Mbola tsy voaasa any USA amin'ny volana aogositra aloha i Hery Rajao

1. hery ( 22/01/2014 21:17)
Hanasa filoham-pirenena afrikanina 47 ho any Etazonia i Obama amin'ny volana aogositra. Tsy anisan'izany i Madagasikara satria mbola tsy "ara-dalàna" hoy ny fanambaràna ny filoha vao lany.

Dia mbola tsy hahazo n'inon'inona avy amin'ny USA indray ve amin'ny 5 taona manaraka?


Barack Obama invite 47 chefs d’Etats africains à la Maison Blanche pour « ouvrir un nouveau chapitre »

(Agence Ecofin) - Les dirigeants de 47 pays africains sont conviés à la Maison Blanche les 5 et 6 août prochains pour faire « progresser les objectifs de l’administration en matière de commerce et d’investissement en Afrique » et mettre en évidence « l’engagement des Etats-Unis envers la sécurité de l’Afrique, le développement de la démocratie et de ses habitants?», à l’exclusion de « ceux qui n’ont pas de bonnes relations avec les Etats-Unis ou sont suspendus de l’Union africaine?». La présidente de la commission de l'UA, Nkosazana Dlamini-Zuma, sera également invitée.
Parmi ceux qui ne recevront pas le carton d’invitation figurent donc, sans surprise, le Zimbabwe, le Soudan et la Guinée Bissau, mais aussi l’Egypte et Madagascar dont le président fraîchement élu ne semble pas encore légitimé. ?«?Le président Obama se réjouit d’accueillir dans la capitale des dirigeants venus de tout le continent africain, afin de renforcer les liens avec l’une des régions les plus dynamiques?» a déclaré Jay Carney, porte parole de la présidence.C’est en juin 2013, depuis l’Afrique du Sud, que Barack Obama avait évoqué pour la première fois l’organisation de ce sommet destiné à « ouvrir un nouveau chapitre dans la relation entre les Etats-Unis et l'Afrique »
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 14:22
2. andrywui ( 22/01/2014 22:08)
Ka possible zany e satria mety mbola tsy mipetraka tsara amin toerany daolo ny andrimpanjakana rehetra ,na olomboafidy na ny tendrena ,,, normal izany !!
3. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 10:00)
Na tsy mbola misy andrim-panjakana mazava aza eto ny saribakoly anie azo atao an'ze tiana hanaovana azy e ! Fahanana izy tsy miteny ! Azera izy tsy mihontsona !sns e ...
4. andrywui ( 23/01/2014 11:11)
Saribakoly manampahaizana netsika io rapipins à tsy azon'ny mpilalao azy ahozongozona aaaa ,,,,
Mifanaraka amn fampandrosoana de ok fa tsy mifampilalao saribakoly mitsy ,,,si non rava ny coopération !! Efa tetika maty paika io ee aza mataoatra ,,,ny fanasana ho any usa zany oe tsy mbola asaina zany tsy olana ,,normal b zany fa mbola hipapapapapa hilelaka eo iany izy hanasa afaka volana vitsi2 ,,,
5. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 12:37)
Misy manam-pahaizana ve hanahaka ny DEBA ! Faratampon'ny galona sy ny fahaizana eto dago iny saingy nalatsany tany am kizo dago kely mahonena ! Misy olona fantatro tafiditra ao am tresor ! Nilazana mialoha lehiry fa tsy misy vola aloha izao ny ministera fa miandry rappel ny karama ka raha vonona izy d miasa ! Nanaiky lehiry satria kobony fa le SSS anie efa nampiasain'le razoky Fery vaovao iny e !
PS : Tiako kosa le ataon'ity ho Rapinpins a ! Mahafatifaty be
6. andrywui ( 23/01/2014 14:22)
Ho avy ny fanampiana avy any dilambato zao faza mbola maika be oa nareo !!!
Tsy ho lany ndray aza ny vola hitobaka eo ,,tonga de fotodrafitrasa be de be no iainga eo.faza mbola mipapapapapa fa ny investiture aza mbola tsy vita akory huhuhuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673