apokalipsy 2013 nankaiza ?

1. vonynive ( 30/01/2014 09:09)
2014 zao isika, aiza ny faminanian' ny Maihol ?
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 10:00
2. Maranatha ( 30/01/2014 12:27)

vonynive:

2014 zao isika, aiza ny faminanian' ny Maihol ?

Ny filazan-dry zareo dia hoe alohan'ny taom-baovao malagasy hono e! izay vao ho tanteraka ilay faminaniana. Anefa raha izao fandehan-javatra izao dia marina ny voalazan'ny olona fa tena mpaminany sandoka marina. Ary niaraka t@ devoly tokoa raha ny filazan'ilay niala tao aminy (Fidy mpanentana) .
Efa nentina teto ihany fa toa tsy nisy namaly. ary sanatria tsy manenji-dresy fa mba tokony ho tonga saina ireo membre mpino ao aminy.
http://forum.serasera.org/forum/message/m52c69f5294b27
Toa nataony fitadiavam-bola fotsiny. Ny tena marina mantsy tsisy tokony ho mpanan-karena be izany ny Mpitondra fivavahana. Fa raha ny tena marina dia rehefa mihoatra ny fivelomany ny vola mihiditra aminy dia tokony hampiditra mpiasa vaovao indray (hanao ny asa-fitoriana) izany hoe manokatra saha hafa. Fa tsy izy indray no misonanoka @ ammer moa ny mpino sasany izay tarihany tsy misakafo akory. Mampalahelo !!
3. vonynive ( 19/02/2014 10:00)
fa tsy izy irery no mpitondra fivavahana manambola ra tsy ijery afa tsy eto Tana isika fa maro nefa ny mpino ao aminy fadiranovana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799