HA !! hanafoana valim-pifidianana ???...

1. andrywui ( 08/01/2014 13:18)
de oe ze propagandy natrehan'ny Rajoelina hono satri lehibena andrimpanjakana izy de foanana daholo !!!??? ary ny propagandy naterhin'ndry Mamy rakotoarivelo sy ny namany lehibena andrimpanjakana ireo ?? efa samy nanatrika tamnaireo propagandy reo daholo zany ny lehibena andrimpanjakana rehetra ka innn no mampi nainaina eee sa hanao otran'ny COTE D'IVOIRE ve no tena mahamaika sy tianareo zanak'i dada reo atao ee ??!
MAHAZAKA DONA TSARA ve ary nareo no mi provoque vono olona aminarivony otranio koa ,??
sa innn le tena tiana atao ??
novalian'i andrywui ny 09/01/2014 12:42
2. lefitatra ( 09/01/2014 08:14)
Ny fahamarinana sy ny fahamasinana no aoka hanjaka,
ary izay no tadiavin'ny zanak'i Dada sy ireo mpanaradia aminy
3. andrywui ( 09/01/2014 08:31)

lefitatra:

Ny fahamarinana sy ny fahamasinana no aoka hanjaka,
ary izay no tadiavin'ny zanak'i Dada sy ireo mpanaradia aminy


FAHAMARINANA ny hamono sy handatsakaina olona amanarivony otranle teo Ambohtsitohitra ve ? Mbola ampiana firy.ndray ary no tadiavinareo atao sorona ny ain'ny vahoaka FAHAMASINANA leondrà latsaka ity ve de fahamasinana ? Vono olona sy fivavahana no mody anarotsaronana azy ,de io dada nareo fa miketrika faty olona be de be ndray !!!!!!
SOA FA TSY NETY NANARAKA NY JEUX AN'I DADA I JLR , NANAIKY IZY , NEKENY NY VALIMPIFIDIANANA
4. hery ( 09/01/2014 09:49)
Tsy fanafoanana valim-pifidianana fa fanafoanana ny hala-bato. Rehefa natotaly ny fitoriana nataon'i JLR dia mahatratra 300.000 ireo vato tsy tokony hanan-kery. Ka ekeny ny valim-pifidianana izay mifanaraka amin'io.
5. andrywui ( 09/01/2014 10:17)
Maharaka vaovao tsara ve i hery Eugène e ?? Tsisy condition zany no teniny omaly hariva be ,,fa manaiky ze valiny eo izy ,,, hitatsika eo moa !!!
6. hadji ( 09/01/2014 11:13)

andrywui:


lefitatra:

Ny fahamarinana sy ny fahamasinana no aoka hanjaka,
ary izay no tadiavin'ny zanak'i Dada sy ireo mpanaradia aminy


FAHAMARINANA ny hamono sy handatsakaina olona amanarivony otranle teo Ambohtsitohitra ve ? Mbola ampiana firy.ndray ary no tadiavinareo atao sorona ny ain'ny vahoaka FAHAMASINANA leondrà latsaka ity ve de fahamasinana ? Vono olona sy fivavahana no mody anarotsaronana azy ,de io dada nareo fa miketrika faty olona be de be ndray !!!!!!
SOA FA TSY NETY NANARAKA NY JEUX AN'I DADA I JLR , NANAIKY IZY , NEKENY NY VALIMPIFIDIANANA

bonjour Andry,

raha misy olona hiditr ankeriny ao an-tranonao ve dia tsy hiaro tena ianao ary raha misy olona andeha ho eny Ambotsirohitra haka fahefana an-dalambe ve dia tsy hiaro ireo mpiambina ireo raha tsy hiaro azy ireo dia aleo tsy asiana

sa manana hevitra hafa ianao
7. andrywui ( 09/01/2014 11:18)
Ratsiraka zao tamn 2002 ry hadji nanaovan'ny sasany amboletra nidirana ambohitsorohitra sy mahazoarivo ,iavoloha fa tsy nampihetsika ny miaramila izy (afaka niaro ny Lapa) amn armes lourdes tsara mihitsy ,,sady ny resep amnarivony maro tao ,,fa neleony nanaja tena
8. hadji ( 09/01/2014 12:10)

andrywui:

Ratsiraka zao tamn 2002 ry hadji nanaovan'ny sasany amboletra nidirana ambohitsorohitra sy mahazoarivo ,iavoloha fa tsy nampihetsika ny miaramila izy (afaka niaro ny Lapa) amn armes lourdes tsara mihitsy ,,sady ny resep amnarivony maro tao ,,fa neleony nanaja tena
izaho manao hoe diso ny volazanao
9. andrywui ( 09/01/2014 12:42)
Tsy mahita avaly ah oe ,,, huh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.801