tena ity Rajoelina ty mintsy no latety fopla eto ka ....
1. andrywui
(
23/02/2014 23:05)
Efa mandamina ny fiainampirenena ny olona de korotanindry Rajoelina ndray ,,zao nihantona ndray hono alou ny fanampiana saika ho azon'ny firenena letie ,, en plus no vidé ndrajoelina kou ny vola tao amn bank cantral !! Tena efa miotry loha le izy ka ,,,
Innn no tena tadiavinlah ry boay kely aa sao de mba hanomananay plan eo elah ny farany fa manajà tena aa ,,avelao hilamina amzay ny firenena letie ,,

novalian'i andrywui ny 28/02/2014 09:39
2. hadji
(
24/02/2014 03:56)
fa misy inona ry Andry tgv hatrany
andrywui:
Efa mandamina ny fiainampirenena ny olona de korotanindry Rajoelina ndray ,,zao nihantona ndray hono alou ny fanampiana saika ho azon'ny firenena letie ,, en plus no vidé ndrajoelina kou ny vola tao amn bank cantral !! Tena efa miotry loha le izy ka ,,,
Innn no tena tadiavinlah ry boay kely aa sao de mba hanomananay plan eo elah ny farany fa manajà tena aa ,,avelao hilamina amzay ny firenena letie ,,
4. andrywui
(
25/02/2014 08:15)
cyril:
efa hanala bacc hono lery e
Tena misy maty eo.kosa alou ra zao ndray no.mbola apidirina amn krizy vao2 ndray ny malagasy ,
Tena tsy mety fa atao sorona foana ve ireto 20 tapitrisa le ,,,
Ny fiainampirenena milamn sy ny vahoaka no tokony jeren'ny.boay kely fa tsy hanao démonstration de force eto amn
tanana eto ,,tena rah tohizandry mapar zao de hivadika zavadoza ty , fa hietsika amzay ny miaramila fa tsisy hanaiky tsony fesona eo lisany ,,vao mampiantso réunion na mi.consigné 72h ny éléments rehetra hiverina any amn Tobiny daholo eo ry deba de Maty Lisany Zay ,
5. xhavier
(
25/02/2014 15:55)
Ovay amin zay lay surnom hoe andriwui e ny olona efa ela nahita sy natsapa saingy ianareo mbola mafy loha zay no mahabiby mitorina azyfozaorana e tenenina foana fa eeeeeh
6. andrywui
(
25/02/2014 17:09)
xhavier:
Ovay amin zay lay surnom hoe andriwui e ny olona efa ela nahita sy natsapa saingy ianareo mbola mafy loha zay no mahabiby mitorina azyfozaorana e tenenina foana fa eeeeeh
Xhavier ko efa oe anarako mitsy io oa ka ovaina atao aona ndray ary ,,,
Fa ra mitoy izao de hanasa tanana amlekely ty ny tandroka a ,,,efa tongatonga fofona amle fietsiny io daolo ny galona amzao ,,nenah ane afera Ravalo dada mitsy no tsy reviko e ,, fa i Rajoelina nanala azy teo de nilay izy teo (fitiavatenako zay) fa ity fiainambahoaka efa mihohoka amn tany tsy jereny mitsy. , refa tsy lany anefa ze presida teo d nangina nlamm daolo ...tena tsssss innnn ary ty ,,, ireto mapar mapar reto mitsy no tokony amboarna lou
7. hadji
(
26/02/2014 04:18)
efa nampoizinay io fihetsiny io ka tsy efa io ve no tanjonareo e ady
andrywui:
xhavier:
Ovay amin zay lay surnom hoe andriwui e ny olona efa ela nahita sy natsapa saingy ianareo mbola mafy loha zay no mahabiby mitorina azyfozaorana e tenenina foana fa eeeeeh
Xhavier ko efa oe anarako mitsy io oa ka ovaina atao aona ndray ary ,,,
Fa ra mitoy izao de hanasa tanana amlekely ty ny tandroka a ,,,efa tongatonga fofona amle fietsiny io daolo ny galona amzao ,,nenah ane afera Ravalo dada mitsy no tsy reviko e ,, fa i Rajoelina nanala azy teo de nilay izy teo (fitiavatenako zay) fa ity fiainambahoaka efa mihohoka amn tany tsy jereny mitsy. , refa tsy lany anefa ze presida teo d nangina nlamm daolo ...tena tsssss innnn ary ty ,,, ireto mapar mapar reto mitsy no tokony amboarna lou
8. andrywui
(
28/02/2014 09:39)
hisy raha izy ty !
hivoaka ndray ny pan pan pan fa misy be mokony !
efa oe aokzay fa mijaly le vahoaka , mbola manohy hanitatra krizy ihany heinnn