hafa ndray zany tadiavin'ny seza izany kle .....

1. lefitatra ( 23/01/2014 10:26)
nodradradradraina mafy mihintsy tery amin'ny fitokanana ny opitaly MANARAPESTA tery omaly fa hoe ny seza hono no mitady azy fa tsy izy no mitady seza , de mba seza inona loatra re zany mitady azy zany e , amzay faly ery fa mihome daholo ny olona amlay teny noteneniny nefa tsy fantany fa tenin'adala de zay no mampihome ny olona, za konko ara mba latsaka satria hitako fa tena adala.
manisà volana vitsivitsy fa tena hivika amzay iny satria ny seza izay nitady azy seza hazo ka tsy mahazaka orana amzao andron'ny cyclone izao,
tsy ta hahita za
novalian'i andrywui ny 04/02/2014 08:59
2. andrywui ( 23/01/2014 11:04)
Lefitatra à ,,,tenin'olokendry zany fa tsy ity mitady seza mifamono ity io ndray ve no mety , ny dikanzany de ny vahoaka no mitady sy tia azy amnizao aaa ,,,
3. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 11:50)
Za aloha efa kôpy amin'ny hanjo an'le rangah iny e ! Ry andrywii no mitovy anarana amny d faly ery !
4. lefitatra ( 23/01/2014 14:05)
Ra Yes Yes a, tenin'olokendry ve ireny mora henti-po be ireny e,
'' rahefa tsy hilain'i Hery vaovao za de mahita lalana " ,
sa hoe tenin'olokendry be fo ve , hi3 .
fa aza hitako ra havako rehetra fa afaka kelikely eo fa izy mitsam ireo indray no lasa mpifahavalo,
5. andrywui ( 23/01/2014 14:11)

lefitatra:

Ra Yes Yes a, tenin'olokendry ve ireny mora henti-po be ireny e,
'' rahefa tsy hilain'i Hery vaovao za de mahita lalana " ,
sa hoe tenin'olokendry be fo ve , hi3 .
fa aza hitako ra havako rehetra fa afaka kelikely eo fa izy mitsam ireo indray no lasa mpifahavalo,

Kalma rafitatra à ,, ao anatin'ny tontolon'ny politika avo lenta isika izao

1+1=2 ozy enao ,,,,nefa ry lerony mahita valiny 7 ,,de ozy ah oe kalma iany fa mikopaka izy amzao !!!
6. cyril ( 24/01/2014 03:10)
omeo seza izy d vita e
7. lefitatra ( 24/01/2014 04:35)

cyril:

omeo seza izy d vita e

ka izy anie Ra Cyril tsy mila homena seza fa ny seza no manao caravane mitady azy any Ambatobe e,
henjana nedala ka
8. andrywui ( 24/01/2014 09:19)
Ka raha tsy etikety MAPAR sy orange kou ane no nentin'i Hery vaovao tamin'ny fifidianana ka mety nopetahandraZanloi lavaka be izy e ,,, jereo ireo lany député 53 places ireo fa mapar daholo ireo
MAPAR = manohana an'i presida andry Rajoelina no dikany raha misy tsy mahay
9. lefitatra ( 24/01/2014 11:50)

andrywui:

Ka raha tsy etikety MAPAR sy orange kou ane no nentin'i Hery vaovao tamin'ny fifidianana ka mety nopetahandraZanloi lavaka be izy e ,,, jereo ireo lany député 53 places ireo fa mapar daholo ireo
MAPAR = manohana an'i presida andry Rajoelina no dikany raha misy tsy mahay

za koa aloha tena gaga e, fa tena mahery izy satria tena betsaka ny Mapar lany ,
ary seza halatra kay zany le mitady anlery ra yes2 a,
ny tena marina anie tena tia fahefana be Rajoel e, de hitadiavany toulemoyen de avy eo amzay izy sahy miteniteny fona satria efa sure izy fa tsy maintsy hiverina ao anaty andrimpanjakana
10. andrywui ( 24/01/2014 12:02)
Mila seza ve Rajoelina de efa tam 2009 izy no efa niteny oe tsy hilatsaka hofidiana ,,,zany ve no tia seza ????
11. lefitatra ( 24/01/2014 12:07)
ary so de hodianareo tsy hita sahady ara izy mivadibadika mihoatra nohon'ny andro ririnina ireny,
androany izy miteny O de rahapitso A de miovaova fona,
12. mirananirina ( 24/01/2014 12:15)
Raha i Rajoelina aloha dia tsy misy ilaina azy e! I HR ihany ny ahy no jereko, ary i papa tsy manaiky raha tsy mahazo seza dia ho sanatria ve PM? An an an
13. andrywui ( 03/02/2014 12:09)
Efa tsy ao anaty listra amn retraretra i Rajoelina ry lefitatra fa avelao izy handry ampiadanana à
14. ombelline ( 03/02/2014 13:22)

andrywui:

Efa tsy ao anaty listra amn retraretra i Rajoelina ry lefitatra fa avelao izy handry ampiadanana à

Izany ve tsy mampatahotra ! Tsy hanongana indray ve lery izany fa tsy ao anaty liste

Lery anie ao anaty liste manahirana , tsy ao anaty liste mahatsiravina foana e
15. andrywui ( 03/02/2014 14:43)
De innn no fika ry ombeline ?? Atao tadimody ahantona ny tendany zany ??? Mbola mandalo aty amiko anefa alou vao mahazo azy à ( aleo tsorina fa be baoty ny tenako ) manana grade ss lieutenant huhuhuh sérieux io à ,,,, i Rajoelina Andry no nanafaka anay teo ambavahohon'i dadanareo ,donc miaramaty amn tó zahay ,,,kalkalma iany ko tsika miresaka
16. ombelline ( 04/02/2014 08:30)

Ataovy @ izay hanaovanareo azy e , saribakolinareo be baoty sy frantsay anie izy e.

Izy nanafaka anareo hoy ianao, nareo koa avy ato aoriana lasa maître chanteur-ny ka dia izay hifanosehanareo ao .

Efa hatr@ 2009 ny malagasy no tsy nana-kambara fa raha vao mihetsika dia mahazo vodibasy . Izy nanafaka anareo dia miara-mampijaly vahoaka eto nareo izao .

Ataovy tsy tazan'ny masonay fotsiny izy fa mankadoa na ny mahita azy aza . Moins on le voit, mieux on se porte
17. andrywui ( 04/02/2014 08:59)
Efa tsy eo tsony ane izy zao ry ombeline fa kalkalma iany toi à ,,,
Rajoelina efa tsy eo mbola homboy homboy homboy iany ,,,aleo izy hitrankill any Oany e ,,, mlammm tsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5438