Manao ahoana daholo aloha isika rehetra, tsy manan-kambara betsaka ny tenako fa mba misy zavatra tsy aritra dia ampitaina hanasoa ny mpiara-belona.
Tiako ny hampitandrina mafy anareo izay mpijery annonces amin'ity site ity: http://www.bazar.mg, arnaque totale no azo ilazana azy, tsy misy marina ny zavatra voalazany ary ianao indray aza no takiany volabe avy eo, mba ampitampitao azafady fa dia tena mahatezitra mihitsy, very vola ny tenanay ary rehefa nozohina ny rehetra momba azy dia tsy misy mitombina ny zavatra voalazany.