteny foana? Tsy misy mpiasam-panjakana manao mission ka hiala vola am-paosy. Tsy maintsy volam-panjakana no laniany any, ary raha vao miteny volam-panjakana dia midika izany fa volam-bahoaka. Fa mba lanjalanjaina hoe mitondra tombony ho an'ny Firenena sy ny vahoaka ve ilay dia sy ny fandaniana natao?
5. ialahy
(
26/03/2014 12:34)
Vony501>
efa hoe tsy nisy volam-bahoaka nokitihina tao na kodiny aza, mitadiava porofo na recues dia avohay eo fa tena volam-bahoaka no nolaniny taty, sady tsy vola tao amposiny koa aoka ho fantatrao.

6. milamm
(
27/03/2014 18:29)
sao de le tany amposin'ialahy ary izy io toa mikorapaka b, tsy andany andro @ zany resaka zany fa irampanjakana na eto antoerana na any ivelany dia mahazo vola atokana @ zany manokana presidence na primature na MAE azony reo antenimiera na olomboafidy na mpanao gazety na mpandoa hetra tsotra anotaniana any @ Ministera ny vola ka ndana tadiavo any.
Ny abetsaky ny olona nandaniana vola tany no tiana avoitra eto sy ireo idmenite tafahoatra

7. Lesla
(
27/03/2014 18:52)
Ny tena mahamenatra dia rehefa avy nandany vola amina milliards nanaovana propagandy ry zalahy, dia lasa mangatabola etsy sy eroa!!
8. milamm
(
28/03/2014 12:03)
zay mintsy ny tena mampalahelo sy mahamenatra de zao Atoa filoha Rajaonarimampiesona mahafantatra tsara satria comptable raha andeha angataka vola @ mpamatsy vola de otrany olona 1 angataka vola any @ banky ihany io misy fitakiana sy condition tsy maintsy fenoinao alohany andehananao any vao afaka mandroso ireo vina sy drafitra kasaina isika zay mbola jereny ny firafitra sy fomba fiasa anatiny ny orinasa na firenenna indrindra ny antoka mila apetraka (oh fanofana sy fampiasana faritra itrandrahana solitany Exxon mobile, total, BP, rio tinto, sunpec)izay arahina hetra farany ambany indrindra
1. na P.M na governemanta aza tsy tafatsangana ka tena atahoranany mpamatsy vola ahiana izy ireo mpampindrambola mafy ny adilahy sy romoromo politika reo governemanta niaraniasa t@ io filoha io iverina androba sy amerina izay 5 taona lasa izay.
2. Ny fampihavanana marina sy fiaraha miasa no andrasany rehetra fa mbola variana mijery ady seza sy ny alahelony ireo mitady ho very seza ny filoha mbola matahotra tsangan'olona @ valifaty avy @ lavanify sy ireo mafia mpanohana azy, io filoha mampiesona io ihany no nilaza @ Atoa Ravalomanana fa raha misy fitiavantanindrazana izy dia afaka manampy na any alalavitra aza fa tsy maika ny hody nahoana i lavanify eo akaiky eo tsy lazainy mitovy @ zany oe ampio aho fa aza variana miady seza atao ampahibemaso angazety koa ??? rariny tokoa zany amiko tena kanosalahy ny filoha mampiesona fa tsy sahy mandray na fanampahankevitra aza